AOKA IZAY NY INTOX SUR RADIO ANTSIVA

1. xl ( 08/03/2009 18:50)
LAINGA FOANA NO AFAFY AO @ IO RADIO IO
EMMONAT MALALA O! ATAOVY OHATRIN 'NY NANAOVANA NY VIVA KOA IO O!
MISAOTRA MIALOHA O!
LAZAINA FA HANAFIKA NY CAPSAT NY GP IAVOLOHA! LAINGA
LAZAINA FA HANAO DIABE TSISY LOHANY! LAINGA
LAZAINA FA HISY HISAMBOTRA MORT OU VIF TGV! LAINGA
LAZAINA FA NINATAY I ANDRY ! METY HO MARINA @ IZAY NGAMBA?
novalian'i mion ny 09/03/2009 08:13
2. xxx ( 08/03/2009 19:10)
ireny radio tokony ho dorana fa raha vao misy fihetsiketsehana eto @ tanana d tsy milaza afa tsy lainga sy mamorona zao vao2 tsy misy.
3. xxx ( 08/03/2009 19:36)
aza marary fo eo elaisany eh! mbola aiza no ahazo an'là! ndala klou misotro rano mangatsiaka fa torana eo!!
4. fanou14 ( 09/03/2009 07:02)
fa ny mada ve no milaza ny marina ? ra mandainga izy maninona no sakanana tsy hilaza ny vao2 fa ny anareo ihany non mahazo miteny , ireny vao 2 t@ TV plus reny , marina ireny efa maro ny miaramila no tsy mety mandray ny baiko ntsony dia lazaina fa diso nefa dia ireny niarahamahita ireny , tena tsy mahazaka ny fahamarinana ianareo mato nalaina ny viva , ny antsiva notapahina , nisy t@ mercredi iny angamba au moment vao2 tv plus notapahina ny jiro , dia mbola rariny ve zany tsy aleo ve miala toa zay ho alambahoaka e , na ny any ivelany aza efa nilaza fa be ny zavatra nety t@ fomba nitantanambola t@ 2008 inona ny antony satria ny tombotson'ny aloha no ataony
5. mion ( 09/03/2009 08:13)
aza marary fo eo elaisany eh! mbola aiza no ahazo an'là! ndala klou misotro rano mangatsiaka fa torana eo!!


Raha lehilahy de asehoy ny mahalehilahy fa aza manao fihantsina fozaorana ao ambadik'io xxx io, raha vehivavy moa de misehoa masoandro fa aza miafinkafina toy ny makorel @ andro atoandro eo. Sa.... Matahotra hihihi? mbola aiza ny ahazo an'i toi eeee hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0409