Tsipaka miala aina very fotsiny, fa ireny no mahita lavaka
1. penguin
(
24/02/2009 14:10)
An'iza ny lamba miahy. Ny filazan'ny gasy hoe tsipaky ny miala aina dia tsy mahavoa fa hialana fotsiny ary dangy ho azy eo. Ento nefa ny zaza tsy afaka BEPC akory no fitahina alefa eo aloha ary taritina hiditra "Zone Rouge". Iza no nampidi-kizo ny zanak'olona sy miala aina amin'izany. RAISO IHANY NY kooooraaan hôôôôtttty tennnsssssiiiôôô 3000 vollllttttta raha mbola mitady. Hihihihi. Mampalelo ny tsy vory saina.
novalian'i rangorivao69 ny 25/02/2009 02:01
2. pengiun
(
24/02/2009 14:14)
mbola tohizako ihany fa tsy ny Tim irery akory no hatao hanjakazaka eto fa zahay ko manana ny atoraka tsara fa efa teo niala zahay ,ka mandraisa iaaaaany couuuuurant 3000 ry Tim aaaaaaaaaaaaaa
3. penguin
(
24/02/2009 14:22)
Raha favy elah tsy ny solon'anarako penguin no avadika ho pengiun. Izany rehefa tsisy hazon-damosina ka mitapitapy satria TGVendrana fahanana tànana no lazaina handeha malaky sady tsy mbola nametraka làlana handehanany fa ny sainy no entin'ny môly miaraka amin'i SSSAAARRREEERRAKA
4. TEGEVE
(
24/02/2009 14:22)
anaka andrywi efa fantatr'olon anie ny pengiun entinao io fa aza manao valin-teny hoatr'izany anaka
Hilaozan'olona enao raha izao ,tsy ho vitanao mihitsy ny recrutement anaka (l) (l)
Hilaozan'olona enao raha izao ,tsy ho vitanao mihitsy ny recrutement anaka (l) (l)
5. pengiun
(
24/02/2009 14:24)
za ane patron tena penguin e fa refa nivadika tezeve ah de tsy tian'ny olona ato tsony
6. rangorivao69
(
24/02/2009 14:33)
ka elah le vendrana ty le pengiun tsisy ary sao de mba paiso kou ary ny patron :-D :-D :-D
7. penguin
(
24/02/2009 14:34)
Tsy miaraka amin'ny TGV fahanana tànana mihintsy i penguin ka na hitady ny sariko aza ianao apetraka eto dia mpisoloky no heverinareo hakana fitondrana. Tsisy loha ary mahereza mamahana ilay TGVendrana fa lany ny piiilllla. hahahaha
8. andrywui
(
24/02/2009 14:45)
kalma daholo fa mbola ho ela no ho eto e !! fomba fiady sy taktik rehetra mety daholo rehefa miady hoy zahay tany amn miaramila ( ts ls moyen sn bn)
ka aleo ze mirevy ps bobak hanao ze te anao ray manaova e!
ka aleo ze mirevy ps bobak hanao ze te anao ray manaova e!
9. rangorivao96
(
24/02/2009 14:50)
Aza be taimbav b eo elahy lety fa za ts ments mvadk TGV ah zay fotsn n ah zay ,za TGV ndray n tiako zao fa ts reveko ko le AMF3FM fa nofa be ,ka aleo revendRangorivao amin TGV ndray ny tanana ary e
10. TEGEVE
(
24/02/2009 14:59)
anaka andrywi efa fantatr'olona ireo fa elah ihany no rangorivao96 ny methode lazaiko arahina mijanona andrywi tsotra zao fotsiny fa lazain' rangorivao69 sarimbavy (l) (l)
11. pengiun
(
24/02/2009 15:32)
TEZEVE avelao ny olona hiaina malalaka fa aza terena amze tiany fa ts fanjakana jadona tsony izao ,ra ps betsk no tiany avelao iz ,ra ps tokana de safidiny zay
12. andrywui
(
24/02/2009 15:34)
inona iany ary ty ady tsy mety vita ato ty klé ann !!!!!! misy de tia ady mitsy ry lereto ka
13. Mirananirina
(
24/02/2009 17:30)
saika lasa adala aho fa noheveriko 1 ihany ilay penguin,kay moa misy pengiun koa
14. fijo
(
24/02/2009 21:10)
ireo le mplalao matahotra sao tsy hotazana e;le ps ny eo ihany no ahodina sao tsy misy mahita
15. Andribe
(
24/02/2009 22:08)
misy milalao miafina ndray ato zany ann sao de mba elakelampe no lalaovina miafina ao e =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
16. andrywui
(
24/02/2009 22:19)
Asa lets ra-Andribe fa hatramzao aloh de izah no oloa ahiahiana voalo aminio asa ratsy io ee!!! de za mo lets haninnn fa de manaik ts fidiny eo ah zany kou !! efa ny olona rehetra ve lets ry Andribe no miara miangaredona ah oe za io Penguin io e!! za io andrywu io e! za io Rangorivao 96 ioe !! ka innn tson mo les no havaliko fa de ekekeko fahatany any aloa!
17. andrywui
(
24/02/2009 22:23)
sady ra mba mandinik les de aiza no his cyber hivoh amzao ora izao ?? aiza no ahavitako hanenjika atsy sy aroa anio ? hatram le ravalomarc sy le andryrajoel fosika ren defa za daol no victime anren e !! za foana !! za iany !!!
19. andrywui
(
24/02/2009 23:51)
de asa lets ra- Taf fa nofo ihany de mahatsiaro malaelo amzao fanosora-potaka izao ka !! le ralalaina ko tena tsy mivoaka amin anarany mitsy nefa ef hay oe lery le bandy ray fa tena aleonlery mamoy ny ps -ny klé !!!
20. andrywui
(
24/02/2009 23:52)
de asa lets ra- Taf fa nofo ihany de mahatsiaro malaelo amzao fanosora-potaka izao ka !! le ralalaina ko tena tsy mivoaka amin anarany mitsy nefa ef hay oe lery le bandy ray fa tena aleonlery mamoy ny ps -ny klé !!! hatramindr Mirana vavy kely ary mba mamely ah manao ze afany ato koa !
