Nidiran'andro Rangorivao69 ! lany ny laingany ao !vita ketsa

1. xxx ( 24/02/2009 13:14)
Tsy naha Rangorivao anRangorivao ny nanaovan- dRALALAINA azy hatramn alina sy omaly e, hianareo no mifezak aminlery sy ny ompany fa ts Ralalaina velively mihitsy e, nihinana tsara lery halina zay ! nisavoritaka be n lohanlengama tam alina ,fa ordi fotsin no no-programek nasaiko nifamaly tam tonton Rangorivao tao fa za efa lasa natory efa tam 22h angamb ,marain aho vao nahit anlery niady tam machine halina tontolo tao ! ha ha ha ha =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
2. yuka ( 24/02/2009 13:25)
ity andrywui ity ranga dia zazasaina ohatran'iTGVongany mintsy aa!!
aza manao xxx wouaa toi fa kobo be :-D :-D :-D
3. andrywui ( 24/02/2009 13:29)
fa maninn aho no bedesin'i Yuka foana e! nefa tsy za zany oa io !! fa Ralalaina anie no mampihinana an'i Rangory fa tsy anjarako e!! zay no nifanarahanay !!! ny anah ny anjara-fampihinaniko ato de i Penguin , molota , ngohia de Yuka ihany fa ny anRalalaina IRangorivao de Tsinjo de Noue sy Ifiona sy Pimaso !! de ny anRakidoropamba ny ambiny rehetra !! zay no fizarana sakafonay telo mtsam ato !! donky tsy za zany io fa ze responsable n'io kartie io anotanian'niYuka
4. TEGEVE ( 24/02/2009 13:35)
izahay tompon'andraikitra ato @ TGV no maniraka ireo imposture ireo hanao recrutement ,saingy indrisy tsisy ny olona azony nefa dia mba natao betsaka ihany ny diverssion ny ps lazaiko moa ny marina satria efa voaroka tsy mpikambana ato intsony izy

andrywi=ralalaina=rangorivao96=pegiun=andryw ,be de be koa ny xxx ampiasainy refa tady ho tratra ny habadony (l) (l)
5. rangorivao69 ( 24/02/2009 13:39)
raouiouixxx>raleleinaouioui> hitsoaka aiza hoa elah :-D :-D :-D
zay elah vao vita voaroka kay ty elah tsy mila vendrpoour ry tgvendrana :-D :-D :-D
6. xxx ( 24/02/2009 13:41)
OK rasefo !!! ekena ny teninao fa hiasa mafy sy hiasa tsara amzay zahay e !! any Ambodivona zany no fotoana rahariva rasefo fa efa misy vokatra azonay ato ka !! fa mba omany ao ary le sosinle bandy kely e! merci ra sefonay tezeve an mankasitraka e !! ho asiatsika mafimafy ihany reto Tim reto sefo fa aza matahotra enao a !!


, kidoro
7. andrywui ( 24/02/2009 13:43)
ay ay ay romotra be tsisy takizany Rangory ao lety Ralalaina fa mivoaha tao mitsy alo elah !!! :-D :-D :-D :-D =D> ^:^ ^:^
8. TEGEVE ( 24/02/2009 13:53)
antombohy ny recrutement fa aza manalabaratena (l) (l)
9. rangorivao69 ( 24/02/2009 13:55)
kay ty elah olona efa tsy ilain tgv ntsony ,tsy makaiza zany fa ho faty2 foana eny @ 13 mey :-D :-D :-D
10. xxx ( 24/02/2009 13:56)
Ah rasefo TEZEVE kay no tato klé !! manahoana ianao sefo !! efa manao ze mety zahay zao sefo fa aza matahora ianao fa azonay dahol reo TIM reo a !! fa le sosy sefo no asivo avance kely alo hinomana gasilah raim a !! merci sefonay a!! MANKASITRAKA SEFO O any Ambodivona zany mihaona e
11. rangorivao69 ( 24/02/2009 14:09)
kay tsy ampy karama leity vola be azon ty t@ zoulou alina reny natao inona doly klé :-D :-D :-D
12. penguin ( 24/02/2009 14:12)
bébé rangory efa hita fa vizana tanteraka.
13. pengiun ( 24/02/2009 14:16)
sady vizana no mbol mitady ho vizana ko amity makatsy makaroa ty za zao ref nivadika Tgv de TGV hatram farany aho fa tsy mila Tim TsOOOOOONY
14. rangorivao69 ( 24/02/2009 14:25)
na ho aiza eo elah tratrako ny hivadika paiso :-D :-D :-D
15. andrywui ( 24/02/2009 14:29)
Mahazo mivoaka amzay elah lety Ralalaina fa efa calcalme lery ato a!! efa azo hifampiresahana fa tsy otranle teo ha ha ha :-D :-D :-D :-D :-D :-D
16. rangorivao69 ( 24/02/2009 14:31)
soloy ndray ny ps fa ho ozako ihany :-D :-D :-D
17. andrywui ( 24/02/2009 14:47)
Iza no manolo ps zany za ve no hi s'adresser n'i Rangorivao ?? tandremo kely lesy fa ze bandy tsy mety mivoaka ao anatin'ny ps anlah ao sokirina fa za hialao an
18. TEGEVE ( 24/02/2009 14:55)
mba mandrahona hono le kely endaka ity klé ,matahotra be lesy zà, iza indray no lazaiko ry le maivan-doh aty a :-D :-D :-D
19. pengiun ( 24/02/2009 15:24)
Tsy naha Rangorivao anRangorivao ny nanaovan- dRALALAINA azy hatramn alina sy omaly e, hianareo no mifezak aminlery sy ny ompany fa ts Ralalaina velively mihitsy e, nihinana tsara lery halina zay ! nisavoritaka be n lohanlengama tam alina ,fa ordi fotsin no no-programek nasaiko nifamaly tam tonton Rangorivao tao fa za efa lasa natory efa tam 22h angamb ,marain aho vao nahit anlery niady tam machine halina tontolo tao ! ha ha ha ha > > > > > > > >



Ralalaina tsy mety ny nataonao fa efa namatsika anie Rangorivao e ;inona ty nataonao ty ? :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: akama io zao
20. andrywui ( 24/02/2009 15:36)
De ho avy mavesatra hamaly anio ndray ko zao Rangorivao de mitohy ato ny adilahy politik hoy ny fitenenana !!!!!! za alo zao ra vao ady zany defa miala ao ah zay !!!!! ny ze dinika mande tsara reny no arahako fa ts izy mits ty ady ady ady foana ato ty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2172