L’armée “n’est pas là pour faire un coup d’Etat” et annule
1. Noue
(
11/03/2009 20:16)
L’armée “n’est pas là pour faire un coup d’Etat” et annule son ultimatum
Le chef d’état-major de l’armée a annoncé mercredi soir l’annulation de l’ultimatum de 72 heures fixé la veille par les forces armées aux « décideurs politiques » pour régler la crise.
« On n’est pas venu ici pour prendre le pouvoir, faire un coup d’Etat ou instaurer un directoire militaire, donc en ce qui nous concerne, il n’y a pas d’ultimatum (…) Il faut laisser aux politiques le soin de résoudre le problème » a déclaré le nouveau chef d’état-major, le colonel André Ndriarijaona, désigné par ses pairs mercredi pour remplacer le général Edmond Rasolofomahandry, nommé par le président Marc Ravalomanana.
répondu par fijo le 11/03/2009 22:10
2. fijo
(
11/03/2009 20:21)
ny prezida misoratena,ny filohan'ny tafika misoratena,ka inona moa izany fa tsy daroa no misy e
5. virjiny
(
11/03/2009 20:33)
tsy ara dalana izany e ,ny president no tokony hanendry azy sa nahazo saosy teny @ ra8,
6. fijo
(
11/03/2009 20:38)
ka ry zalahy tsy manongam panjakana ,nef amak aankeriiny ny andrim panjakana????misy saina ve ao sa voanjobory??
7. sitlo
(
11/03/2009 20:45)
Ilay ponctuation rangaha mba jereo ihany a, na dia copie coller aza mba hitsio kely ihany fa mifangaro. Raha tsy efa naharaka vaovao tany amin'ny hafa aho dia tsy naazo ity resaka ity.
8. Noue
(
11/03/2009 20:47)
dia asa aloha fa tsy tokony zay notendren'ny president ve no manakery e ???
9. xxx
(
11/03/2009 20:47)
le etamazaoro vaovaon'ny tafika io anie efa nilaza fa tsy miheno ny baikon'ny ra8,ka ahoana ihany,sa mody fika fotsiny izany mba hanoherana an'i col noel capsat
10. fijo
(
11/03/2009 20:49)
samy colonely izao no mitabataba.tsy hay intsony izay tena marina,izoa no mba takatry ny sainy fa mety
11. Noue
(
11/03/2009 20:49)
tena tsy hay intsony zay tena fandehany fa misahotakotako koa ry zareo ka dia asa aloha e !
12. fijo
(
11/03/2009 20:51)
de aiza le firenena mikamban amiaro ny aradalana???sa efa nahazo tgv aradalana be
13. tafondro
(
11/03/2009 22:08)
Ao anatin' ny mangidy no misy ny mamy ,ao anatin' ny aizina no misy ny mazava ,ary ao anatin' ny kirotana no misy ny fahandriampahalemana .Tsy maintsy fongorina ny ratsy hahazahoana vokatra tsara .
