vao premier mi-temps zay
1. vilambava
(
24/02/2009 15:35)
Ao anatin'ny fotoana fialana sasatra ny mpifanandrina amin'izao fotoana izao. Ary dia miezaka ny mpanazatra ny ekipan'ny andaniny sy ny ankilany manome toro-marika ny mpilalaony avy.
Nafana dia nafana aloha ny lalao tamin'iny premier mi-temps iny na dia somary nahery ihany aza ny fifandonana. Fomban-javatra amin'ny lalao lehibe tahaka izao ihany nefa izany satria mbola tsy namoaka karatra mena ny mpitsara fa fampitandremana am-bava ihany no betsaka.
Asa izay ho endri-dalao hitranga ao aorian'izao fialan-tsasatra somary lavalava sy mitombo halava isanandro izao. Ny ekipa iray moa efa maika mihitsy ny hamponjy sy hiverina eo ambony kianja fa toa tsy mahita fafiny amin'ilay fialana sasatra.
Ny supporteur koa efa te hijery match.
Hisy prolongation ve sa tonga de tir au but raha mbola match-nul foana ny isa eny amin'ny solaitrabe. Izay zao no fanontaniana mipetraka.
Araka ny vaovao farany dia ry zareo mpitsara ny lalao no manalava ilay fotoana hialana sasatra. Angamba izy ireo no reraka voalohany teo amin'ny fitsarana iny premier mi-temps iny.

novalian'i rangorivao69 ny 25/02/2009 02:07
3. andrywui
(
24/02/2009 19:20)
Ny resaka mivilana ,zavatra tenenina mivilana , ny mpiteny koa mbola mivilana ny vavany !!! kayy !! alzo ts misy toy zay hanandratsy !!
5. Fahazavana
(
24/02/2009 21:03)
sady mivilana no vavamivilana , fisainana mivilana , pataloha mivilana , carte de sejour mivilana , fiangonana mivilana , prezidà au noir mivilana ireo no akipa nofantenana'i monga be mivilana ho ekipany , NOIR MIVILANA :}
6. tafondro
(
24/02/2009 21:26)
Aleo ivalambalana any ry zala a! tsy koi io zé sahy maty mifono lambamena .
7. andrywui
(
24/02/2009 21:54)
carte de sejour mivilana , NOIR MIVILANAha ha ha ha hoy i fahazavana de : carte de sejour mivilana !! tena aoka letsy fa aza ny vay maharary no endahina takopery eto ry Fahazavana a !!ha ha ha
8. Andribe
(
24/02/2009 22:21)
sao dia mba mivilana loatra le resaka lasa tsy politika tsony lasa zavabehivavy mivilana =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
9. andrywui
(
24/02/2009 22:25)
zavabehivavy innn lety zany ry andribe ???? asio fahazavana kely ndray alo fa tena mis tsy milamina ato zany kléééé !! o lety a ! ts teny ratsy anefa ve ??
10. tafondro
(
24/02/2009 23:10)
fijo:
misy mivilambilan abe ao izany
K'efa m'kôzy a oé avelô ivalandotra zé té ivalandotra ,tsy olana .
16. tafondro
(
25/02/2009 02:01)
Aza manadino ahy ,ry mpihaino vavaka , aza mba manary ahy ,ka hanafotra anao ,mitodia ry mpanjaka ,ka jereo ny olonao !! ce sera pour toi le prochain service funebre mon ami .Bye bye .
17. rangorivao69
(
25/02/2009 02:07)
ary toa mitsoaka elah zay leity refa mitikavana a ,tsy mahay mamaky teny pouur akory le aka ty :-D :-D :-D