odon

1. fijo ( 06/03/2009 19:35)
niseho tamin'ny tena hendriny ny anareo.hay mpanohanaTGV ilay kary.maty aho mopera
novalian'i xxx ny 07/03/2009 08:33
2. Noue ( 06/03/2009 19:37)
efa ela no fantatra fa tgv io fa tena mpiatsaravelatsy eee ! ny marina anie tsy maintsy mivoaka foana eee ! sady efa fantatry ny olona fa izy en personne no manafina ireo tgv sy ny ekipany ireo !!!
3. xxx ( 06/03/2009 19:43)
raha manohana an'i tgv izy dia inona no fahadisoany,ny fjkm manohana a'i ra8 misy miteny ve
4. salopard ( 06/03/2009 19:46)
http://www.madagascar-tribune.com/Accuse-d-avoir-fait-usage-d-un,11185.html

tout est possible , le Mollah Rasendrahasina lalah,

protège le taliban assassin vice president du FJKM


Par contre Odon n'a pas encore de sang sur les mains

Bien Odon, ne sois pas complice de tous ça,

tiens, hiangona Ravalo @ alahady hoy Rabingo izay
5. fijo ( 06/03/2009 19:47)
mbol atsy nisy fjkm niteny mivantan atamin'ny radio hoe momba ny atsy.ny anareo izao nilaza mivantana tamin'ny radio,ary mamporisika ny vahoaka hikomy
6. sudafy ( 06/03/2009 19:50)
bravo salopard,izany akama izany marina ny ala lesy e, :* :* :* mankasitraka mankatelina lesy an ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
7. salopard ( 06/03/2009 19:53)
fijo:
mbol atsy nisy fjkm niteny mivantan atamin'ny radio hoe momba ny atsy.ny anareo izao nilaza mivantana tamin'ny radio,ary mamporisika ny vahoaka hikomy


et être vice president, c'est quoi?

Nanao formation juridique , fantatrao tsara fa misy lanjany ny teny rehetra:

-Mitaky ny fampitsaharana ny tifitra atao'ny EMMONAT i ODON

-Mitaky ny hananganana ny andrimasompokonolona.

tsy misy resaka fikomiana izany

Tsy mbola niteny izy hoe: raha tratranareo ny mpangalatra dia dory (Rvalomanana 2003)

Justice populaire sans jugement izany

ary Vice president ny FJKM no mahasahy hanao condamnation à mort sans jugement: "raha tratranareo ny mpangalatra dia dory

8. ikaretsaka ( 06/03/2009 19:54)
fijo:

mbol atsy nisy fjkm niteny mivantan atamin'ny radio hoe momba ny atsy.ny anareo izao nilaza mivantana tamin'ny radio,ary mamporisika ny vahoaka hikomy


efa nisy koa....
9. sudafy ( 06/03/2009 19:55)
atao mirehitra mihitsy lesy rasalopard ny zone rouge(derika) raha mihanahana fa miseho mpanohana be an'i ra8,mpanakaefa ireo :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
10. ikaretsaka ( 06/03/2009 20:01)
ke pasitera akfm fanavaozana iny t@ fotoan'androny izy debadeba tao @ fitondrana sy efojikaem tao tena niteniteny koa ka
11. fijo ( 06/03/2009 20:02)
ny famporisihina ny olona hanao andrimasom pokonolona ,dia midika famporisihana hikomy.tsy anjarany ny manao izany.mampifandray no tokony hoataony.fa tsy momba ny atsy
12. sudafy ( 06/03/2009 20:05)
ravalo iny na izany aza,
13. salopard ( 06/03/2009 20:12)
ny famporisihina ny olona hanao andrimasom pokonolona ,dia midika famporisihana hikomy.tsy anjarany ny manao izany.mampifandray no tokony hoataony.fa tsy momba ny atsy


Ny fananganana vigilence, dia fanao, ary ravalo nanao izany t@ 2002
Tsia ranamana, ny fisamborana mpangalatra, na mpamono dia tsy fikomiana mihintsy


samborina , dia avy eo aterina any @ polisy, raha tsy hoe efa SUDAF koa ny polisintsika angamba.

Ny mitsara, ka mandoro na mamono avy hatrany no tsy mety

14. tanymasina ( 06/03/2009 20:14)
Vadindramamanay razandary ny vadikeliny mompera
Mese le mera ô Mese le mera
Brao mendrikanao tsimbazaza ny fototsakafonao akondro
Miverena @zay sareraka marisarera

Mazava mihitsy ny tetika tamin’ilay hoe « TSY ASIANA FISAMBORANA MANANA ENDRIKA POLITIKA ».
Ny dikany : AROVANA I ANDRY RAJOELINA SY NY MPANARAKA AZY: ny mpandroba, ny mpandrava fananana, ny mpanakorontana, ny mpamaky trano, ny mpanao barazy, ny mpanani-drova, ny mpangaron-dapa, ny mpanao FIHANTSIANA REHETRA.
Politika ve, demôkrasia ve no ataon’ireo 4mis mamo tampina sy jiolahimboto, izay misy “mihaja”, MIHANTSY ny mpitandro filaminana, mandrahona sy manakorontana an’Antananarivo isan’andro ?
IZA MARINA IO MANANA POLITIKA TSY FANTATRA MIARO NY MPANIRAKA AZY IREO IO ?
Mody manontany moa fa fantatra ihany : iray amin’ireo MPITARI-BATO VILAM-BAVA, mitory fihavanana sy fifankatiavana, mpampihira miara-mizotra hanafenana ny kibay an-kelika.
Fantatra koa ny mpibaiko azy any ho any, sy ny mpiray tsikombakomba aminy, hatrany anaty Governemanta sy PARLEMANTA any.
Io ve no mbola ekena ho mpampihavana ?

15. fijo ( 06/03/2009 20:16)
ko ny mpanendaka aloh aizao no manao andrimasom pokonolona rah any fahalalako azy.
16. yvonKEL ( 06/03/2009 20:36)
ialana tsiny alou ry zareo ny nataon'i ODON fa heviny irery iny fa tsy hevitry ny katolika sao indray misy misy mihevitra hoe katolika no miteny ireny. izahay katolika de mbola RAZAFINDRATANDRA no filohanay ao madagasikara mandra-paha fatiny de avy eo miandry izay tendren'ny PAPA fa tsy ODON alou eee
17. patrick2002 ( 06/03/2009 20:38)
Efa ela ny katolika no tsy nankasitraka ny fitondrany Ravalomanana ,noho ny tsy fananany ethique sy deontologie de pouvoir, izay no antony nandefasana an'i Gaetan Razafindratandra retraite.
ny katolika dia societe civil matanjaka ,manana zo hanaraka ny raharaham-pirenena ary hilaza ny heviny .
Tsy voatery ho pro-TGV fa kosa anti-Ravalomanana , maro ny societe civil tsy manohana an'i Ravalomanana anisany izany ny FIVMPAMA, ny GEM (afa tsy ny filohany Ratsitohaina ) ,KMF CNOE izay tarihiny Madelaine Ramaholimiaso ,izy ireo dia manohitra ny fitondrany Ravalomanana ,ka tsy haiko na mpandroba na mpamaky trano ireo olona ireo ,ny an'i Ravalo efa mazava
Qui veut tuer son chien l'accuse de la rage.
18. fijo ( 06/03/2009 20:39)
tsy nisy nanafangaro ny katolika sy odon ka.ny nanafangaro an'i lala sy ny FJKM no misy aloha eto
19. patrick2002 ( 06/03/2009 20:43)
yvonKEL:

ialana tsiny alou ry zareo ny nataon'i ODON fa heviny irery iny fa tsy hevitry ny katolika sao indray misy misy mihevitra hoe katolika no miteny ireny. izahay katolika de mbola RAZAFINDRATANDRA no filohanay ao madagasikara mandra-paha fatiny de avy eo miandry izay tendren'ny PAPA fa tsy ODON alou eee



c'est pas trop catholique anie indry ry yvonKEL eh! :lol: :lol: efa mazava fa raha te hijanona katolika dia tsy maintsy manaiky izay rafitra rehetra ao ,
mandehana mivadika Kimbaguiste fa i reverend Andriamanampy ( satro-bory ),mpanohana mafana fo an'i Ravalo :-D :-D
20. fijo ( 06/03/2009 20:45)
aza hafangaro kosa ny kanto sy odon e,ny an'i odon resaka manokan amihintsy ny fankahalana an dravalo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1629