Nde mandeha eny Ambatobe daholo ny TGV fa hanfika izahay EMM
1. nyavo2000
(
06/03/2009 11:30)
Ho anreo TGV rehetra ndeha manampy ny jiolahim-boto miambina ny tranon'i andry mampiseho ny farafitiavana azy fa ora sisa no isaina momba an'i Leiry...
kanefa rehefa diso be fitiavana azy eny koa de miaraka aminy ambany rangolahy na eny tsiafahy...
Ho aiza nefa e! alefa EMMONAT, alefa R8 ...... :lol: :-D :lol: :lol:
kanefa rehefa diso be fitiavana azy eny koa de miaraka aminy ambany rangolahy na eny tsiafahy...
Ho aiza nefa e! alefa EMMONAT, alefa R8 ...... :lol: :-D :lol: :lol:
répondu par fijo le 06/03/2009 20:27
2. bazylou
(
06/03/2009 11:32)
resaketotra ny anareo!! izao tsy mbola azo ihany!!! hita bee hoe nofa noho itgv!!! :-D :-D
3. nyavo2000
(
06/03/2009 11:36)
HE ! HE!
Ko no mikrapaka be lisany e!
De avy eo mody miantso vonjeo amin'ny diplomaty, nirahina eny Iavoloha ?
EMMONAT, R8 au travail, Capturer et tuer s'il le faut Andry et les TGV-istes
Ko no mikrapaka be lisany e!
De avy eo mody miantso vonjeo amin'ny diplomaty, nirahina eny Iavoloha ?
EMMONAT, R8 au travail, Capturer et tuer s'il le faut Andry et les TGV-istes
4. essera
(
06/03/2009 11:38)
nyavo2000:
Ho anreo TGV rehetra ndeha manampy ny jiolahim-boto miambina ny tranon'i andry mampiseho ny farafitiavana azy fa ora sisa no isaina momba an'i Leiry...
kanefa rehefa diso be fitiavana azy eny koa de miaraka aminy ambany rangolahy na eny tsiafahy...
Ho aiza nefa e! alefa EMMONAT, alefa R8 ...... :lol: :-D :lol: :lol:
Marina les zan bazylou. Tandremo fa efa ela izahay no naharay ny soratra masina hoe "Minoa fotsiny ihany", fa miasa mafy aza mbola farahidiny.
Adklé Ratsiraka ange le efa hivoaka ny tonelina e, tsy tonelina intsony ty fa laval Tana - Tuléar - Tana. Sady secondaire no tsy milamina
5. ratavao
(
06/03/2009 12:48)
Ataovy daholo izay fara-hery rehetra e! tsy izany va no fiasan'ny devoly raha naka fanahy an'i Jeso? Ny faraherin'ny devoly aza dia ny hoe omeko izao izao rehetra nefa nanaiky fona ve Jesoa. Dia ho hitantsika eo, fa raha mbola misy ko izao Andriamanitra izao tsy ho foana izay efa nitolomana izay!
7. kasimodo
(
06/03/2009 13:19)
Tsy hisy TGV voasambotra izany eo eh!!! za teo nahita hoe tsy misy hilàna an'le TGV mitsy fa vô maika tsapako fa mbola tena loza ko le ra8 eh!!! zay tsy hiaro eny Ambatobe fa manome fotoana an'ireo Emmonat irteo kosa @ fomba fanaony d'efa miteny izay zay :}
8. xxx
(
06/03/2009 13:55)
alefa Emmonat a ataovy mitondra faisana sy takaitra tsy ho adinony mandra-maty ireo jiolahy sy mpandroba mpanakorontana firenena reo mbola aiza ny hanjo any lisany é! ho ento daholo ny olo-lisany @ sabotsy fa efa miandry tsara mihitsy ny bala sy ny grenady hanapotika ny ati-dohany lisany zay tsy misaina.
