Politika

penguin ( 27/02/2009 10:14)
Ny Malagasy tsirairay no manamboatra ny tantarany. Porofon'izany, tsy misy tolona tafavoaka raha tsy tonga manamaro isa eo amin'izay tolona isankarazany ny vahoaka madinika nagariana sy tsy norahirahi... tohiny
novalian'i fijo ny 27/02/2009 21:07
essera ( 27/02/2009 10:10)
Mbola salama tsara, Misaotra ny namana Hery nanakana an'ilay rangorivao96 moa izy teo. Ary mba irariana mba ho ady hevitra mihamiakatra no atao ato, ary mba ho constructif koa e. Fa ny tena tiako ... tohiny
lemenakely ( 27/02/2009 09:52)
Tsy misy olombelona izay tsy DISO fa rehefa tafahoatra MASISO...Aleo angamba izany teny feno hatsikana izany no mety ilazàna ny zava-misy eto @ firenetsika. Ny zavatra hitako sy tsapako dia miaing... tohiny
andrywui ( 27/02/2009 09:25)
Tena asa aloh na resaka tena marina io Hery manasonia ao io na aona fa tena ratsy fiafara Rangory !! voaendy sa voaendaka zany lery e!! io no tsy tiako aminio teny ratsy io fa kay zan mora kely ny m... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 13:12
kabota ( 27/02/2009 09:10)
Efa mitady hatsatso ny lohany ka mila ampaherezina satria masina ny firenena Mila atambatra ny vavaky ny kristiana . Tsy manao politika fa mitady izay hahasoa ny mpiarabelona. Maro ireo fikambanana k... tohiny
naughtyboy ( 27/02/2009 07:09)
soa lavo hahay mamindra,inona no lesona lehibe tokony notsoahina isaky ny misy ireny korontana teo @ tantarany M.kara Amiko manokana dia tsotra no ijereko azy,Ireo mpanao politika nifandimby fahefa... tohiny
essera ( 27/02/2009 04:01)
Salama é Mba angatahana mihitsy ny modérateur mba hanala an'ilay bandy manoratra teny ratsy ato fotsiny. Amiko tsy maninona na hifanasa vangy aza fa ilay teny ratsy mba rehefa any amin'ny sis... tohiny
klitika ( 27/02/2009 03:27)
Vita io @ sabotsy eh Hohitan'lisany eo ny fialan'io amin'ny talata eh Efa nandalo sabotsy telo anefa no nilazana an'io, ary vao tamin'ny talata teo ilay hoe talata nolazaina, nefa tsy hita ihany i... tohiny
novalian'i andrywui ny 27/02/2009 14:52
zakilinina ( 26/02/2009 22:20)
Ny ankolafin-kery rehetra eto amin'ny tanin'ny Repoblika no tokony hifampidinika fa tsy ny FFKM miaraka amin-dRa8 sy Tgv fotsiny. Mbola Ra8 no majoritaire. Vao 2 taona monja no nahalany filoha azy ary... tohiny
novalian'i andrywui ny 27/02/2009 08:39
Andribe ( 26/02/2009 21:24)
Averina ho maire hono i Andry tgv dia tsy hitsaotsaona tsony fa mifona =)) =)) =)) =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 27/02/2009 10:03
Noue ( 26/02/2009 20:38)
Dia tena nampalahelo oa ny mpandalo, ny mpiantsena, ny mpivarotra t@ nanaovan'ny jiolahimboton'tgvendrana eee ! [b]horohoro no hanaovana azy ireo oe ho potehina ny tsenany raha tsy makao @ sit in[... tohiny
novalian'i rohy ny 27/02/2009 13:41
andrywui ( 26/02/2009 19:23)
Tsy fantatra mihitsy zay nahazo an'i Rangorivao !! fa vao niditra tato aho io hariva io de fifamaliana be no tratrako tato !!! inona hoy hianareo ny antony ?? tapitra ompaompain lery daholo reo ban... tohiny
novalian'i Andribe ny 27/02/2009 08:05
Ralitta ( 26/02/2009 19:18)
Mampalahelo fa ny ankabetsan'ireto Bus eto Tana dia mandefa ny Radio Viva raha mahatsikaritra ianareo. Antony raha ny filazan'ireo mpamily namanay dia nomena 40.000 FMG par jour ry zareo noho izay. ... tohiny
bezoky ( 26/02/2009 19:03)
Ary mba sao dia mba misy afaka mandefa eto ny sarin'ireo Mpanao gazety Malaza amin'ny fanovana ny vaovao marina ireo ianareo fa mba te ahalala azy ireo izahay : _ ROLLY MERCIA _ LALATIANA _ ISMAEL ... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 08:21
andrywui ( 26/02/2009 18:07)
Ho ataonay mahita ny sarin'i Jakoba amzay hianareo Tim ireo sy ny Lehibenareo ireo sy ny Gvt tsy mamokatra anareo sy Ra8 manomboka izao fa [b]vita hatreo ny tambitamby[/b] sy ny filelafana mba hiresa... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 11:19
xxx ( 26/02/2009 15:58)
[b]Ny Katolika :[/b] Ny Fiangonana manana ny AMPY indrindra eto Madagasikara (...) Izy no isan’ny mpikarakara ny mahantra (Père Pedro sns...)... Manana ny maha izy azy tokoa izy, nohon’ny fisia... tohiny
naughtyboy ( 26/02/2009 14:33)
@ teny vahiny avy @ ONUDI mba tsy hisiany,dika vilana ny zvmisy ao amintsika,ny any ivelany indray no sahirana @ olana mianjady amintsika fa ity fitondrana dia tsy mijery afatsy ny tenany sy ireo orin... tohiny
novalian'i tafondro ny 26/02/2009 18:48
pengiun ( 26/02/2009 14:08)
Marina fa TIM izahay ary tsy mivadika fa ny TGV koa anefa dia tohananay marindrano ny hevitra avoakany satria mahavelombolo ny Tolona izay natao ka raha miteny amin'ny anaran'ny TIM aho ho Fanohanako ... tohiny
penguin ( 26/02/2009 13:51)
Tsy mampiova inona anay fa ny ara-dàlana no fantatray. Andraso ny fifidianana raha tia izany resaka fanjakan'ny be sy ny maro izany. Vita ny fifidianana arabainay nereo raha ahazo sahala ity TGV nihe... tohiny
novalian'i Noue ny 26/02/2009 19:34
xxx ( 26/02/2009 13:17)
Tena manala baraka ny TIM sy pro Ravalomanana ato mihitsy ny ataonao Rangorivao kà , aminty fangalaranao ps anolona ato ity .enao dahlo kay reny maka AndryRajoel ,Andrywai ,ravalomarc ireny , ka rehe... tohiny
novalian'i tafondro ny 26/02/2009 19:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4712