colonel Noël Rakotonandrasana o
1. sudafy
(
11/03/2009 07:25)
hoy ny Colonel Rakotonandrasana ao @ capsat manolona ny adidy ho raisiny tsy hiambo adidy aho mon vice-amiral Mamy Ranaivoniarivo,
novalian'i nyavo2000 ny 11/03/2009 13:55
2. xxx
(
11/03/2009 07:49)
400millions dia efa voafidy ny miaramila ny capsat,dia mba ohatrinona par tete no azo amin'izany sa lasan'ny lery daholo ny saosy e :-D :-D :-D
3. xxx
(
11/03/2009 07:57)
ay mba fantatrareo iany oe zara ra misy ny vola omena anle tena mpiady fa lasanle jeneraly Rasolmahandry daholo ny sôsy e, valy fingika fingaka io rams a, razanaka manao ny nahany samy manao ze hinanany io e, zany nge zao ny fiaianana ankehitriny e.
Mba henonareo ve le torapo ao @ Radio Mada e mapmeme mitsy e, veloma Ra8 ô, veloma any @ sinoa any
Mba henonareo ve le torapo ao @ Radio Mada e mapmeme mitsy e, veloma Ra8 ô, veloma any @ sinoa any
6. xxx
(
11/03/2009 10:09)
Iza no tena mpandroba e ? mahagaga nge ny TIM e, inn no mbola nanakorotanany taty @ 13 mai taty, tsy mba nipetraka tsara tany Mahamasina tany fa manao lalakitakisoa fotsiny, noheveriny fa de otran'reny smart tanjombato reny nga 13 mai ka ho azony robaina, mbay tany, ts'isy io, ndana mahazo any fa amboarinay aty, sa mbola tsy ampy nga le omaly
7. xxx
(
11/03/2009 11:17)
Vao jerena dia tena hita owe Colonel Fozaorana be , am`lay mpandray tsolotra lozantany ! Io anie tsy hoe voavidin`ny TGV ny Chef de Corps maromaro dia hoe hilamina io satria hatao Barofo daholo ny zavatra rehetra ! Forcer-na hanao demission ny Minisitry ny Fiarovana dia mihevi-tena hoe lasanay ny tanana amin`ny ty fombafomba terroriste ! Tena sady mampme be no mahamenatra ! Tsy aritro intsony ny tsy hiteny hoe Goukouni Wedey sy ry Hisenabre ee !! Averiko ihany fa na iza na iza mihevitra ny hanao fanovàna eto amin`ny tanana , dia tsy maintsy mandalo amin`ny VAHOAKA MARO AN`ISA foana aloha ! Ny VAHOAKA MARO AN`ISA FOANA no mamaritra na ekena na tsia ( izany hoe Fifidianana) ny fiovana iray tiana hatao fa tsy hoe ity fatin`olona rehetra sy ity jiolahim-boto rehtra te hi-s`autoproclame ity akory de hoe ekena daholo ! Ny hoe zah CEMGAM vao2 sns dia resa-be sy propagandy politika fotsiny ihany . Mitovy amin`ny 4mi anankiray miteny hoe zah Pere Noel !
8. nyavo2000
(
11/03/2009 13:55)
fantaro ny fianakaviany e!
Aiza no mianatra, iza no vadiny aiz no mipetraka..
Any isika no miaro tena tahaka izay natao t@ FRS fahiny
Aiza no mianatra, iza no vadiny aiz no mipetraka..
Any isika no miaro tena tahaka izay natao t@ FRS fahiny
