TONGAVA HONO eny Mahamasina ZAO de ZAO
1. mion
(
09/03/2009 08:26)
Niantso ny radio Mada fa ho avy eny mahamasina ny VAHOAKA maro an'isa manohana ny ara-dalàna IZAO de IZAO . ka ny mahalasa saina de notsindriana oe tongava eny ireo vatan-dehilahy.
HANINONA???
Misy hono ny toromarika
HANINONA???
Misy hono ny toromarika
novalian'i xxx ny 09/03/2009 12:44
4. xxx
(
09/03/2009 08:35)
lé vatan-delahy lazaina eo, ry OBAMA reo é, lé mpanao rigby, sy ny mpanendaka retsareta. ozaraian basy, fa tsy hanao tsony ny tena izy.
raikitsa iany ny tena rombo ka, mbo marna
ny deba efa nitsoka, zany oé ny tena olan'lery matsy zao, dé ny fangatahana asile politika. tsy misy mety manomé an'ingama, fa maimbo lotsa nedala matsy :lol: :lol: :lol: :lol:

5. papajames
(
09/03/2009 08:40)
TENA MARINA NY VAOVAO IZANY FA ANTSOINA ISIKA REHETRA HO AVY ENY MAHAMASINA IZAO DIA IZAO IZAY MANOHANA NY ARADALANA ?AO AMIN ' I STADE DE MAHAMASINA
6. essera
(
09/03/2009 08:45)
Maninona les raha azavaina amin'ny TVM / RNM / MADA fa ny olona ange efa tsy navelanareo hihaino serasera intsony dia aleon'ny miaramila mandray andraikitra.
Tohizo ihany fa ratsy be ange ilay tsy manaiky diso e. Efa mizara ny foloalin-dahy na iza na iza hanao démenti eo. Lazao fa tsy misy an'izany foan e. Jereo ange raha poinsa intsony ilay fanafarana olona avy any amin'ny périphérie Tana hanamaro isa sy ny fividiananana olona hanabotsina ilay hoe :
ARA-DALANA MASIRASIRA B (miaro fanambakana sy halatra be ts'inona)

7. xxx
(
09/03/2009 08:47)
olo mifoka maha-domelina jiaby naniraka azy ireny i monga be no voalohandaharana , heverin'ilay tsy fanao ianao roman ngà ny fianampiangonana ka hampiady olo ao ihany hazoany ny tombotsoany dakao sarko fa tsy milay
zao less a ! rehefa farafahoriana amin'ny fiainana ( tsy capable mitaiza ny zanaky ny tena fa ny an'olona no ampilalaovana piano , manao gigolo sns ) dia ndàna mivavaka fa aza mampiady olo hamela ny helokao mopera zanako fa mibebaha

8. mion
(
09/03/2009 08:51)
>> essera, raha nanana ny marina ny tomponao de tsy nandositra any @ tsita maso.
Ary tsy hanendaka no aleha eny fa hamongotra an'lisany eraky ny elakelatrano. antananarivo tsy an'ny mpanendaka sy ny mpamaky trano
Hoy i sarim-bavy tena izy
Le kanosa lahy ity, mbola afaka misoratra anarana toi raha te hanala CEPE, de aza de miforitra be ao am-badik'io xxx io fa mamenatsa lôtsa.
Ary tsy hanendaka no aleha eny fa hamongotra an'lisany eraky ny elakelatrano. antananarivo tsy an'ny mpanendaka sy ny mpamaky trano
Hoy i sarim-bavy tena izy
lé vatan-delahy lazaina eo, ry OBAMA reo é, lé mpanao rigby, sy ny mpanendaka retsareta. ozaraian basy, fa tsy hanao tsony ny tena izy.
raikitsa iany ny tena rombo ka, mbo marna
Le kanosa lahy ity, mbola afaka misoratra anarana toi raha te hanala CEPE, de aza de miforitra be ao am-badik'io xxx io fa mamenatsa lôtsa.
9. xxx
(
09/03/2009 08:55)
otsinn njay ny "S" zaraina any bainn à?? zahay tsy ho any raha kely nohon'ny lé t@ farany teo. efa mitombo zao ny niveau-nay é!!
ny jenaraly nahazo tsy latsaky ny 1 milliard, nenay mbo atovy ambonin'ny nomena reo mpanao rigby reo. sinon, aleo ihany mankery @le tsy mahazo n'inn n'inn.
13mai ZAO DE ZAO ZALAH AAAAAAAAAAAAAAA.
AVELAO JANN AO MAHAMASINA. POTEHAN'NY OBAMA AO RAHA VAO MAKANY EO

11. xxx
(
09/03/2009 09:06)
nataon'i" S"tsy nahitan'ny lalan-kivoahany i monga be dia i bainina nanipy azy tao anaty cofren'ny vam ny njay lay feo namalaàna i elefanta
votsa saina fa kinga divo toa n'ny tovovavin' ambositsa ohabolana noforonin'i
monga b mpivavaka mafana fo tia ny mpivavaka rehetsa io
i jeneraly officier mandray vola tsy toko tsy forohana tsy mila omena sosy intsony izy koa retany bogosy rahateo fa tsy gigolo toan'i monga be tsy misy fidirambola
tia n'ny mpivavaka rehetra

12. xxx
(
09/03/2009 09:12)
jeneralinay bogosy be , sosy be fitiavana be tia tanindrazana izy no ho lany prezident
dia befialonana i mongabe
tsy bogosy tsy misy sosy tsy misy fitiavana zéro manatody ty !