MBOL MAMETRAK NY MIARAMIL NO TS MAHA ETO AHY VETY2

1. andrywui ( 08/03/2009 19:08)
Mbola mametraperaka ireo miaramila miaraka amin TGV zany mboa mahatonga ahy tsy ho hita kely eto ato ho ato , fa hisy zavatra lehibe ho apoaka zany ato ho ato fa miandry ny ahafeno ny 20.000soldats ,fa ny antsasany izao no efa nisoratra anarana amizao !!!! ka aza mifalifaly be loatra aloh tezeve malala fa ahita ny tsy mbola hitan'ny voamasonlah ialahy ato ho ato !!! zay alo no mbol azo hambara fa miandry isika !!! madeha ny fotoana !!! tsy resaka barre a mine sy lapika tsony ity ry zalahy malala ato fa tena ny mavesatra no ho avy tsy ho ela eo
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
novalian'i TEGEVE ny 08/03/2009 23:23
2. andrywui ( 08/03/2009 19:12)
ha ! ha ! ha ! ha ! ha : mangovitra daholo a ?? ha ! ha ! ha !: ieeeeeéééééé izany mihitsy e !!!! miaraka amin'ny TGV ry zalahy ny 12.000amin'ny miaramila izao a !! tsy ho ela dia ho 20.000 io kely sisa ha ! ha ! ha ! ha !
3. virjiny ( 08/03/2009 19:20)
efa vita le miaramila ry rawiwi an aza mandihy tsy afa tavony eo :-D :-D
4. andrywui ( 08/03/2009 19:27)
Tadidio fa tsy Tanà irery madagascar an ???? ataovy ao andoha tsara izay !!! ha aha aha aha aha
5. xxx ( 08/03/2009 19:29)
rehefa vao metrisé ao tana dia mazava hoazy fa milamina daholo any @ region isanjokajiny
6. xxx ( 08/03/2009 19:46)
aiza zany miaramila zany!
http://www.france24.com/fr/afrique
7. TEGEVE ( 08/03/2009 23:23)
anakamamoafady andrywui tsy mbola afaka ny milaza izany ny ato @ foibe ,tsy mbola ampy ny vola tonga ,fa aza dia maika loaatra ianao anaka (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0378