Politika

Noue ( 06/03/2009 15:00)
zao ve dia tsy habibiana eee ??? [b]17H35: Ce sont les partisants de Andry Rajoelina qui bloque la sortie des élèves du Lycée Francais et non une mesure prise par le lycée lui même[/b] ten... tohiny
novalian'i rataxx ny 07/03/2009 06:24
xxx ( 06/03/2009 14:55)
i tgv efa tsy avotra intsony,inona no tsy hisamborana azy,fa ilaozan manao fangala pery eo,sambory,sambory fa teo be si non sambory koa le 8 rehfa tsy handray ny andraikiny,omeo an'izay mahavita azy n... tohiny
novalian'i xxx ny 06/03/2009 22:09
xl ( 06/03/2009 14:46)
Manasa anareo mpitolona rehetra hanatrika ny alim-pandihizana izay atao any @ espace tsiafahy, animé par l'orchestre Roindefo & co, discothèque à minuit : DJ Andry TGVendrana, tenue correcte (akanj... tohiny
novalian'i xxx ny 06/03/2009 22:10
sitlo ( 06/03/2009 14:37)
Nanomboka tamin'ny 2002 dia nitroatra ny vahoaka fa leo ny fanararaotana. -> france: nanano herisetra ary dia nijaly tokoa ny vahoaka, fa saingy resy ihany ny niafarany 2002 -> 2009 : nanaraka ifo... tohiny
novalian'i xxx ny 06/03/2009 22:10
kasimodo ( 06/03/2009 14:05)
Allo! Allo! Inona marina no mitranga eny Ambatobe Am'zao fotoana izao? misy havanay tavela fa mba omeo vaovao haingana d haingana raha azo atao :cry: :cry: ... tohiny
novalian'i xxx ny 06/03/2009 22:11
penguin ( 06/03/2009 14:00)
Izahay aloha tsy hanaraka TGVendrana fahanana tànana sady tsy nametraka làlana handehanan'izany i lava sanga. Entin'ny olona amian'ny sangany koa aiza no tsy ho TGVoa. Miasa manaraka ny fivoatran'ny... tohiny
novalian'i xxx ny 06/03/2009 22:14
Oay ( 06/03/2009 13:50)
Tezitra be mihintsy mion mion ary d nolazainy fa ny tenanay d mbola zaza tsy ampy taona, tsy nahatezitra anay izany fa vao maika aza izahay faly satria mba afaka milalao eto miaraka @ ireo olon_dehibe... tohiny
novalian'i Oay ny 06/03/2009 15:53
ralalaina ( 06/03/2009 13:33)
Hita miharihary izao fa Ra8 no manakarama mpikarama an'ady hanakorotanana ny tolona sy,anisany mpikarama anadiny ireo olona nanakorotana teny @ CEG Antanimena mba hanasoketana ny TGV,hananay ny porofo... tohiny
novalian'i xxx ny 06/03/2009 22:13
tsinjo ( 06/03/2009 13:12)
Tsaho fontsiny iny androany iny, natao mba amorina ireo mpampiorohoro ho tonga hamonjy ny fanomanana ny radem .Efa ao daholo ireo fitaovam-piadina maro samihafa . Fivoriana farany ny an-dry zareo ... tohiny
novalian'i jakaka ny 06/03/2009 19:05
xxx ( 06/03/2009 12:33)
tsy heno intsony le helicopter heo ahona sy ahoana efa ho 4h izay no nilazana fa imminent no hisamborana an'i tgv,aiza e,c'esp pas possible sa nianjera koa le helicopter... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 08/03/2009 01:37
penguin ( 06/03/2009 12:01)
Mamorona indray mba ahazoana ny fon'ny KIL ny tarika TGVendrana. Enjehina no mendrika ny mpanao ratsy ka na milaza mangitakitaka nohon'ny ratsy ataony izy dia azy izany. Ny mpanara-dàlana kosa midera... tohiny
novalian'i fijo ny 06/03/2009 20:14
xxx ( 06/03/2009 11:40)
samborina daholo ny entourage ny tgv fa jamais tgv,izao alefa indray ny helico juste mba mijery fotsiny hihihi,dia dem1 alefa indray ny miaramila dia mandalo fotsiny tratrnon'i tgv ,vono vorona daholo... tohiny
novalian'i essera ny 06/03/2009 12:23
nyavo2000 ( 06/03/2009 11:30)
Ho anreo TGV rehetra ndeha manampy ny jiolahim-boto miambina ny tranon'i andry mampiseho ny farafitiavana azy fa ora sisa no isaina momba an'i Leiry... kanefa rehefa diso be fitiavana azy eny koa d... tohiny
novalian'i fijo ny 06/03/2009 20:27
mosabe ( 06/03/2009 11:25)
Raha izay fitia tsy ho hajaina Dia aoka hifarana eo Fa mampijaly, mampitomany Mandratra fo Lany vary aho, tsy homeko anao Ny firavako Vonoy hadinoy izay lasa izay Hatrizay aho dia nangina ts... tohiny
novalian'i ngoiha ny 06/03/2009 12:39
nyavo2000 ( 06/03/2009 10:53)
Ato anatin’izao korontana izao,dia vaovao ilaina fantatry ny be sy ny maro ity. Misy fikambanan’olona mitady ny hifofo ny ain’ny Filoham-pirenena ankehitriny. Volabe mitentina 2 000 000 000 Ari... tohiny
ronaldo09 ( 06/03/2009 10:43)
Les affrontements, ayant opposé hier les forces de l’ordre aux manifestants, ont arboré une tournure ravageuse. En effet, mécontents d’être privés d’accès, durant deux jours, sur la Place ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/03/2009 20:23
Noue ( 06/03/2009 10:39)
[b]iza no omena tsiny , ny emmonat manao ny asany sa ny jiolahy ???[/b] [b]andeha ho aiza zao ireo olona ireo ??? jereo ireo vato any an-tanany[/b] [URL=http://img15.imageshack.us/my.php?image=m... tohiny
novalian'i xxx ny 06/03/2009 22:12
bazylou ( 06/03/2009 10:18)
Négociations du Hintsy Andry Rajoelina approuve un schéma vendredi 6 mars 2009, par Patrick A. Des sources fiables assurent que les délégataires des deux camps sont arrivés à... tohiny
novalian'i bazylou ny 06/03/2009 10:44
xxx ( 06/03/2009 09:57)
Tatitra: 5 mars 2009 à 17 h 24 min Ato anatin’izao korontana izao,dia vaovao ilaina fantatry ny be sy ny maro ity. Misy fikambanan’olona mitady ny hifofo ny ain’ny Filoham-pirenena ankehit... tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 06/03/2009 11:15
essera ( 06/03/2009 09:55)
Efa omaly aho ry zareo dia efa niteny teto hoe misy tsy tena miaramila nahazo fiofanana ange ireo e. Dia hoy ilay madama iray izay namaly ahy hoe, be fialonana an'ilay marque "adidas" essera. FIJER... tohiny
novalian'i fijo ny 06/03/2009 20:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.3158