NEUTRE ve hono ny frantsay?
1. salopard
(
10/03/2009 23:54)
Ha!ha!ha!ha!ha....hi!hi!hi!hi!....ho!ho!ho!ho!ho!....
Tsy izay no question, fa misy pays neutre ve eto antany?
Lybie ao tchad sy soudan, neutre ve?
Russie ao Ukraine sy tchetchenie, ary georgie, neutre ve?
Chine ao Birmanie, sy corée du sud sy corée du nord Neutre ve?
Ny amerikanina ao Irak, sy arabie saoudite, ary ao georgie sy tibet, neutre ve?
Tsy misy fitiavana madio izany ny @ ireo, mitady tombotsoa daholo, avy eo zay azo ihoriranana no iarahana.
sahala @ bandy ihany, samy hihinana ilay fika any @ le sipa no no mahamaika, avy eo izay mba mihinana,, nefa mba mitsinjo ilay fika koa, izany hoe:mba tsy hohanina lava fa sao reraka, iny no vadiana, fa tsy le bandy mihinana foana na reraka ianao na tsy reraka.
izay fa tandremo ny zone rougen-tsika tsirairay rasipa a!
sao misy any aloha e!
snif, snif, tchouf, tchouf...

novalian'i vilambava ny 11/03/2009 09:27
2. sudafy
(
11/03/2009 00:05)
ahoana salopard an manja e,misy an le zavatra aty raha mitady ela e ,f'aiza no misy anla dia manao rdv e :lol: :lol:
3. xxx
(
11/03/2009 00:09)
Mnao tsinontsinona ny VEHIVAVY VAO NANKALAZA NY FETY elah ,dia aza miala ao @ kisoa ao zany kou
7. salopard
(
11/03/2009 08:24)
ahoana salopard an manja e,misy an le zavatra aty raha mitady ela e ,f'aiza no misy anla dia manao rdv e
salt ny andriana sudafy a! milay ianao e! manaja anao , eto @ tanana ihany, fa mbola mba mihodikodina, sao mba mahazo ilay minisitra ny culture e(culture na bozaka mantsy no mba ho exporter-ntsika any chine raha tafta ny tolona)
Inona no tian-drasalopard ,vovontsira sa lavenona sa bozaka ?
Rehefa gasy da mety e! fa tsy mila kolombianina, na afghan, na maroc-anina isika e!)
le avy any toliara irny ohatra, na le avy eny sab-nam koa milay e
8. sudafy
(
11/03/2009 08:52)
ok salopard an,mahereza e ,lasa minisitry ny rano sy ala izan an :roll: :roll: :roll: