Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mila mailo
1. tsinjo
(
06/03/2009 13:12)
Tsaho fontsiny iny androany iny, natao mba amorina ireo mpampiorohoro ho tonga hamonjy ny fanomanana ny radem .Efa ao daholo ireo fitaovam-piadina maro samihafa .
Fivoriana farany ny an-dry zareo androany,ary efa nisotro ny aleoko maty daholo ny eny.
Ka na samborina zao i andry na tsia dia ho enjana be ny rahampitso. Ka mba mailo daholo.

répondu par jakaka le 06/03/2009 19:05
2. Oay
(
06/03/2009 13:17)
tsinjo:
Tsaho fontsiny iny androany iny, natao mba amorina ireo mpampiorohoro ho tonga hamonjy ny fanomanana ny radem .Efa ao daholo ireo fitaovam-piadina maro samihafa .
Fivoriana farany ny an-dry zareo androany,ary efa nisotro ny aleoko maty daholo ny eny.
Ka na samborina zao i andry na tsia dia ho enjana be ny rahampitso. Ka mba mailo daholo.
Ka inn indray izany no tokony atao, iza indray no hafarana?
3. kasimodo
(
06/03/2009 13:22)
Ka samy manao ny ataony ry namana na ny EMMONAT na ny TGViste ka aminay d ho avy tsy ho ela koa ny vahoakan'Antananarivo fa ataovy ihany angeh eh :evil:
4. xxx
(
06/03/2009 13:23)
i monga be sy ny kibobeny hafarana mody asaivo mitelefone injay razoky fa gardecor komika razoky iny à 60 ans troujour etrudriant
5. xxx
(
06/03/2009 13:28)
Mahaiza mihavana re ry zanakin'ny masina fa aza manao adimboritsiloza eto , io ny didy voalohany :
La violence appelle la violence , la haine appelle la haine : guignol toko 2 and faha-8
Aza mitory teny vilana moa ry mong b a!

6. tsinjo
(
06/03/2009 13:32)
raikitra ny mipopoka any analamahitsy sy ambatobe , inn ary no zavatra hiseho kle ty eee :roll:
7. jakaka
(
06/03/2009 19:05)
kasimodo:
Ka samy manao ny ataony ry namana na ny EMMONAT na ny TGViste ka aminay d ho avy tsy ho ela koa ny vahoakan'Antananarivo fa ataovy ihany angeh eh :evil:
tsy anareo ao a tana ihany no malagasy badamene