Iza no nivarotra ny tranon'ny ambassaden'i MADA tao N.York?

1. xxx ( 24/02/2009 20:34)
Fanontaniana tsara apetraka @ malagasy tsi 11 iz' io ,fa tsy mbôla nahitana valiny .Iza tamin'ireo filoha nitantana teo aloha ka hatramin'izao no nivarotra ny tranon'ny ambassade n' i Mada tao N.York ka namindrana azy tany N.Jersey ?

Didier ratsiraka et ses clic vé ?
Zafy albert et ses clac vé ?
Marc ravalomanana vé ?

Raha fantatra inona no antony ? :oops: :oops: :?: :?: :?:
2. fijo ( 24/02/2009 20:51)
arosoy ny valiny fa tena tsy mba hainay izany
3. Noue ( 24/02/2009 21:01)
tsy io indray ve ilay tsaho naparitak'i ratsiraka eee??? io no nihatombohan'ny adin'i tgvendrana navokany tao @ io fatina radio-ny io tsss
4. ndenn ( 24/02/2009 21:02)
Miarahaba anao ry Ingahy tafondro, efa nanao fanadihadiana ny momba io raharaha io ihany aho nandritry ny taona vitsivitsy izay ,ary tsy mbola lasa lavitra anefa ,ny zavatra azo lazaina aloha hatramin'izao ,dia na Ratsiraka sy ampahany @ ireo diaspora aty europe no nikarakara ny procedure de vente n'ilay domaine ,satria nisy disadisa t@ amerikana ny nandroahany ny NASA tao imerintsiatosika .Ny amerikana dia tsy nanaiky loatra ny fomba fiasan'ny frantsay tao mada noho ny fitandrovany ny interet-ny .Dia reko koa fa associé tamin'io ingahy Ravalomanana marc niaraka t@ magistrat vitsivitsy t@ fotoanan-dratsiraka.Rehefa vitan'i rangahy didier ny formalité sy ny taratasy rehetra dia araky ny deduction- ko manokana dia niditra antsehatra i M.Ravalomanana ,nahazo ampahany t@ fifanarahana ? Ka nanao ny mutation rehetra , ary araka ny tatitra henoko koa dia nisy mpanao politika sud africain nanampy azy t@ lafiny rehetra naharaikitra ny fivarotana .Dia mbola hatreo aloha ny fahafatarako io raharaha io hatramin'izao !
5. Fahazavana ( 24/02/2009 21:06)
I PRESIDA AU NOIR NO MPANAPARITAKA TSAHO TSY MISY TSY MAHALALA NA ADALA NA HENDRY i elefanta no mpampiakatra ny akihibeny manosika ny hadalany tchao !
6. tafondro ( 24/02/2009 21:08)
Fahazavana:

I PRESIDA AU NOIR NO MPANAPARITAKA TSAHO TSY MISY TSY MAHALALA NA ADALA NA HENDRY i elefanta no mpampiakatra ny akihibeny manosika ny hadalany tchao !

Tsy azoko ? hazavao kely aloha !

7. fijo ( 24/02/2009 21:12)
korontan abe izy izany
8. andrywui ( 24/02/2009 21:47)
saika ho amidin'i Prezida Ratsiraka izy io !! izy no nanao ny papier saika hanondrana an'io !!! kay niala tampoka izy de notohizan'i Ravalo fotsiny ny fakana ny vidiny sy fivarotana milamina azy !!! fa nividy solony ao new york iany ane fa ratsy kely le solony ee !!bizna be amina miliara fmg maro no tafandry zalahy taminio
9. Andribe ( 24/02/2009 22:23)
aiza le ambassade aloha etsy @ 13 mai ve zany N. York zany. Sao de mba omena kely ao kosa ra tgv sao tezitra eo ndray. Aiza izany fananambe zany aloha =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. andrywui ( 24/02/2009 22:28)
ay ay ay ay atansio fa mbol ts nisy TGV tamzan fotoana nanokafana ny rakitra zany ka !!!! reo ao am TIM anotaniana ze naka anzay fa vahiny be aminio anay ka !!!! zavadoza io resaka io !! fa vola be no lasa fantom tao ! ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
11. tafondro ( 24/02/2009 23:16)
Tssss ,leilegna !!
12. rangorivao69 ( 25/02/2009 00:42)
raouioui> io ndray le resaka tsaho le kimamanity velah ve mitapy e ,ary maninona no miafina ao @ xxx refa mametra dinika
ary narahiko ty Fahazavana ty fa toa le vendran-dahy ty io :-D :-D :-D
13. tafondro ( 25/02/2009 01:14)
Barakay daôly!
14. rangorivao69 ( 25/02/2009 01:26)
ery tsy mivoka ntsony le rangorivao96 klé :-D :-D :-D
15. tafondro ( 25/02/2009 01:32)
Dé NDANA MIDÖDÖ ZANY !
16. rangorivao69 ( 25/02/2009 01:33)
aleo lesy amboarina iny radem :-D :-D :-D
17. tafondro ( 25/02/2009 01:44)
Son of a bitch guys ,
18. rangorivao69 ( 25/02/2009 01:52)
tsisy pooory any zany eo ry maty tafondro ty :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1051