Politika
xxx
(
09/03/2009 13:58)
Lasa adala ny site sobika, ny bug noho ny fidirana tsy misy farany ataon'i.............
Ny information ao foana moa no alaina handrangitana ny olona eto ka izao no niafarany. Raha tena matanjaka tsy ...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2009 15:38
xxx
(
09/03/2009 13:04)
MIFAMPIVAVAHA IANAREO :D :) :( :? 8O :o 8) :lol: :x :cry: :oops: :P :twisted: :roll: :wink: :/ 8-) :°) :} :^) :-D :-P :-o :{ ^^ ;-) :* MIFAMPIVAVAHA IANAREO :idea: ...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 09/03/2009 21:07
nyavo2000
(
09/03/2009 12:54)
-Araka ny tatitra mari-pototra, dia fantatra fa vola 400 M FMG no takalo amin'ny fihetsika nataon'ny sous-officier omaly.
4×4 toyota hilux N° 2450 TAF sy Golf type 4 gris no nanao ny fifanolorana...
tohiny
novalian'i gran ny 10/03/2009 20:15
xxx
(
09/03/2009 12:53)
Nahoana tokoa moa no tsy miray hina ny olona rht @ izao situation izao na pro-Ra8 enao na pro-TGV de samy hiovaka perte @ io fanararaotana fandrobana misy @ izao fotoana izao io. Alefaso ny soso-kevit...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2009 13:51
penguin
(
09/03/2009 12:42)
Tsy tahotra tsy henatra fa nandrahona ny mpampiresaky ny Radio VIVA ary nilaza sy naka ohatra ny resaka tamin'ny GAL Fidy. Nolazain-dreo fa mandositra hono no hain'ny miaramila Malagasy ka mitandrema ...
tohiny
novalian'i penguin ny 10/03/2009 05:56
rahiratra
(
09/03/2009 12:21)
Kay moa ka asa fivelomana tsara hoy ry zalahy ny miaramila ary tany milamina i Madagasikara ka na sarim-bavy aza afaka manao miaramila. Tonga ny saritaka dia milaza ho tsy izy ny akama....
tohiny
novalian'i ratavao ny 09/03/2009 14:31
xxx
(
09/03/2009 12:19)
RAHA TENA MIVAVAKA IANAO RY MONGA BE DIA HENOY NY TENIN'NY RAY AMANDRENY NANATRA HOE MIFAMPIVAVAHA IANAREO FA TSY MANAO LOHAN'ANTITRA ADALA ETO TSOTRA ANIE IZANY E!...
tohiny
tataka
(
09/03/2009 12:01)
Mba menatra aorian'ny 24 ora raha mbola eo Ra8 satria na ny Ministera azo aza tsy voatana akory....
tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2009 13:55
ronaldo09
(
09/03/2009 11:57)
Vita hatreo ny fitondrana jadona,fanavakavahana ara-piaviana ,fitondrana tsy refesi-mandidy nataon-dRavalomanana sy ny tariny ny fandrobana. Ny VIVA nataon'ireo milisy , ny fisian'ireo mpikaraman...
tohiny
novalian'i ngoiha ny 10/03/2009 12:44
penguin
(
09/03/2009 11:46)
Izay no izy fa samia miomana fa ho avy ny Fitondran'ny Fandrobana. Izay manana dia ireny no alaina hampanana haingana ny tsy manana...
tohiny
novalian'i aloalo ny 09/03/2009 12:52
Optik
(
09/03/2009 11:37)
Raikitra ndray ny fandrobana magazay eny tanjombato,
Mino aho fa FALY tena faly zao Odon Razanakolona satria tsy misy miaramila miasa tsony....
Misôtra môsenera....
tohiny
novalian'i ifiona ny 09/03/2009 13:17
xxx
(
09/03/2009 11:30)
ARAKA NY VOALAZAN'NY AFP SY CNN DIA VAHOAKA BE TEO @ 13mai androany,entre 15000a 30000,ary efa betsaka ireo officier no manaraka an'i tgv,...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2009 14:23
penguin
(
09/03/2009 11:11)
Na hanohy ny resaka bontolo ny mpandroba, na hitady hevitra maloto isan-karazany mba hanasarantsarahana ny Miaramila, na hampiady ny finoana Katolika sy ny hafa, na mody miantso Andriamanitra nefa ny ...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 10/03/2009 09:24
xxx
(
09/03/2009 11:10)
zareo vé no manao ny ataony ady seza dia tsika no fitaovana ampiakatrazy e,aza manaiky atao olona sorona e,mapalaelo,te hanakarena daolo anié e,misaotra :* ...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2009 16:12
grosbras
(
09/03/2009 10:24)
nahagaga fa natahoatra i tgv dia tsy sahy nihaona an'i ra8 sy ffkm ary firenena mikambana io maraina io ,tsy tonga e.Efa en lieu sur hono izany ve no hitondra firenena raha vao misy sahotaka dia efa a...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2009 13:29
bema555
(
09/03/2009 09:49)
Tsy mankaiza tsony ny fitondranao ry R8 ô!!!
Sommet no ataonao lahara-pahamehana nefa ny an'ny olona fiharianm-pirenenera no tena ilaina!!! Asa ho vitanao zany sommet somet nao zany rah tsy mila i g...
tohiny
novalian'i ratavao ny 09/03/2009 10:58
xxx
(
09/03/2009 09:34)
F5 pour actualiser les news. heure de Madagascar
12H37 : L'abscence de forces de l'ordre fait craindre le pire pour les commerces
12H30 : La Société SFOI a aussi été pillée la nuit dernière ...
tohiny
novalian'i ratavao ny 09/03/2009 10:53
Andribe
(
09/03/2009 09:34)
Dia hono hoa ny vahoaka zany mandeha in mandeha tongotra dia raha miampita ranomasina
iza no mande kokoa amireo
raha mande avion miampita ranomasina ve??
raha mande tgv miditra ambany ranomasina v...
tohiny
novalian'i ratavao ny 09/03/2009 10:47
grosbras
(
09/03/2009 09:08)
izay vonona dia aza misalasala ,rehefa notadiavina ity resaka ity dia ndao,une occassion unique ry zalahy ka dia tonga maro...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2009 11:25
xxx
(
09/03/2009 08:41)
- Tsy manaiky sy tsy mahazaka ny hevitry ny hafa
- Tsy menatra manao otage olona civile na miaramila
- Mampiely vaovao lainga sy tsy marim-pototra
- Mandroaka ireo mpampiasa vola na Malagasy na ...
tohiny
novalian'i ratavao ny 09/03/2009 11:12
