Ny za-dratsy no mangitakitaka. Faly ny mpanara-dàlana.

1. penguin ( 06/03/2009 12:01)
Mamorona indray mba ahazoana ny fon'ny KIL ny tarika TGVendrana. Enjehina no mendrika ny mpanao ratsy ka na milaza mangitakitaka nohon'ny ratsy ataony izy dia azy izany. Ny mpanara-dàlana kosa midera ny fisian'ny ezaka atao'ny EMMONAT. Izao no mety fa tohizo hatrany. Aleo mba hifarana hatreo ny fandrobana.
novalian'i fijo ny 06/03/2009 20:14
2. ratavao ( 06/03/2009 12:06)
Zao zany no atao hoe manaraka ny lalàna: mba lalàna avy aiza zany e! Fa ketrina sy tsy misy saina matsy ny vahoka ka hangina amin'izao. Manaiky aloha zao fa mbola mamy ny miaina! Fa aorina ao, tsy ho zakanareo mpomba ny ara-dalàna tokoa ny valin'izao. Tena milamina kosa le tanàna ko!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
3. nyavo2000 ( 06/03/2009 12:15)
Salut PENGUIN !

EKENA NY HEVITRAO,
R8, Emmonat==> Au travail, capturer les TGV-istes, les tuer s'il le faut
4. penguin ( 06/03/2009 12:18)
Tsy mpamono olona fahatany fa mamaly ny tora-bato ny mpitandro filaminana. Ho an'i ratavao kosa dia na tokotany, na trano, na fianarana avy nokorontanina vé hirindra sy hilamina ratsy vita ny fandaminana rehetra. Ny mpanakorontana aloha no esorina ary mandamina avy eo.
5. ratavao ( 06/03/2009 13:14)
Dia ho hita izany filaminana e ry Penguim a! dia mahatatesa amin'ny hisafotehan'ny rambiny avy eo!!!!!!!!!!!!!!
6. penguin ( 06/03/2009 13:55)
Efa ela ny hoe akaiky ny fandresena ary isiaka no mibaiko kay moa ka ny rambony no andrasana. TGVasoka izany.
7. TEGEVE ( 06/03/2009 14:00)
anaka ratavao efa bory ny rambontsika anaka,
fa hono hoa efa nahazo certificat d'hébergement ve ianao,ndana haigana mitsoaka (l) (l)
8. fijo ( 06/03/2009 20:14)
ny hoe vonoina kosa aloha ry zalahy tsy mety izany an,misy fitsarana ao,aleo hosamborina izy dia tsaraina.
milamina mada hafaka 10 andro
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0381