Mba atsaharo amin'izay ry zareo ny fifandrangitana sns
1. essera
(
11/03/2009 07:31)
Salama daholo,
Sujet napetrako teto io lohateny io omaly. Na fantatry ny sasantsasany aza ny fiandaniako amin'ny mpifanandrina izao, dia amiko, matoa ra8 ry zalah efa niaky omaly hoe nisy hadisoana nataony dia efa TENA ZAVA-DEHIBE IZANY.
Mahafantatra tsara isika ny fomba fitenin'Ra8 rehefa miteny amin'olona fa tsy dia mety loatra ary somary miendrika didiko fehy lehibe. Kanefa sarotra inoana ange ireny ry zalah fa vitany e. Somary nanaitra ahy ny partie kely tao amin'ilay teniny hoe "amin'ny foko no tena hitenenako....". Efa miaiky izy ry zalah fa mba aoka izay. Mba omena ny hajany ihany izy na dia hoe nisy tsy nety nataony aza (fahendrena izany).
Fanampiny, na dia nahita an'ilay vice amiral omaly tsy nahateny iny aza ve ry zalah dia mbola tsy hahatonga saina hoe atsaharo amin'izay ny fifandrangitana fa efa tena hatramin'iny ray aman-dreny be iny nampalahelo nandray fanapahan-kevitra nivoaka ny fiara nandeha tongotra hivoaka ny vavahadin'ny etamazoro. Ireny ange ka napetraka fa tsy safidiny ny ho eo amin'io toerana io fa naleony ary mety mijanona amin'ny maha amiraly azy fotsiny.
Aoka izay fa aleo mifandray tanana. Amiko tsy malagasy zato isan-jato intsony raha mbola hitohy ihany ny fisian'ny hoseo fa resy sns.
Ny tenanay izao mihitsy no nahery setra teo aloha tamin'ny fandefasana sujet teto fa rehefa hita hoe mba andron'ny fifamelana dia mba aoka izay.
Sa iza no mbola handiso ny tenako amin'izany.
Saintsaino e.
dia ity ny bizoroka ho an rehetrarehetra.
hhhhhhhhhhhhhhmppppppppppp

novalian'i essera ny 11/03/2009 09:50
4. tsinjo
(
11/03/2009 07:46)
essera:
Fanampiny, na dia nahita an'ilay vice amiral omaly tsy nahateny iny aza ve ry zalah dia mbola tsy hahatonga saina hoe atsaharo amin'izay ny fifandrangitana fa efa tena hatramin'iny ray aman-dreny be iny nampalahelo nandray fanapahan-kevitra nivoaka ny fiara nandeha tongotra hivoaka ny vavahadin'ny etamazoro. Ireny ange ka napetraka fa tsy safidiny ny ho eo amin'io toerana io fa naleony ary mety mijanona amin'ny maha amiraly azy fotsiny
Disoako tanteraka io , tsy nety namaky iny ttsy iny satria noterena , ary na ireo vavan'ireo capsat tonga tao nga tsy mba henonao fa tena tery vaimanta mitsy , amiko ianao dia manoratsoratra fotsiny fa tsy vokatry ny fonao akory ito teninao ito ''Aoka izay fa aleo mifandray tanana. Amiko tsy malagasy zato isan-jato intsony raha mbola hitohy ihany ny fisian'ny hoseo fa resy sns.'' :-w raha tena mijery am fo tsy miangatra ianao ka tena mila ilay fifandraisan-tanana dia tena mahay mijery sy mandinika ary mamakafaka ny zava-mitranga, fa tsy mbola ny mahazatra anao iany no tohizana
5. andrywui
(
11/03/2009 08:17)
Salama daholo,
Sujet napetrako teto io lohateny io omaly. Na fantatry ny sasantsasany aza ny fiandaniako amin'ny mpifanandrina izao, dia amiko, matoa ra8 ry zalah efa niaky omaly hoe nisy hadisoana nataony dia efa TENA ZAVA-DEHIBE IZANY.
Mahafantatra tsara isika ny fomba fitenin'Ra8 rehefa miteny amin'olona fa tsy dia mety loatra ary somary miendrika didiko fehy lehibe. Kanefa sarotra inoana ange ireny ry zalah fa vitany e. Somary nanaitra ahy ny partie kely tao amin'ilay teniny hoe "amin'ny foko no tena hitenenako....". Efa miaiky izy ry zalah fa mba aoka izay. Mba omena ny hajany ihany izy na dia hoe nisy tsy nety nataony aza (fahendrena izany).
Fanampiny, na dia nahita an'ilay vice amiral omaly tsy nahateny iny aza ve ry zalah dia mbola tsy hahatonga saina hoe atsaharo amin'izay ny fifandrangitana fa efa tena hatramin'iny ray aman-dreny be iny nampalahelo nandray fanapahan-kevitra nivoaka ny fiara nandeha tongotra hivoaka ny vavahadin'ny etamazoro. Ireny ange ka napetraka fa tsy safidiny ny ho eo amin'io toerana io fa naleony ary mety mijanona amin'ny maha amiraly azy fotsiny.
Aoka izay fa aleo mifandray tanana. Amiko tsy malagasy zato isan-jato intsony raha mbola hitohy ihany ny fisian'ny hoseo fa resy sns.
Ny tenanay izao mihitsy no nahery setra teo aloha tamin'ny fandefasana sujet teto fa rehefa hita hoe mba andron'ny fifamelana dia mba aoka izay.
Sa iza no mbola handiso ny tenako amin'izany.
Saintsaino e.
dia ity ny bizoroka ho an rehetrarehetra.
hhhhhhhhhhhhhhmppppppppppp
tandremo ihany :@ :@ ry essera fa hanaovan olona kibay ankelika eo elah vo petsa eo !! mody manaiky ry lerony fa lerany tampoka eo !! aleo tazomina ihany ny hevitra fa tsy matimatiko lolo ireto Tim ireto letsy !! fetsy any reo lety e
8. xxx
(
11/03/2009 08:33)
FIRY FIRY IREO OLONA NAMPIDIRIN'I RA8 TANY AM-PONJA. TSY NANANY HANTRA NA DIA EFA NITOMANY SY NIFONA AZA NY VADY AMAN-JANANY KOA AMIN'NY FOMBA AHOANA NO HOE EFA NIBABOKA SY NIFONA I RA8 DIA AVELA FOTSINY ?????
MIANDRY AZY LETSY TSIAFAHY SY NY FANDRIANA FENO KONGONA ARY SAKAFO MANGAHAZO MAINA 1 MANDEHA ISAN;ANDRO.
QUEL HYPOCRITE CE RAVALO-ANANA, CON!

9. orthon
(
11/03/2009 08:35)
Izay mbola problème antsika malagasy mpihatsaravelatsihy.Matoa mteny an'reny ny filoha de zao teny olon-dehibe iren ar tenin-dray aman-dreny marina toko fa mato iz diso de ny maha oul az ka zao zay ts nanota t@nareo no aoka hitora-bato azy.
10. andrywui
(
11/03/2009 08:40)
Kay mivatravatra ato zany an !! Marina be zany zoky a !! ho alefatsika izy ho ampiaingana teo mitsy izy kah !!! fay izy zay zoky a ! sady miavombava anie io ranga io e
:-* :-* =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> :-*
mamoaha PS kely zoky fa tsy misy atahorana eto a!!

11. xxx
(
11/03/2009 08:53)
ka zao zay ts nanota t@nareo no aoka hitora-bato azy.
TSY RESAKA BAIBOLY SY JESOSY IZY RA OTHON FA RESAKA POLITIKA SY FIANAM-BAHOAKA A!
KA NY TENAKO DIA SAHY MILAZA AMINAO FA SAHY NY HITORA-BATO AZY SATRIA NY TENAKO TSY NANAGADRA OLONA @ TSISY ANTONY, SY NIHINANA VOLAM-BAHOAKA, ARY TSY MBOLA NIVAROTRA TANIN-DRAZANA HOATRAN'I RA8 AHO.
12. essera
(
11/03/2009 08:57)
Misaotra amin'ny hevitra nataonareo rehetra ry mpisera.
Amiko dia adidy ny mampihavana. Marina daholo ny noteneninareo hoe firy no victime tam Ra8. Na ny tenanay izao aza dia nahita ary niharany. Fa raha raisiko hoe hiady hevitra izany hitady vahaolana (na mbola tsy tonga amin'ny fampihavanana aza, nefa mbola vao miditra ny iray na tim na tgv dia efa voan'ny toraka kiraro be. Dia rahoviana moa izany no hisy tsirin-kevitra mivoaka eo.
Ekena fa tena ao amin'ilay hafanam-po tena miaro hatezerana isika izao. Fa tsy hisy zava-banona eo na ho an'ny proTGV na proTIM raha tsy misy trêve kely mihitsy aloha. (ny mpiady anaty akata aza rehefa misy négociation amin'ny otage sns mbola misy fihatoana kely ihany amin'ny fifanakalozana otages ohatra).
Za izao dia mifona amin'ny razoky le nanoratra hoe "disoako tanteraka .... momba an'i vice amiral etc..." (jereo ery ambony). Dia mahamenatra ve ny manaiky diso e. Nampihena ahy 1 grama ve izao ny nanaiky ny démenti an'i zoky namaly. Vao miha ahafahako misaina sy mandinika kely aza ary ampiako "misaotra tompoko".
Mba saino ihany e.

13. tsinjo
(
11/03/2009 09:07)
essera :-* tsisy sarikely mifandray tanana ato de aleo atao an'io na samy bady ary :-D
14. essera
(
11/03/2009 09:24)
tsinjo:
essera :-* tsisy sarikely mifandray tanana ato de aleo atao an'io na samy bady ary :-D
Milay les e. Tonga d ça va b fa merci.
15. snakerivo
(
11/03/2009 09:29)
ATAOKO ANGAMBA RY ZAREO FA ANDRON'NY FIFAMELANA AMIN'IZAY ZAO SADY MBOLA TSY TARA E ! NY TENANAY KOA EFA LEO NY KORONTANA ISANKARANY KOA
16. xxx
(
11/03/2009 09:33)
MBOLA TSY VITA NY FILM RA ZOKY A!!! ALEO VITA TSARA FA RAHA HIFAMELA SAHADY DIA BE NY LOLOM-PO SURTOUT RY RA8 IRETO OLONA RENCUNER HATRANY @ TAOLANY MHINTSY!
17. TIMTIKO
(
11/03/2009 09:43)
IANBAREO TGV IREO IHANY NO MPANDRANGITRA EFA NAHITA CTION TIM VE IANAREO KA NAMAKY TRANO NA NANAKOROTANA NA NIADY TAMI MIARAMILA NA POLISY
MBA JEREO KELY RY MPANAKOROTANA ISANY AAA
REHEFA HO SAMBORINA VAO MANDOSITRA MAKARY AMI FRANTSAY AKAMAN I RA 8 ARY
HOY I TGV VONJEO AHO EEE VONJEO AHO FA TADIAVIN I RA 8 OMENA RONONO BE LOATRA TSSSS MARARY SAINA NAREO BOAY KELY IO DE ARAHINA TSSSS :-D :-D :-D :-D :-D :-D

18. essera
(
11/03/2009 09:50)
xxx:
MBOLA TSY VITA NY FILM RA ZOKY A!!! ALEO VITA TSARA FA RAHA HIFAMELA SAHADY DIA BE NY LOLOM-PO SURTOUT RY RA8 IRETO OLONA RENCUNER HATRANY @ TAOLANY MHINTSY!
Tsy misy tsy vitan'ny fifamelana lets REHEFA TENA VONONA. Sao d ho lasa ohatran'ny ady any firenena afrikana sasany ampolo taonany les no iafarany dia aleo am zay les papa ijanona.
Henoy fotsiny izay miteny hoe kely vovok'aina papa na be sandry papa fa jereo ihany ireto efa tena rotaka be ity.
Mba henoy ange ilay tononkira kely an'ilay bandy iray izay, tsy ny fironany plitika no antony fa ilay partie kely hoe :
Oay reto isika fa mifanenjika sy mifandramatra ohatra ny BIBY
oay reto isika viravirain'ny demony ratsy mpanao pôlitika
tsy ny hevitra intsony fa tena ny olona izao no miady
mifamono lolo na ray aman-dreny na koa ny mpivady
mpiralahy izao mitsitokotoko tsy mifandray tànana
Ary tena zava-misy am zao fotoana io bain a.