Fitondrana Rajoelina

1. xxx ( 09/03/2009 08:41)

- Tsy manaiky sy tsy mahazaka ny hevitry ny hafa
- Tsy menatra manao otage olona civile na miaramila
- Mampiely vaovao lainga sy tsy marim-pototra
- Mandroaka ireo mpampiasa vola na Malagasy na vahiny
- Ny jiolahim-boto no tompon'ny tanàna sy fahefana
- Ny manampahaizana manokana amin'ny intox no ataoSG sy DG-n'ny RNM sy TVM.
- Zava-doza ny fianarana satria raha mitombo ny fahaizan'ny olona dia mitombo ny qualité d'analyse ataony. Ho mora foana aminy ny misavasava ny lainga marivo tototra afafin'i Rajoelina sy ny forongony
- Tsy mila fidina intsony Rajoelina fa efa manana pouvoir manao auto-proclamation izy ary izy irery ihany. Mbola hodinihina miandalana ny tsy hanomezana an'io fahefana io amin'ny olona rehetra. Raha tsy izany dia mety ho lasa Président de la Haute Autorité de la Transition daholo isika rehetra. HOUURRAIII
- Rehefa mafampana ny situation dia manana "Lieu Sure" izy hiafenany
- Ny tsy mahazo vato indrindra amin'ny fifidianana no atao praiminisitra sy minisitra (ex. Roindefo sy NyHasina)
- Tsy avela mamono afo intsony ny pompier (sao dia andian-jatovo manao pillages manko no nandrehitra ny afo, tolona daholo izany)
- Tsy ilaina intsony izany constitution na lalana izany. Avy aminy daholo mantsy ny baiko
- Ireo izay tsy mandray ny baikony ary tsy manohana ny pillage sy fandrobana rehetra dia tsy maintsy ho fantarina amin'ny alalan'ny andrimasonjiolahy (Atoa Allain Ramaroson no ho minisitra miandraikitra manokana an'izany sady specialiste en la matière rahateo ranamana)

Lava be ny listes fa dia santionany fotsiny ireo

novalian'i ratavao ny 09/03/2009 11:12
2. essera ( 09/03/2009 08:53)
Tena ovay fotsiny Ravalomanana ange io anarana io. Dia vakio sérieux tsara raha tsy milaza tsy anontaniana ny ataon'ny filoham-pirenena ranamana ity.

Ovay fotsiny eo amin'ny le resaka NyHasina sy Roindefo oe : "RECORD GUINESS DE NOMINATION"

Vakio ange. Tena hainao tsara mihitsy le izy fa misaotra betsaka ry ilay tsy mitonona anarana. Etiquette izany no soloinao fotsiny.
Milay kosa le fikanao a. Vakio am zay ange :

xxx:

- Tsy manaiky sy tsy mahazaka ny hevitry ny hafa
- Tsy menatra manao otage olona civile na miaramila
- Mampiely vaovao lainga sy tsy marim-pototra
- Mandroaka ireo mpampiasa vola na Malagasy na vahiny
- Ny jiolahim-boto no tompon'ny tanàna sy fahefana
- Ny manampahaizana manokana amin'ny intox no ataoSG sy DG-n'ny RNM sy TVM.
- Zava-doza ny fianarana satria raha mitombo ny fahaizan'ny olona dia mitombo ny qualité d'analyse ataony. Ho mora foana aminy ny misavasava ny lainga marivo tototra afafin'i Rajoelina sy ny forongony
- Tsy mila fidina intsony Rajoelina fa efa manana pouvoir manao auto-proclamation izy ary izy irery ihany. Mbola hodinihina miandalana ny tsy hanomezana an'io fahefana io amin'ny olona rehetra. Raha tsy izany dia mety ho lasa Président de la Haute Autorité de la Transition daholo isika rehetra. HOUURRAIII
- Rehefa mafampana ny situation dia manana "Lieu Sure" izy hiafenany
- Ny tsy mahazo vato indrindra amin'ny fifidianana no atao praiminisitra sy minisitra (ex. Roindefo sy NyHasina)
- Tsy avela mamono afo intsony ny pompier (sao dia andian-jatovo manao pillages manko no nandrehitra ny afo, tolona daholo izany)
- Tsy ilaina intsony izany constitution na lalana izany. Avy aminy daholo mantsy ny baiko
- Ireo izay tsy mandray ny baikony ary tsy manohana ny pillage sy fandrobana rehetra dia tsy maintsy ho fantarina amin'ny alalan'ny andrimasonjiolahy (Atoa Allain Ramaroson no ho minisitra miandraikitra manokana an'izany sady specialiste en la matière rahateo ranamana)
Lava be ny listes fa dia santionany fotsiny ireo

3. xxx ( 09/03/2009 08:55)
ireto ny minisitra tarihiny

premier minisitra monga be razoky manga be mpivavaka mafàna fo tia ny vahoaka rehetra > minisitry ny fampiadiana olona sy fanelezana tsaho

rangorivao " concubinany " toa ny elefanta mahafatifaty an'i monga be "
minisitry ny mody adala sy assistante eo @ fampiadiana olona

ny ambiny minisitsa marionety

fanjakana guignol izany tsy haharitra fa toa ny akofa ho tsofin'ny rivotra ka hiely erak'izao tontolo izao ny akondranany mialà eo rajoelina

4. essera ( 09/03/2009 09:01)

Le tena milay amin'ity dia manomboka any amin'ny praimnistra Ra8 ka hatrany amin'ny chef de cabinet any amin'ny ministère rehetra dia :
MARIONNETTE DAHOLO DAHOLO.

Lazaivo fa mandainga indray ary aho. Tsy misy mahatapakevitra izany ireo fa miainga avy any am Ra8 daholo ny bokotra rehetra. Mbola mandainga ihany aho e ??

Teneno aho rehefa tonga am lé destination isika. Lé miharihary daholo ny zava-drehetra.

5. ratavao ( 09/03/2009 11:12)
TSY ALEO DE MANGINA RY essera REHEFEA TSY MAHITA HI LAZAINA INTSONY A!
TOA SANATRIA IZANY MIREDIREDY VE SISA VAO MIARAMILA NO MIKOMY DE EFA TSY ZAKANAO SAHADY NEFA MBOLA HO AIZA ANEFA IZANY E!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2857