odon
41. xxx
(
07/03/2009 08:33)
Odon aloha tonga de hita fa tsy neutre e ! Jereo fa na ity hoe SEFAFI misy an`i Eric Rakotoharisoa nahitana ireo pretre catholique Sylvain Urfer voaroaka iny ...sns aza dia hita fa anti-Ravalomanana ! Ny mahamaika azy tsy hoe ny hanolotra tolo-kevitra raha misy zavatra tiana hovaina na hatsaraina fa tonga dia ny ny hoe Transition , donc ny hanongam-panjakana . Zah tsy te hiditra amin`ny hoe catholique -protestant satria resaka maivan-doha ny hampiady finoana zany , tahakan`ny fampiadiana foko , fampiadiana saranga ..sns , fa ny tokony hatao eto dia haverina aloha ny fandriam-pahalemana mba hahafahana miasa fa raha tsy misy ny asa dia mahantra ny olona dia mbola hisy ny pbm socialy , tsara tohizana ny HIMO am`ireo toerana be olona tena sahirana satria misy olana ara-tsosialy goavana tokony ho vahana maika koa amin`io , manangana sehatra manokana amin`izay ny Mpitondra sy ny Mpanohitra , Mpandraraha , sosaiety sivily , hijerena ireo olana rehetra2 eto am`Tanana fa tsy voatery hoe tsy maintsy Transition vao azo dinihina izany . Dia miara-manangana systeme hisian`ny marimaritra iraisana ho an`ny rehetra fa tsy hoe entre Ra8 sy TGV fotsiny akory . Ary izay zavatra masaka eo dia efa azo hampiharina amin`ny fifidianana izay ho avy 2012 fa tsy hoe hanongam-panjakana akory e ! Ny olona kanosa no voatery tsy maintsy hanongam-panjakana izany ! Tokony miainga avy am`fitondrana io initiative io satria izy no voapanga matetika fa be didy jadona dia mba anjarany izany ny manaporofo ny contraire ! Ny Mpanohitra indray kosa tsy tokony hanana esprit negatif owe zahay tsy hanatrika any fa zavatra tsisy dikany ny ho resahina ao ...sns , manao fihetsika irresponsable hany ka voatery manara-kefa par defaut fotsiny avy eo ary mimenomenona mandreraka nefa ianao no te tsy hanatrika rehefa misy fanapahan-kevitra raisina eto amin`ny firenena ! Azo atao ireo zavatra ireo raha toa ka misy marina finiavana avy amin`ny Malagasy rehetra handamina fa tsy voatery hanaraka an-jambany hoe izaho pro-Ra8 na pro-TGV toy ireny Fanatisma ataon`ny Silamo mahery fihetsika ireny izay tsy mitondra afa-tsy amin`ny Violence satria ny fo no tena miasa betsaka fa tsy ny saina !!!!