Ho an'ny mpandrindra momba ny copier coller

1. Oay ( 07/03/2009 07:52)
Tsapako izao fa rehefa lohahevitra manelingelina ny mpitondra ankehitriny no mba apetrako eto dia mba hahakivy ny mpamaky d manao an'io copier coller io ny mpanohariana noho izany dia milaza @ mpandrindra ny tenako fa mbola averiko fa izaho dia tsy TGV ary tsy TIM ihany koa, ny antony mba hanoratako eto d ny mba hifanerasera @ Malagasy toa ahy, amin'izao fotoana izao anefa d tsapako fa misy andian'olona manao izay tsy hisian'izany fifanakalozankevitra izany noho izany raha mamaky an'ity hafatra ity ianao mpandrindra dia raiso ny fepetra fa i Oay d tsy hiafina fa tonga d hanao copier coller izy ary asehony ny sarin'anarany, koa manainga anao ny tenako Andriamatoa mpandrindra fa mampalahelo raha toa ka eto @ zavatra mahafinaritra toa izao no hanaovana asa-boto sy mahamenatra.
Masina i Madagasikara ary Andriamanitra anie hitahy azy ka ny Malagasy ho an'i Madagasikara ary i Madagasikara ho an'ny Malagasy.
Hamaranako azy dia anananareo mpandrindra ny adiresy mailakako koa noho izany dia vonona aho ny hiresaka sy hifandinika aminareo misaotra indrindra Tompoko. Tsiky dia ampy ary ny Tafa sy Dinika ny serasera.org anie hampitombo ny fahendrena sy ny fitiavan'ny Malagasy an'i Madagasikara sy ny Malagasy mitovy aminy.
2. xxx ( 07/03/2009 08:38)
izay no mahavendrana an ela asehoy miariary e,raha hanao copie coller ve lesy dia hametraka sariny ato,ny intintion no fantatr 'ela,de toute facon izany manendrekendrika sans preuve izany sazin'ny lalana,surout ny diffamation,hita foana ny reponsable @ an'izany.Tohizo.
3. Oay ( 07/03/2009 09:39)
xxx:

O ry lety a! sarin'anarana (pseudonyme) fa tsy sary (photo)
_ny intintion ry manampahaizana sy tapipahalalana tsy ain'ny vendrana ny dikany ka mba mila fanazavana hihihi...
_Za tsy manendrinkendrika fa jereo daholo izay mba lohahevitra apetrako fa d copier-coller no entin'ny manantsaina mandrava anazy fa tsy hevitra.
_Matoa aho sahy mandefa hafatra mivantana ho an'ny mpandrindra ary hitanareo rehetra d satria fantatro fa afaka manao fanamarinana (Vérification) ny mpandrindra d hohitany fa tsy indray mandeha ny lohahevitra nalefako no voan'izao asanjiolahimboto izao fa izay aho vao nanao fitarainana.
Hamaranako azy d tsy eto no fanaovana lohamboto satria tsy mifankahita ny eto fa raha ilaina d resaho ny mpandrindra d atao izay hihaonantsika d amizay isika mifanazava satria samy lehilahy nosorandreniny menaka.
4. xxx ( 07/03/2009 09:49)
Oay:

dia avoay e ,miandry anie lesy izahay e,hoe fanatra elaisany ny mpanao an'io de tout facon c'est ne qu'un jeu.

5. Oay ( 07/03/2009 10:00)
xxx:

dia avoay e ,miandry anie lesy izahay e,hoe fanatra elaisany ny mpanao an'io de tout facon c'est ne qu'un jeu.

D miandry ny mpandrindra izany fa na ny misarontava aza izao d efa manainga ny mpandrindra, izay manana ny fahefana rehetra hanafoana ity asanjiolahy eto @ serasera, hanafoana ny asa ratsy.
Koa d misaotra anao ry xxx satria marina ny anao fa ce n'est qu'un jeu
fa mbola averiko foana é sahy isika Malagasy mijoro @ hevitr'isika d sahy miseho tsy misy tahotra satria tsy hisy hanao ninn antsika eo raha mijoro @ hevintsika isika satria hoy ilay fahendrena Malagasy:"Ny marina tsy mba maty"
6. TEGEVE ( 07/03/2009 10:28)
anaka xxx nampanantenao ny mpisera fa tsy hisy copie-coller,anaka andrywui tena ridicule mihintsy ity ataonao, manalabaraka ny TGV ianao anaka,aiza ny olona no tsy hitsara fa fomban'ny tgv hatraiza hatraiza ny fandrobana (l) (l)
7. Mirananirina ( 07/03/2009 10:42)
Atao ahoana fa mbola ao ilay toetra ratsy e,mahamenatra.
8. xxx ( 07/03/2009 10:47)
marina nyanao TEZEVE an ,fa oay miseho mamono vorona hoe fanatatry lery ny mpanao an'io koa tsy asehoy ho hitan'olona eto e,tsy question tgv sy tim koa izo fa aleo hazava amin ela,ferme ta guel @ manaraka
9. TEGEVE ( 07/03/2009 11:23)
anaka xxx tsy mety aminao ny misendotra ary fantatrao tsara fa manimba ny fahasalamanao izany,tohizo ny tolona

(l) (l)
10. Andribe ( 07/03/2009 11:29)
moramora aza kotabaisina i TEGEVA sao atombony eo indray ny copier coller raha mihetsika eo ny hadalany :-D :-D :-D :-D
11. hery ( 07/03/2009 12:09)
Tsapako izao fa rehefa lohahevitra manelingelina ny mpitondra ankehitriny no mba apetrako eto dia mba hahakivy ny mpamaky d manao an'io copier coller io ny mpanohariana noho izany dia milaza @ mpandrindra ny tenako fa mbola averiko fa izaho dia tsy TGV ary tsy TIM

Ny nanao copier coller voalohany teto dia mpanohana mafana fo ny TGV... ary efa nosakanana moa izy.
Tamin'ilay rava iny ny 13 mai dia teto ry zalahy no nampiseho ny alahelony.

Averiko ihany foana koa fa ny serasera dia sady tsy TIM no tsy TGV.

12. Andribe ( 07/03/2009 12:22)
zayyyyy mazava kosa angamba izay fa tsy hoe pour ho an iza na iza eto fa samy maneo ny heviny fa tsy migafy sy manakorotana
Misaotra anao ra hery na dia somary nangina ela loatra otran i ra8 aza ianao vao nandray adidy namaly sy nanazava
misaotra
tsiky de ampy :lol: :lol:
13. fozaoranabe ( 07/03/2009 12:44)
hery:

Tsapako izao fa rehefa lohahevitra manelingelina ny mpitondra ankehitriny no mba apetrako eto dia mba hahakivy ny mpamaky d manao an'io copier coller io ny mpanohariana noho izany dia milaza @ mpandrindra ny tenako fa mbola averiko fa izaho dia tsy TGV ary tsy TIM

Ny nanao copier coller voalohany teto dia mpanohana mafana fo ny TGV... ary efa nosakanana moa izy.
Tamin'ilay rava iny ny 13 mai dia teto ry zalahy no nampiseho ny alahelony.

Averiko ihany foana koa fa ny serasera dia sady tsy TIM no tsy TGV.

=)) =)) =)) =)) =)) =)) :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@
14. andrywui ( 07/03/2009 13:22)
zay zany ee

jereo eto
15. xxx ( 07/03/2009 13:30)
tsy azoko hoe tian'ny akama ho lazaina
16. Mirananirina ( 07/03/2009 14:30)
Averiko ihany foana koa fa ny serasera dia sady tsy TIM no tsy TGV.

Anay izany e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0415