Politika

almada ( 02/03/2009 13:06)
Mampalahelo lay zoky Andry fa nosoavalian'ny Dimosore politika dia zao no niafarany. Lay greve générale nolazaina aza zara raha misy olona 10 000 (iray alina) jereo anie ny gazety Midi (02/03/09) fa... tohiny
novalian'i xxx ny 02/03/2009 15:50
lemenakely ( 02/03/2009 12:47)
Ny fijeriko azy dia Tsara fanombohana ilay fitakiana nanomboka teny Ambohijatovo ,ary normal raha be ny olona tonga t@ ireny.Fa nony taty aoriana Kely dia hita fa trop ny fihoaram- pefy , ka nahatong... tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 09:20
rohy ( 02/03/2009 12:20)
ahoana marina moa ity fisandohana anarana sy fampiasana ny sarin-dravalo ato ity e? Sao de mba tokony hisy fepetra ihany fa filoham-pirenena anie izy eee?... tohiny
novalian'i yuka ny 02/03/2009 15:19
ronaldo09 ( 02/03/2009 12:12)
Niova nanomboka tamin’ny sabotsy lasa teo ny fomba fitondrana ny fitokonana eny amin’ny kianjan’ny 13 mey. Nambaran’ny Filohan’ny fahefana ambonin’ny tetezamita fa « manomboka anio dia e... tohiny
Noue ( 02/03/2009 11:45)
[b]rahefa tsisy kil oa dia tokony mba misaina tgv mba hajanona ity 13 Mai tsisy farany ity fa mijaly ny olona eee[/b] [URL=http://img178.imageshack.us/my.php?image=tgv02mars2009134.jpg][IMG]http://... tohiny
novalian'i Oay ny 03/03/2009 11:20
penguin ( 02/03/2009 09:57)
Anjaran'elah mpitokona indray no manazava misimisy satria tratran'ny olona ny seseseskkki nalefa ho an'i TGV ary navoakan'ny olona angazety androany na ny anaran'ny mpandefa na ny mpahazo. Avy any Fra... tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 15:05
Oay ( 02/03/2009 08:35)
Maty ny prézida an'i Guiné Bissao fa tsy ny an'i Madagasikara an! Aza taitaitra fa toneo ny fo sao d tapaka ny lalan-drà.... tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 03/03/2009 13:10
diamondra27 ( 02/03/2009 07:45)
ahoana ny hiafaran'io hisy sa tsisy? sa mbola hiandry an'i RAMBO sy tsingory hoe iza ihany no hahatafavoaka ny tunnel... tohiny
lemenakely ( 02/03/2009 07:23)
Ho aiza marina izany isika ireto? Hanimba ny tanana ve? Ny fiainantsika ? Ny fiaraha- monina?...Sa hanome seza ireo mitady an izany . Toa faux problèmes no betsaka dia hitarina sy havadika zavatr... tohiny
novalian'i andrywui ny 02/03/2009 11:15
xxx ( 02/03/2009 00:33)
[url]RAVA NY FORUM AMLE-COPIE COLLER IZAO NO TADIAVINAREO TSY MISY OLONA MIDITRA INTSONY ATO[/url] [b]TONGA DE RAVA NY TSENA ATO FA METY TSY HITANDRAHERY ANGAMBA IRETO COPIE COLLER BEDEBE MIVERIN... tohiny
novalian'i notron ny 02/03/2009 12:50
TEGEVE ( 01/03/2009 23:48)
anaka andrywui sy batista007 niandry anareo tokoa rangorivao69 nilaza izy tamiko fa paika daholo ny fandrangitana ny pisera politlka eto ireny mba ahitany marina zay mijoro ho TGV fa hay ranamana io T... tohiny
novalian'i xxx ny 02/03/2009 00:00
xxx ( 01/03/2009 23:35)
Araka re teny @ 13mai dia mitohy ny tolona tsy atao hoe grevy general intsony izy dia fa aleo tonga dia atao hoe grevy marechal,satria tsy misy amboninin'ny marechel intsony,dia averina ho alaina indr... tohiny
novalian'i andrywui ny 02/03/2009 11:50
diana ( 01/03/2009 21:42)
Ombieny ombieny efa mipetraka ny fanontaniana refa miala ra8 d iza ny ho solony. Fa aleo ngamba fotorana ilay atao we rajwel. Tsy fantatro fa izao no fatatro: 1. Bandy nobeazina tany am sekoly kato... tohiny
bigup ( 01/03/2009 19:27)
Mafana ny adilahy politika ankehitriny! Maro ny mifankahala sy mifanaratsy! Izaho pro Ravalo, ianao pro TGV! Betsaka ny aina nafoy! Ny hanatsara ny fiainan’ny Malagasy no kabary sy tanjona ... tohiny
novalian'i xxx ny 01/03/2009 21:25
karandoha ( 01/03/2009 18:51)
Salama Misy mihinana saka ve ny mpanao politika. Toa izay mihinana ireny hono dia lasa alavitra be sady manambola be rehefa avy eo, asa ny hevitrareo aminio ry mpanao politika :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i yuka ny 02/03/2009 09:14
pimaso ( 01/03/2009 18:32)
c'est surtout le sous sol malgache ,et le petrole qui interesse tous ces vautours qui rodent autour de Madagascar ( la France en tete de liste ) cher patriote, il faut reflechir avant d'agir THE END... tohiny
pimaso ( 01/03/2009 18:07)
Sommet Africain misy tombotsoa ponctuel azon'ny firenena aminio sommet io, ary koa misy tombotsoa MAHAritra izay ny vahoaka no MAHAZO AZY ao aoriana , ny tokony anotaniaao dia ny hoe:::: ny pource... tohiny
novalian'i xxx ny 01/03/2009 20:47
ravalomanan ( 01/03/2009 17:57)
Tompko lahy sy tompokovavy. Ampanajana no hitenenako eto androany fa raha mbola mitohy ny fokorotanana dia handray adidy mafy aho ka mangataka aminareo mba hampitandrina an' i AndryRajoel. Misao... tohiny
novalian'i ndenn ny 01/03/2009 20:53
Jackychan ( 01/03/2009 16:56)
Tsy ny fifanaratsiana be fahatany sy fifankahalàna ary fanomezana seza ireo politisiana tsy nahomby teo aloha akory no hampandroso ny malagasy sy fa ny asa hatrany. Misy dia misy ny soa vitan-dRavalo... tohiny
AnA ( 01/03/2009 16:13)
tsy azoko mihintsy ny fikan'tgv io! avy niresaka t@ membres ny ONU izy dia naniky ny hiverina hoe hidinika @ ravalomanana, ny ampitso indray anefa dia miova hevitra indray! “Je ne serai pas à l... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.7838