mbola ho avy fotoana e
1. jombilokely
(
11/03/2009 17:52)
Calme fotsiny e ,ireo miaramila nikomy sy miseho azy mafy be eao @ captsat ireo,efa fantatra daholo ,tsy nisy niseho mafy ohatran'ny coutity fa saika ny ainy sisa nanefa rehfa azon'olona ,aiza no niafarany.
novalian'i fijo ny 11/03/2009 21:32
2. xxx
(
11/03/2009 18:10)
inona marina moa no ilaina ny tafika malagasy,tany tsy misy ady na hoe hatahoarana hisy hanafika,ny zandary sy ny polisy no tao misahana ny fandrihampahalemana eto @ tany sy ny firenena,miaramila azo vidiana toy ny vam ve no mba hiaro ny tany sy ny fanjakana,ka na ny komoriana aza fe tsy aharesy antsika raha ireo tafika ireo no hianteherana,omena godogodro sy coco fotsiny dia vita ny ady .hila fiheverna e,mba tsy ny colonel intsony no hibaiko ny general @ manaraka fa tena mahamenatra
5. virjiny
(
11/03/2009 18:19)
misy ilaina azy ihany ny tafika hanala ny fako sy ny tsikafokafona eny anosy
6. xxx
(
11/03/2009 19:29)
efa malaza indray ity autoproclamé ity e,ny colonel indray izao no milaza lehiben'ny tafika nefa araka ny lalampanorenana ny filoha no manendry azy,miaramila inona ireto soa dia tsy eto dago aza izao no miseho :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
8. bradley7
(
11/03/2009 20:59)
Izaho Bradley dia manao izao fanambarana izao fa izaho indray no hitondra ny firenentsika manomboka rahampitso @ 7:30 maraina.... lol.. lol...
