AVERENO NY RADIO VIVA ANTSIVA
1. rixes
(
11/03/2009 07:49)
raha tena te hanao lalao madio izy de aleo hande ny RADIO VIVA sy ny ANTSIVA , ny fanakatonana ny VIVA no niatombohan'io korontana io .
novalian'i yuka ny 11/03/2009 09:53
2. orthon
(
11/03/2009 08:21)
aleo reny ho tapaka an fa sad terroriste no mpanakorotana no mpandainga
3. andrywui
(
11/03/2009 08:28)
sady mifona no be vava Orthon a !!! ra mb nanokatra an'io Viva io izy de nino mihitsy ah fa vitsy kely ny olona nanaraka ny Tgv !! fa hita oe efa didy jadona , fanambaniana , vava ratsy, taimbava ,fanaovana tsinotsinona ,no natao ny malagasy de izao no niafarany ! minga teo !! ha ha ha aha
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. andrywui
(
11/03/2009 08:30)
ka na ts sokafana aza ireo Media reo aleo ho any e !! misy atao preuve koa reo any aoriana fa io le didy jadona tamzany andro ry anaka hoy tezeve zay
6. moi
(
11/03/2009 08:35)
Lasa manamarina ilay hoe tsy mahatanty demokrasia !
Sady raha fepetra mampisondrotra ny ambavafon'ny hafa, tokony tsy hataon'ny fanjakana.
Avelao halalaka ny radio, sahala amin'ny radio evanjelika io, samy mandresy lahatra, na ny fivavahana mitarika amin'ny tsy izy aza ! Nefa izany aza no tena loza satria fananan'olona sy ny fanahiny mihitsy no ariany !

7. loveu87
(
11/03/2009 08:50)
fa manin n averina?f manin reo panao gazety r milaz n marina f ts mamorona otran reny sa v zay jamba s marenine lelenina!!!!!!!aleo id pory an mits e :evil:
9. xxx
(
11/03/2009 08:57)
njôôôôôô, tezitsa njay r'zalah lany karama teny mahamasina kalé, nilaozan'ny pds malalany, hihihihi.
ao fa anreo radiomada iany no mahazo miteny é, tsy eto tanà iany, fa hatrany @ faritany mitsy.
fangatahana kely, mbo avoahy eto oé ny lalàna ahafahan'ny radiomada mandefa eraky ny faritra? teo aloha mantsy tsy nanao izy, fa refa "najanon'ny filo(u)ha ny mbs", dé radiomada ndray nandimby azy.
misotsa an'i radiomada milaza ny "marina" rehetsa ". radio tsy "mampiady", "tsy mandrangitra"

10. snakerivo
(
11/03/2009 09:14)
fa averina aona ny radio antsiva sy viva e! ireo no radio mpanakoronta eto ary radio mpamafy lainga ka noho izany mahatsara zay ireo no tsy misokatra mandrakizay . radio RTFL HOY NY KILL ZAY
11. TIMTIKO
(
11/03/2009 09:34)
rixes:
raha tena te hanao lalao madio izy de aleo hande ny RADIO VIVA sy ny ANTSIVA , ny fanakatonana ny VIVA no niatombohan'io korontana io .
NY VAVAN ELA AKATONA FA MAIMBO RONGONY SY TOAKA REHEFA POUT TGV DIA JIOLAHIMBOTO SY RATSY TAIZA ARY MPANAKROTANA
TIM IHANY
TIM HATRANY
VITA
8) 8) 8) 8) 8)
13. yuka
(
11/03/2009 09:53)
Aza adinoina ny nahazo ny TVM,RNM,MBS efa ankanaova zao ny zava-drehetra :twisted: