Incident de tir sa tena intentionnel ?
1. essera
(
06/03/2009 09:55)
Efa omaly aho ry zareo dia efa niteny teto hoe misy tsy tena miaramila nahazo fiofanana ange ireo e. Dia hoy ilay madama iray izay namaly ahy hoe, be fialonana an'ilay marque "adidas" essera.
FIJERY TSY MIANDANY ITY ALEFAKO ETO ITY :
1/ Misy tena misy bandy mihantsy amin'ireo mpitolona, mafana fo loatra ka na ilay lacrymogène atsipin'ny emmonat aza tatazany averina amin'ny daka. Tena misy io. Na koa ilay mifandrombaka mamono ilay setroka amin'ny rano. Tompon'andraikitra aloha ireny bandy ireny fa fihantsiana.
2/ Fa manao ahoana kosa ireo olona efa any an-tranony mbola soketain'ny emmonat (ilay teo Antanimena). Ankizy avy nianatra (nahazo vodibasy im-betsabetsaka ihany. Ireo mpandeha tsotra tany Fianarantsoa tratran'ny ohatran'ny any amin'ny prison amerikana guatanamo. ahoana ireo tamin'ny 7 février ety amin'ny prisunic mbola voatifitra.
FEHINY :
Na ny andaniny na ny ankilany samy tsy mahafehy ny ataony. Fa tsy mety kosa raha vono olona vokatry ny tsy fahafehezana ny zavatra atao no vokany. Ny emmonat no tiako ambara eto. Tsy incident izany no mitranga fa tena tir intentionnel ary mba ry Andry na Ravalo na farafaharatsiny ny garde du corps-ny ianarana mitifitra fa tsy ny olona izay tena tsy mana-tsiny.
Ny mpamono omby aza ange mbola tratran'ny tsinin'omby e.

novalian'i fijo ny 06/03/2009 20:44
4. antefisaka
(
06/03/2009 10:47)
za tsy mijery na miantsy na ts tsy miantsy .matoa mandeha eny dia matanty izay ary .ireo olona mitokoka ireo anie tsy ho faty fa miofo eh.
atoko edy anao midokoa na dragnonao agny misy ôlo hangnelingeligny anao .
i zegny aby tsy olagna madiana agny fô.andro raiky izy tonga amin'ny tanjogno tadiaviny asa hainy na azony honogno anao.
magnino tsy ny fianakaviany ataony maloha ny filaharagna fa ologno tsy havany no halefany agny.velomaeh.

5. essera
(
06/03/2009 11:17)
Noue:
11:30 - L’arrestation d’Andry Rajoelina serait imminente
Izao no atao hoe tsy mahataty ady hevitra ry mpiserasera isany. Efa mivoana ange izao oe. Mieritreretra fa rehefa tsy manao copie-coller dia averimberina ilay resaka. Samy mahazo an'io daholo ry se na ny malagasy na ny frantsay na ny afrikana na ny amerikana. Ka tsy mila azavaina ela be intsony fa vao nosoratana voalohany dia efa azonay.
Fa amarino tsara ihany aloha ny vaovao fa sao koa INTOX.
Définition INTOX (LAROUSSE) :
intoxiquer verbe transitif
(latin intoxicare)
1. Empoisonner, imprégner de substances toxiques.
2. Fig. Influencer en faisant perdre tout sens critique. Propagande qui intoxique les esprits.
(c) Larousse.
6. nyavo2000
(
06/03/2009 11:25)
Izao ihany e! mila ny EMMONAT, na de tsy tsara hofana aza tsy maninona, zany ange no nilana ny vazaha avy any @ SADEC hiencadré an-dry zalahy e!
Ny tanjona de tsotra: TGV vif ou mort...objectif atao ao andoha io, ze tsy faly ndehana mandeha eny Ambatobe manampy ireo jiolahimboto miambina fa ho avy aminareo ny tsy mety...ela niandrasana izahay ka tonga amin'ny tanjona, ho tratra ihany ny terroriste.
Ho an'ny tia jerijery, hidio ny varavarakely, sao voan'ny bala perdu de be oaoa! eo! efa tsy misy 13 mai intsony eo hiandrasanany fatinareo...aleo mitandrina mipetraka tsara any an-trano

7. essera
(
06/03/2009 11:32)
nyavo2000:

Efa nolazaiko fa averiko kely :
Mitombo avo folo heny amin'izao ny zavatra hitranga eto Madagasikara.
Minoa fotsiny ihany
:-$ :-$ :-$ :-$
8. fijo
(
06/03/2009 20:44)
marigny kony zeny antefisaka e,izy kô mahefa raha,vadiny eky alôha alefa devant akeo.fa tsy olo masikiny aby ty alefa eo,avyakeo mitabataba voanraha natô