Politika
zama91
(
03/03/2009 17:16)
rehefa natao ny grevy general toa tsy nisy zavatr aniova akoatra ny cote popularité ny ra8 niakatra tao tana.@ grevy toa izao moa mba hanairana ny communauté international dia manainga ny tgv sy ny ...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 22:13
sitlo
(
03/03/2009 15:58)
Ny vazaha mitsotsoka fa mihamafana ny andro. Ny gasy robaina ny doroina trano rehefa mba nihavelomboly....
tohiny
novalian'i tanymasina ny 04/03/2009 14:57
lemenakely
(
03/03/2009 15:57)
Lasa EXTREMISTES sy FANATISTES ny ankabeazan ny malagasy @ izao tsy tongatonga ho azy anefa izany fa misy antony maro
Araka ny hevitrareo inona no antony ? :?: ...
tohiny
novalian'i Andribe ny 03/03/2009 20:40
andrywui
(
03/03/2009 15:47)
Ireo olona bedebe tonga teny am 13mei ireo ny TGV ireo !! mirifatra be !! mitsaky tsara ny frein -ny !!!! misy etage tsara tarehy be !! mandeha courant fa tsy mande lasatsy reraka otran TIM !!! zany ...
tohiny
novalian'i Andribe ny 03/03/2009 20:15
Annie2006
(
03/03/2009 15:47)
Hamory 4-mis ao mahamasina Ravalo hiaro azy satria samy kanosa daholo ireo TIM ireo ka tsy misy sahy hiaro io jadona Ravalomanana io.
Mbola hakanosana ihany koa: Vola notrosain'ny malagasy @ banque...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 16:52
xxx
(
03/03/2009 15:24)
Rehefa misy famotehana na famonoina tiana atao dia tsy ny rambony sy ny tanany no tokony ho kapohina amin'ny barre à mine sy tapahina. Fa ny lohany avy hatrany no tokony atakena.
:D ...
tohiny
novalian'i Oay ny 03/03/2009 15:28
marobiby
(
03/03/2009 15:18)
HIAKA ANY AN'EFITRA
Efa nantsoina tsy nisy navahana
Hatrany atsimo ka hatrany atsinanana
Natao antso mafy hipàka ambovonana
Ka nandre daholo ny hatrany am-piangon...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 15:56
hery
(
03/03/2009 14:56)
Raha toa ka samy hatao mpandrindra ny dinika politika i andrywui sy i penguin :-)
Sa ve tsy hisy hafatra intsony ity politika ity fa voafafandry zalahy daholo? :-p
Na izany na tsy izany, ny sera...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 22:53
penguin
(
03/03/2009 14:36)
Izany no mitady fahafahana ary nanangana kianjan'ny demokrasia. Tsy mbola mahazo fanjakana akory dia mila eny amin'ny 13 May kila fa asiana lakroa mainty hono ny tranon'izay mpikambana TIM. Ny mpitoko...
tohiny
novalian'i yuka ny 04/03/2009 07:03
ifiona
(
03/03/2009 14:20)
[Confirmation] : d’après le quotidien Les Nouvelles d’aujourd’hui: “Ceux qui se sont succédés pour prendre la parole ont chacun à leur manière encouragé les militants du mouvement à se ...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/03/2009 22:09
Noue
(
03/03/2009 14:13)
[b]14H05 : Andry Rajoelina a surpris en demandant de marquer de noir les domiciles des pros ravalomanana[/b]
[b]D’après le quotidien malgache Les Nouvelles, durant leur intervention sur la pla...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 15:37
a256011
(
03/03/2009 14:12)
Tamin’izany fotoana (1991) ny lokalokan’ny mpitari-tolona dia ny hananganana ny demokrasia tena izy ! Naseho avokoa izao toetra ratsin-dRatsiraka rehetra izao, nasaina namono olona Ratsiraka mba h...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/03/2009 07:01
Annie2006
(
03/03/2009 13:08)
Hisaorana ny vahoaka malagasy @ fahendreny ka sahy mijoro mitaky ny zo-ny fa tsy manaiky terena miasa maina sahala @ andevo.
Na dia teo aza ny fanakatsakanana nataon'ireo miaramila mpamoritra, dia...
tohiny
novalian'i ifiona ny 03/03/2009 15:55
Oay
(
03/03/2009 13:04)
Misy tantara mampalahelo d mba zaraina é! Misy namana nipetraka tany ivelany tany d nifanena t@ olona miaraka @ fitondrana @ izao fotoana izao d nody aty tanindrazana d niara-niasa @ mpitondra hanaso...
tohiny
novalian'i Oay ny 03/03/2009 15:54
shylow
(
03/03/2009 12:14)
efa samy nahita angamba ny malagasy rehetra fa ANDRY TGV dia mpanakorotana sy mpaonga mpanjakana!miseho azy ho tena manampahaizana ka mampanotany tena iany hoe :raha mahay izy dia tsy fantany ve fa z...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 03/03/2009 15:25
xxx
(
03/03/2009 12:00)
Miantso ny sehatra tsy miankina mba hanatevin-daharana ny hetsika amin’ny alarobia. « Tsy misy antenaina intsony amin’io fitondrana io fa aoka ianareo ho tonga saina », hoy ireo mpandaha-teny e...
tohiny
novalian'i yuka ny 04/03/2009 00:59
essera
(
03/03/2009 11:38)
Mba asio bouton mba mi-signaler abus ohatran'ny forum rehetra ireny ry zalah mpamorona ity trano-kala ity fa dia misy ohatran'ny any amin'ny bar mihitsy ny sasany manoratra....
tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 16:35
myari
(
03/03/2009 11:37)
tena tsy azon'ny olona mihintsy ny hevitra tian'i TGV ho lazaina fa toa mifanohitra @ tiany atao foana ny zavatra mitranga , teo hoe ville morte , toa tsy hita izay fankatoavana izany , izao indray h...
tohiny
novalian'i ratavao ny 03/03/2009 14:27
essera
(
03/03/2009 11:36)
tony bandy itony d tena efa maimbo noho ny maimbo ary ambany noho ny ambany ny toe-tsaina.
tsimatimanota no pseudo
Miala tato elah fa etsoiko mpiandry eo ah
Jereo ity teneniny ato [url]http://f...
tohiny
novalian'i Annie2006 ny 03/03/2009 13:23
Noue
(
03/03/2009 11:25)
[b]14H00 : FIn du 13 mai. Andry Rajoelina appelle pour demain les fonctionnaires + zones franches a le rejoindre. Un moyen de transport sera mis à leur disposition. Dans son discours Andry Rajoelina ...
tohiny
novalian'i ralalaina ny 03/03/2009 14:15
