Ady amin'ny frantsay

1. sitlo
(
06/03/2009 14:37)
Nanomboka tamin'ny 2002 dia nitroatra ny vahoaka fa leo ny fanararaotana.
-> france: nanano herisetra ary dia nijaly tokoa ny vahoaka, fa saingy resy ihany ny niafarany
2002 -> 2009 : nanaraka ifotony izay tsy azo kiainina rehetra teo amin'ny fitondrana. Nanangona ekipa amin'ny alalan'ny fanamboarana radio sy tele mandefa filma mahafinarina, ary kofa hoe bogosy. Raha adika, manao ambodia mitafy hodi-janak'ondry.
2009: tapitra ny fitondran'i Bush (izay hany sahy nifanandrina tamin'ny pression internationale nataon'i France tamin'ny 2002). Lasa amin'izay ny attaque, atomboka amin'ny fanimbana ny ressource financiere. (fanimbana orinasa sy izay fidiram-bola rehetra).
Izaho dia manohana ny fitondrana amin'izao. Tsy an-jambany izany. Ary tsy misy resaka interet personnel.
Fiandrianam-pirenena. Masina ny tany.

novalian'i xxx ny 06/03/2009 22:10

4. patrick2002
(
06/03/2009 14:58)
tsy maninona na diaboliser-nao aza ny raharaha fa ianareo efa diabolique ihany .
Voalohany rehefa miresaka ianao hoe ady dia zavatra Ratsy izany ,inona no tokony hiadiana @ Frantsay raha ohatra ka ny frantsay no premier beilleur ny madagasikara ,ny commerce international an'i Madagasikara dia hatao @ ny frantsay ,ka maninona raha hatsaraina ny fiaraha-miasa aminy fa tsy hoe ady no hatao .
Nanao an'izany i Ratsiraka t@ 1973 ,nilaza fa haleo manatsara ny fiaraha-miasa @ tany kominista ,nanantena fa rehefa hiala @ frantsay dia mahita partenaire commercial vaovao nefa indrisy fa ,na ilay vokatra tsy nilainy tany kominista na ilay vokatra vidiny mora ,mbola ny frantsay mividy azy lafo ,ny investisseur tany @ tany komunista moa dia tsy nisy tonga ,zay vao hoe amby aty ry Frantsay.
Ka mieritrereta vao mandray fanapa-kevitra ,mandiniha tsara hoe inona ny consequence ,fa tsy hoe rehefa misy tsy mifanaraka @ sainao dia alefaso ny ady ,izay no mahavoa anareo Ravalomananiste ireto ,

7. sitlo
(
06/03/2009 15:22)
Fa aiza Ratsiraka amin'izao?
Raha nanao izany Ratsiraka tamin'ny 1975 dia frantsay tsy nanohana azy ihany no nonasionalizena ny orinasany, fa ny hafa mijanona bail emphytéotique mody tsy miteniteny ao Madagasikara.
Firenena mitotongana ve no atao premier bailleur? Fantaro ary fa ny bailleur izany dia misy interet foana, misy zana-bola. Koa tsy mahagaga raha miezaka ny mijanona ny ho premier bailleur izy. Fa ny tiany dia ny colas ihany no manao ny asa.
Raha ny norme apetraky ny frantsay momba ny leitsy azo aondrana dia lehibe tokoa. Mitohana ny vokatra noho izany. Kanefa rehefa jerena ny leitsy aty ivelany zara raha misy.
Tahaka izany koa ny legume isan-karazany. Pitsopitsony ihany ireo fa tsy France akory no firenena modely.
Nahoana ary no tsy maintsy France no atao partenaire commerciale?
Valiny: Satria raha raha tsy izay dia izao herisetra izao.

Frantsay raha ohatra ka ny frantsay no premier beilleur ny madagasikara ,ny commerce international an'i Madagasikara dia hatao @ ny frantsay
Firenena mitotongana ve no atao premier bailleur? Fantaro ary fa ny bailleur izany dia misy interet foana, misy zana-bola. Koa tsy mahagaga raha miezaka ny mijanona ny ho premier bailleur izy. Fa ny tiany dia ny colas ihany no manao ny asa.
Raha ny norme apetraky ny frantsay momba ny leitsy azo aondrana dia lehibe tokoa. Mitohana ny vokatra noho izany. Kanefa rehefa jerena ny leitsy aty ivelany zara raha misy.
Tahaka izany koa ny legume isan-karazany. Pitsopitsony ihany ireo fa tsy France akory no firenena modely.
Nahoana ary no tsy maintsy France no atao partenaire commerciale?
Valiny: Satria raha raha tsy izay dia izao herisetra izao.

8. patrick2002
(
06/03/2009 15:36)
Pitsopitsony ihany ireo fa tsy France akory no firenena modely.
Tsy i frantsa no firenena modely fa i frantsa no miara miasa an'i madagasikara ,misy ny firenena modely sahala @ Suede ,na i NOrvege ,fa ireny tsy te hiara hiasa @ madagasikara ,fa aleony ny volany hampiasana aty Canada ,USA ,any Chine fa tsy any madagasikara mihintsy ,na pays africain.
Izao fotsiny homeko ohatra tsotra ianao heritrereto hoe ianao mivarotra dia manana client ianao izay izy no clients matanjaka indrindra ao aminao ,fa izy be ady varotra ,dia teneninao iny client nao iny hoe tsy mila anao izaho fa aza mitady client vaovao ianao io clients io anefa efa misy mangazay fangalany entana , Dia mametraka fanontaniana aminao izaho, iza no tsara manambitamby an'ilay clients efa teo ve mba hanamboarana ny vidin'entana sa roahana iny clients iny fa mitady clients vaovao.

9. sitlo
(
06/03/2009 15:47)
Raha mivarotra aho dia mahazo mividy daholo ny client rehetra fa tsy ny client iray ihany hametraka ny normen'ny zavatra amidiko.
Sao dia misy tia hiara-miasa amin'i Madagasikara ihany fa vao milamina ny rano dia korotanin'ny frantsay? Ilay manao hoe raha vao tsy anay dia simbainay. Tsara iaraha-miasa ve izany?
Sady manaraka an'izay, isika ange tsy hoe tsy niara-niasa tamin'ny frantsay eh. Fa nankaiza, tsy vao maika nitotongana ve ny firenena?
Dechet nucleaire. Mody hoe sambo en panne technique, rendrika ao Fort Dauphin. Izany ve no iaraha-miasa?
fa ireny tsy te hiara hiasa @ madagasikara

10. patrick2002
(
06/03/2009 16:04)
Raha mivarotra aho dia mahazo mividy daholo ny client rehetra fa tsy ny client iray ihany hametraka ny normen'ny zavatra amidiko.
Ka ianao anie manao dokam-barotra fa ny clients nao ihany no clients eh! dia i lafrantsa .Efa miantso banky allemand ,asiatique anie Ravalo fa tsy misy tonga eh ! ny frantsay ihany no tompony banky lehibe 3 ao dago dia i BFV SG ,BMOI ,BNI credit lyonnais,
Sao dia misy tia hiara-miasa amin'i Madagasikara ihany fa vao milamina ny rano dia korotanin'ny frantsay? Ilay manao hoe raha vao tsy anay dia simbainay. Tsara iaraha-miasa ve izany?
Tsy mino izaho ,ny firenena sasany no tsy te hiara hiasa @ madagasikara ,tadidio fa ny tany rehetra eran'izao tontol;o izao mitady investisseur daholo ,izany hoe ianao firenena no manambitamby fa tsy izy mpanambola no hanambitamby anao.
Sady manaraka an'izay, isika ange tsy hoe tsy niara-niasa tamin'ny frantsay eh. Fa nankaiza, tsy vao maika nitotongana ve ny firenena?
ka tsy vao maika ve nitotongana rehefa niara niasa t@ chine ,sy Sovietika ,ary korea Tavaratra ny 1975, aiza isika talohany 1972 izay niroborobo ny fiaraha-miasa t@ frantsay aiza isika izao.
Dechet nucleaire. Mody hoe sambo en panne technique, rendrika ao Fort Dauphin. Izany ve no iaraha-miasa?
Anjarany firenena malagasy no mitory azy an'izany rehefa misy izany ,mety nisy izany fa ny mpitondra fanjakana homena million d'euro dia mikombona ny vavany ,ka iza no homenao tsiny ?
Ny anareo Ravalomananiste efa afa ny fitsaranareo kou misy mitifitra lazaina fa ny mitondra olona no tompon'andraikitra ,misy mangarona koa ny paosinao dia teneno hoe ianao manao vola any am-paosy no tompon'andraikitra fa hataovy any anaty soutien ny vola @ manaraka.

12. xxx
(
06/03/2009 16:12)
ka maninona no tsy manaiky hiala mihitsy ny société COLAS sy groupe HENRI FRAISE FILS ET COMPAGNIE?
satria tsy mahita opportunité toy ny eto Madagasikara ireo fa mody manaratsy an'i Madagasikara eran'izao tontolo izao fotsiny
ny mpiasa ao aminy anefa ampijaliana toy ny andevo
i Ravalomanana irery no manohana ny société tena Malagasy tsy misy interet Frantsay dia atao izay hanjerana azy
Mieritrereta ry Malagasy fa aza manaiky lalaovin'ny Frantsay intsony
Maninona raha mamorina orin'asa hoazy ny tsirairay

13. sitlo
(
06/03/2009 16:43)
kelly13> politika fa tsy olo-tsotra no tsy tiako.
Hitanao? nasionalizena, nandoa vola tany amin'ny frantsay nandritra izany fa tsy hoe alaiko fotsiny amin'izao ity. Ny Rosianina no namatsy vola ho anao. Avy eo nony nirodana ny rosiainina, ny frantsay ihany no tompony.
Oh, oh! resaka fotsiny izany fa mitady toerana hanjakana no betsaka. Iza ary no hividy ny tomobil occasion frantsay? "Peugeot, voiture de l'Afrique".
Tsy mitambitamby mihitsy ny gasy fa poretina fotsiny izao. Jereo amin'izao zava-mitranga izao eh. Raha miara-miasa amin'ny Koreanina eo ny gasy ka mamorona orinasa mpanao fiara, tahaka ny ao Rwanda, dia hiena be ny peugeot occasion afarana.
d'accord à 100%. Fa fotsiny hoe ilay mpitondra kay manana nationalite frantsay. Dia namatsy ara-bola an'i Chirac tamin'ny propagandiny. Dia namatotra gasy atao pareballe tamin'ny miaramila handeha hanafika azy tany Toamasina tamin'ny 2002.
ny frantsay ihany no tompony banky lehibe 3 ao dago dia i BFV SG ,BMOI ,BNI credit lyonnais,
Hitanao? nasionalizena, nandoa vola tany amin'ny frantsay nandritra izany fa tsy hoe alaiko fotsiny amin'izao ity. Ny Rosianina no namatsy vola ho anao. Avy eo nony nirodana ny rosiainina, ny frantsay ihany no tompony.
Tsy mino izaho ,ny firenena sasany no tsy te hiara hiasa @ madagasikara ,tadidio fa ny tany rehetra eran'izao tontol;o izao mitady investisseur daholo ,izany hoe ianao firenena no manambitamby fa tsy izy mpanambola no hanambitamby anao
Oh, oh! resaka fotsiny izany fa mitady toerana hanjakana no betsaka. Iza ary no hividy ny tomobil occasion frantsay? "Peugeot, voiture de l'Afrique".
Tsy mitambitamby mihitsy ny gasy fa poretina fotsiny izao. Jereo amin'izao zava-mitranga izao eh. Raha miara-miasa amin'ny Koreanina eo ny gasy ka mamorona orinasa mpanao fiara, tahaka ny ao Rwanda, dia hiena be ny peugeot occasion afarana.
ny mpitondra fanjakana homena million d'euro dia mikombona ny vavany ,ka iza no homenao tsiny ?
d'accord à 100%. Fa fotsiny hoe ilay mpitondra kay manana nationalite frantsay. Dia namatsy ara-bola an'i Chirac tamin'ny propagandiny. Dia namatotra gasy atao pareballe tamin'ny miaramila handeha hanafika azy tany Toamasina tamin'ny 2002.

15. TEGEVE
(
06/03/2009 17:10)
anaka andrywui ary toa tsy mahaloa-peo ianao, miverena maka sirop aty @ foibe raha tsy izany mangataha ihany any @ ralalaina fa :bola mety misy ambiny kely any aminy,mirary fahasalamana ho anareo mpitolona ny tenako manokana (l) (l)

16. salopard
(
06/03/2009 17:17)
TEGEVE:
anaka andrywui ary toa tsy mahaloa-peo ianao, miverena maka sirop aty @ foibe raha tsy izany mangataha ihany any @ ralalaina fa :bola mety misy ambiny kely any aminy,mirary fahasalamana ho anareo mpitolona ny tenako manokana
Maivana kely izao argument -n'la izao ry boay kely. hitako fa miezaka ihany i toi ry boay kely, saingy aza miditra ato @ sehatrin'ny pro, raha mbola toy izao. any @ garabola manao fanazara-tena

17. TEGEVE
(
06/03/2009 17:31)
anaka salopard( manahirana ary mamela ahy ianao @ fanononako ny anaranao) ho antsika rehetra tsy misy an-kanavaka ny serasera.org (l) (l)

18. salopard
(
06/03/2009 17:47)
TEGEVE:
anaka salopard( manahirana ary mamela ahy ianao @ fanononako ny anaranao) ho antsika rehetra tsy misy an-kanavaka ny serasera.org
tsy koi izany ry boay kely, kanefa ho anay pro dia aotra no omeko, ndana mamerin-desona, ary iny ny daka vody

19. TEGEVE
(
06/03/2009 17:52)
anaka salopard tsy mila noty betsaka isika efa nomen-dr8 zéro foana isika ,ary dia daka miaramila mpitandro fandriampahalemana sy miaramila mpanenjika jiolahy no azontsika ,tohizo ny tolona (l) (l)