Politika
Noue
(
28/02/2009 13:34)
[b]*Le maire de la capitale Andry Rajoelina s’auto-proclame président de la République de Madagascar !
*Andry Rajoelina s'auto-proclame le président de la Haute autorité de la transition (HAT...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2009 23:14
pimaso
(
28/02/2009 13:06)
Ady ho an'ny Fahaleovantena izao hataontsika zao fa tsy ady amin'i TGV intsony
Arao kely:
1) Ho an'izay mbola tsy nitady: tapeo eo amin'ny Google ny hoe "le dessous de la francafrique" dia telecha...
tohiny
novalian'i pimaso ny 01/03/2009 09:17
naughtyboy
(
28/02/2009 12:44)
Nahoana no politika mamotika sy mampahantra no misy aty @ tany mahantra ary mampandroso no feno any @ tany mandroso ,lahatra v izany sa andraikitra sy fahefana tsy voafehiny ireo mpiady tombotsoany ol...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 01/03/2009 05:00
xxx
(
28/02/2009 12:31)
tsy hilamina mihitsy ny tany raha tsy miala eo ra8 mpamono olona,mpanana didy jadona,mpanngokarena.
hoanareo mpomba ny ra8,efa mety tafa daholo kosa angamba ianrareo na tsara place ao @ magro,sy ny f...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2009 23:29
yuka
(
28/02/2009 11:37)
Indrisy ry Nosiko ity zava-miseo
zary toa efa mankaleo
tsy araka intsony zava-misy!
samy voalaza ho manana milisy!
Ny vahoaka amin'izao dia mizara telo!
toe-javatra mampalahelo.
Ao ireo misafidy...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2009 23:28
Noue
(
28/02/2009 10:56)
[b]12H00 : Manifestation place du 13 mai commence. Pas beaucoup de monde à cette heure. Ils ont emmené des cuillères et des couvercles de casserolles.[/b]
13H43 : Andry Rajoelina ne s'arrêter...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2009 23:24
xxx
(
28/02/2009 10:52)
dia mahagaga sy mahatalanjona fa raha vao eo @ 13 mai no misy manif dia avela hanao an'izay tiany ry tgv, raha mitohitohy izao dia ho tratran'i tgv ihany io pouvoir io...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/03/2009 00:17
pimaso
(
28/02/2009 09:57)
TSY AFAKA NY HANAMPY AN LA INTSONY RATSIRAKA HATRETO
NA HIKORIANA HOATRAN NY RANO N IKOPA AZA NY RAN LISANY TGV TSY MANKAIZA INTSONY LISANY
TAPITRA NY TOLON ADALA SAMY ADALA
VONOINAY TANANARIVO ETO...
tohiny
novalian'i tanymasina ny 28/02/2009 21:07
xxx
(
28/02/2009 09:19)
toa tsy misy fil journé androany nefa misy manif be eto @ 13mai en plus zone rouge...
tohiny
novalian'i andrywui ny 28/02/2009 17:34
lemenakely
(
28/02/2009 08:55)
Teny ratsy, usurpation d identité ,...Aiza ny mpiandraikitra ? Fa mahamonamonaina ilay forum?...
tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 02/03/2009 13:12
Oay
(
28/02/2009 08:33)
Raha tsy efa tara loatra d azo atao,
1°Manambara ampahibe maso i Didier Ignace Ratsiraka sy ny taranany fa tsy ao ambadik'izao zavatra miseho eto Madagasikara izao.
Fanazavana mafy tokoa ny nentin'...
tohiny
novalian'i ravalomanan ny 28/02/2009 22:30
rabingogilabanga
(
28/02/2009 08:20)
1)satria efa tena mandreraka ny mahita ny message miverimberina eto
2)Tsy ho copier-coller mihintsy manko io, fa dia declenchement automatique na message
3)Ka mba hialana @ MALWARE toy itony, sa...
tohiny
novalian'i andrywui ny 28/02/2009 17:29
xxx
(
28/02/2009 07:33)
Ity androny ity no hahitana izay matanjaka na 13 mai na ny TIM. Hahita zavatra indray izao tontolo izao, htodika aty Mada indray ny mpanarabaovao rehetra. Handre zavatra ny sofina. Atovy vonona ny sto...
tohiny
novalian'i andrywui ny 28/02/2009 18:08
batista007
(
28/02/2009 01:31)
tena mahagaga sy mahavariana fa tao ato dia tena mirongatra be ny fangalarana ps mino sy manatena izahy mpisera ara dalana fa mba tokony efa andray ny andraikiny ny tompon'andraikitra isantsokajiny. :...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 01/03/2009 00:01
xxx
(
27/02/2009 22:56)
[url]http://[/url]hi hi hi hi hi hi hi[url]http://[/url]he he he he he [url]http://[/url]ho oh ho ho ho ho ho[img]http://[/img] :idea: :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ 5 jours :-@ :-@ ...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 28/02/2009 23:48
xxx
(
27/02/2009 20:42)
Hametraka tantara ho an'i Madagascar io lehilahy io ? Kanefa ho tsy faly fan ny TIM hitohy indray ny dinika. Kanefa tsy maintsy handohalika eo anatrehan'i Odon hanaiky ireo conitions napetrany ireo. I...
tohiny
novalian'i pimaso ny 28/02/2009 12:54
xxx
(
27/02/2009 20:36)
[quote]MISY MIGAFY NY SERASERA POLITIKA[/quote]
ASIANY TARATASY LAVABE ALAILAINY FAHATANY AO AMINZE DINIKA REHETRA MANDE DIA KIVY NY OLONA REHETRA TATO AM FORUM...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 22:47
batista007
(
27/02/2009 19:37)
Le Président de la République, Marc Ravalomanana (avec la délégation composée du Président de l’Assemblée nationale, Jacques Sylla, du Sénateur Nöel Rakotondramboa, et du Ministre de l’Ec...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 20:37
xxx
(
27/02/2009 19:15)
Mba araho maso ry zareo mpiandraikitra ny fanesorana ny olona marary saina ato fa misy migafy aminio taratasy lavabe alainy amze hitany ao io ane ny forum e!
misaotra anareo e!!...
tohiny
novalian'i batista007 ny 28/02/2009 01:24
rabingogilabanga
(
27/02/2009 19:06)
Il fait honneur à l’intelligence et à la sagesse Malgache.
Chapeau bàs Monsieur l'archevêque...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 19:34
