Politika

Noue ( 25/02/2009 14:42)
[b]aza mihatsaravelatsia tahakizao oa ry tgvendrana aaa !! mody oe mamangy ny marary t@ ireny zava-niseho rehetra ireny tssss nefa ianao ihany no nahatonga an'zao fahasimbana sy ny doro sy ny aina ver... tohiny
andrywai ( 25/02/2009 14:32)
Ny fantatray dia ny TGV tia hiseho ho haingampandeha no nitarika ny havanay ho faty tetsy sy teroa. Izao ny fandraisana tànana an-dRa8 no ataony. Tsy aleo koa aseho anay hoe mifandom-bera sy mifanoro... tohiny
rataxx ( 25/02/2009 12:20)
Ohatra leo be zany za miheritreritra hoe refa vita ndray ity atao hoe fihaonana de inona ndray no zavatra hitranga mbola sahy ihany ve sa ilavo lefona. tsika vahoaka mantsy dia miha mahatra mintsy @ ... tohiny
novalian'i Andribe ny 25/02/2009 13:14
essera ( 25/02/2009 12:15)
:D :D :D Iza ry reto nareo no manana tononkiran lé oe : "NDAO APIO DÉDÉ RATSIRAKA MBA ANATATERAK ILAY FITENY MAMY OE... :D :D :lol: :lol: Dia ian ko mba tadiaviko SAMY... tohiny
novalian'i xxx ny 26/02/2009 13:07
rabingogilabanga ( 25/02/2009 12:06)
Tsorina avy hatrany fa tsy ny eglizy, fa ny mptarika FFKM no tiana holazaina. [u][b]1)Alalana avy aza moa no ahasahian'izy ireo miteny @ alalan'ny Kristianina Malagasy, ka hamory ny mpifanadrina ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 00:55
diana ( 25/02/2009 08:36)
http://www.assidu-madagascar.org/izao/php/info-news2.0/index.php?id=197 Tena zany izy io an? Refa journaliste karamain ny assidu v zany d afaka manoratra we roublard, sataniste,... ary aiza ny poro... tohiny
novalian'i Noue ny 25/02/2009 14:12
lemenakely ( 25/02/2009 07:46)
Ny fijeriko azy ihany koa dia nanantena ny mpitondra ankehitrio fa rehefa manana majorité ao @ assemblée sy ny sénat dia afaka manao izay Tiana atao! Ary nieritreritra ny mpanohitra ho ridicule ny... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 00:48
andrywai ( 25/02/2009 06:38)
Malahelo mafy izahay havan'ny maty sy naratra satria rebireben'ny TGV. Hanaiky hiresaka sahala izao ihany koa inona no nandrasana sa dia fitaovana tokoa izahay vahoaka madinika.... tohiny
rixes ( 25/02/2009 05:19)
Hanomboka rampitso ny fitokonana faobe ataon'i mpiasan'i JIRAMA , eny JIRAMA SOANERANA ry zareo no hanatanteraka ny fitokonana , fangatahana ny fialan'ireo vazaha DG sy DGA no antony . ... tohiny
novalian'i raNeo ny 25/02/2009 15:03
xxx ( 24/02/2009 23:22)
andrywui ( 24/02/2009 22:43)
dieny mbol ts tezitra sy hifontana aminao ny vahoaka Raprezy de tsara aminao ny[b] mamerina ampahendrena ireo miaramila[/b] ireo fa tsy azo teren-ko masaka intsony ny Malagasy fa efa manana ny safidin... tohiny
novalian'i xxx ny 26/02/2009 12:28
xxx ( 24/02/2009 20:34)
Fanontaniana tsara apetraka @ malagasy tsi 11 iz' io ,fa tsy mbôla nahitana valiny .Iza tamin'ireo filoha nitantana teo aloha ka hatramin'izao no nivarotra ny tranon'ny ambassade n' i Mada tao N.York... tohiny
klitika ( 24/02/2009 16:58)
Sao mba misy mpitsikilo mahay an'io aza fady? Dia mba lazao anay eto tsy maninona na misy HONO aza? ... tohiny
Noue ( 24/02/2009 16:49)
Dia efa niova daholo zany ny ministres androany eee ! tsy voadikako oe iza sy iza ilay voatendry satria radio no nihenohina ee ! ... tohiny
novalian'i fijo ny 25/02/2009 22:14
vilambava ( 24/02/2009 15:35)
Ao anatin'ny fotoana fialana sasatra ny mpifanandrina amin'izao fotoana izao. Ary dia miezaka ny mpanazatra ny ekipan'ny andaniny sy ny ankilany manome toro-marika ny mpilalaony avy. Nafana dia nafan... tohiny
tataka ( 24/02/2009 14:29)
Efa lany bala ry zalahy ka trotraka tanteraka satria mijoro hatrany ny mpomba an-DRa8. Feno mahamasina na avy aza ny orana ary tsy mety resy ny mpankasitraka ny ara-dàlana ka aleo manova solon'anaran... tohiny
novalian'i andrywai ny 25/02/2009 07:22
penguin ( 24/02/2009 14:10)
An'iza ny lamba miahy. Ny filazan'ny gasy hoe tsipaky ny miala aina dia tsy mahavoa fa hialana fotsiny ary dangy ho azy eo. Ento nefa ny zaza tsy afaka BEPC akory no fitahina alefa eo aloha ary tariti... tohiny
Andribe ( 24/02/2009 13:47)
Hiala eto madagasikara ny THB satria tsy milamina ny politika malagasy. Hiala hifindra any Maurice izy efa voavarotra ny carte de production ary manomboka mandroso ireo usine vaovao any maurice. Hiena... tohiny
essera ( 24/02/2009 13:29)
Maka seza mihits aloha d vakio tsara. Mety mandainga aho fa mety hino ihany ianao indray andro any. :lol: :lol: :lol: :lol: :miam: :miam: :* Genèse DE TIKOLAND ou EMPIRE TIKO En 7 a... tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 25/02/2009 11:33
xxx ( 24/02/2009 13:14)
Tsy naha Rangorivao anRangorivao ny nanaovan- dRALALAINA azy hatramn alina sy omaly e, hianareo no mifezak aminlery sy ny ompany fa ts Ralalaina velively mihitsy e, nihinana tsara lery halina zay ! n... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.0656