Politika

tanymasina ( 08/03/2009 14:53)
Tsy voahaja hono ny fepetra notakiany hiverenana hanelanelana !!! Fepetra inona ? I. Fahafahana miteny sy maneho hevitra ? Ny misy : - Lainga, TSAHO, fitaka hanodinam... tohiny
novalian'i zandikely ny 08/03/2009 18:38
bazylou ( 08/03/2009 13:58)
hihih; io fa ef anipitika daholo ny miaramila tsy manaiky ny lehibeny intsonyfa lasa any amin'nytgv!! mety ka. :-P :-P :-P ... tohiny
novalian'i zandikely ny 08/03/2009 18:56
Andribe ( 08/03/2009 12:17)
nankaiza i boay kely sa bedy dia tsy nahazo gouter dia mbola midongy sa manomana zavatra ratsiratsy kokoa mangingina ratsy izy zany ao raha 8) 8) 8) ombay mitady izy fa mety lasa nanao fugue s... tohiny
novalian'i xxx ny 08/03/2009 16:57
andrywain ( 08/03/2009 10:41)
Hiditra Tafiditra: andrywain Hanova tenimiafina Hivoaka Fanoroam-pejy Fandraisana Fitsipi-pifehezana Fitadiavana Hanoratra Statistika Endri-tsoratra Ny dinika Ny dinika rehetra ... tohiny
xl ( 08/03/2009 08:56)
Mahalasa saina sy eritreritra ary toa mananarina ny kajikajiko ihany ireto zava-miseho voamariko ireto: -Niaraha-nahita ny zava-niseho tamin’iny herinandro iny nanomboka ny alatsinainy 2 mars:fandr... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 08/03/2009 14:59
Oay ( 08/03/2009 07:45)
Manitikitika ny saiko hoe "Ahoana ary toa ny TGV ihany no manao andrimasompokonolona kanefa d ny mponina misy TIM". Fa maninona ny TIM tsy mba mampiseho ny fanoanany ny filou-ny, lasa ihany ny saiko... tohiny
novalian'i tafondro ny 08/03/2009 13:24
diana ( 08/03/2009 07:20)
Tena tsy lasa daôlo reto mpitondra reto. Le8 efa iny saika naongana iny fa mbola tsy tafa atrizao fa ny blème kou matahotra ny masony boay kely nefa te hividy ny lohany. Zao zao ny ay : ny yaourt 1.... tohiny
novalian'i xxx ny 08/03/2009 09:15
xxx ( 08/03/2009 05:02)
:^) mety vé ra-president ianao nefa tsy mipoatra vahoaka fa téléphone no hiresahina amin'ny mponina,asa mety vé io hoy nareo anefa ny tena filoa :!: ... tohiny
TEGEVE ( 08/03/2009 01:03)
anaka isany mapiasa ny teti-dratsiny hatrany ny anaka mamoafady andrywui rehefa tsy nahomby intsony ny copie-coller,saingy maivana le hacker ,maivana toa ny TGV ihany moa izany,miverena @ làlana mahi... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 08/03/2009 15:19
bazylou ( 07/03/2009 23:51)
ao fa ianreo mianakavy no nifidyazy e!! aza mimenomenona ary ny mividy menaka 50.000 fmg ny litre, ny yaourt 1.500, de reveo ao e. ny anay tsy omenayanareo :roll: :roll: ... tohiny
novalian'i xxx ny 08/03/2009 10:33
xxx ( 07/03/2009 22:44)
fanazavana fohifohy ,ny fanjakan dia toy ny ay amandreny ihany ary ny zanaka no vahoaka. io ray amandreny io mikarama 1000euros par mois,izany hoe vola azo t@ impos isankarazany toy ny tourisme ny i... tohiny
novalian'i ndenn ny 08/03/2009 11:31
diana ( 07/03/2009 21:13)
Tena tsy lasa daôlo reto mpitondra reto. Le8 efa iny saika naongana iny fa mbola tsy tafa atrizao fa ny blème kou matahotra ny masony boay kely nefa te hividy ny lohany. Zao zao ny ay : ny yaourt 1.... tohiny
novalian'i andrywain ny 08/03/2009 11:18
bazylou ( 07/03/2009 20:54)
satria tsy zakan'ny le8 ilay kombaka dia atao daholo izao fandotoana and co izao. Lazainy mazava tsara hono fa hoe hita tao amin'ny viva ny materieln'ny mbs. Ny harivan'io ihanyny radio dia nilaza maz... tohiny
Optik ( 07/03/2009 20:46)
[b]"[i]Na basy na tafondro hipôka, tsy hihemotra isika; eo anilanareo mandrakariva aho[/i]"[/b] Andry Radomelina 07/02/2009 Vô bomba lacrymo. fosiny anefa zao no mipôka de niova ny tononkira: ... tohiny
novalian'i ni81 ny 08/03/2009 11:48
fozaoranabe ( 07/03/2009 20:02)
ARAKA NY TAPAKEVITRA ATAO @ fivoriambe foza orana dia tapaka fa ny hevitra fa atsahatra ny fandefasana copie coller,satria betsaka loatra no fitarainana azonay mpiandraikitra(foza orana),sy ny fangata... tohiny
novalian'i xxx ny 08/03/2009 10:37
Noue ( 07/03/2009 19:09)
[b]“Maintenant, je suis caché en lieu sûr, où on ne peut pas m’attaquer. Jusqu’à ce que ça se décante, je ne peux plus me présenter physiquement devant mes partisans” “La situati... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 07/03/2009 23:22
bazylou ( 07/03/2009 17:20)
tgv ihany ny anay e!! :roll: ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 07/03/2009 23:09
andrywain ( 07/03/2009 16:10)
tena wain be za fa resy tgv ary diso hevitra hatramvolohany :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: aleo le ps andrywi sisa ampiasaina dia hivadika TIM amizay aho mifona hery mifona Noue mifona m... tohiny
xl ( 07/03/2009 16:09)
maratra sy matimaty foana no betsaka @ famporisihina hevitra tsy mahasoa... tohiny
novalian'i xl ny 08/03/2009 08:41
TEGEVE ( 07/03/2009 12:50)
anakamamoafady salopard ,efa imbetsaka ihany no nanarina ianao anaka ,nefa indrisy fa io loham-botonao io foana no asesikao eto,manasa tànana maimaim-poana aho, hevitra no alefa fa tsy ny mpisera no... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 07/03/2009 22:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1362