Sao de diso dinika ty resaka ra-8 sy TGV ty?
1. vilambava
(
24/02/2009 10:56)
Sao de tokony tatsy am-resa-dehilahy na resa-behivavy no nasiana an'ity dinika mikasika ny blem TGV/Ra-8 ty na fara-falikamatiny tatsy am-dinika Fitiavana.
Toa zany manko no tena fototry ny olana fa tsy resaka politika mintsy?
Toa zany manko no tena fototry ny olana fa tsy resaka politika mintsy?
novalian'i xxx ny 24/02/2009 14:04
3. rangorivao96
(
24/02/2009 10:58)
ANDROANY AHO VAO MBA NAHITA ANLAH TATO KA MITENENA MORAMORA SY MANAO MBAY LALANA FA IMPOLI
4. Noue
(
24/02/2009 11:02)
dia aza atao ngodabe oa ny soratra eee ! mankarary maso tssss :^) :^) :^)
7. andrywui
(
24/02/2009 11:10)
fa inn daoul ry Noue ty resakareo ato ty ah !!! ten misavoritk be n lohak mamaky azy !! fa ts mis lohan sy vodin!!!!
10. tafondro
(
24/02/2009 12:00)
Aleo anao ao ra mbôla tsy fay reo Tary Gaigy Vizak' reo ! fotsina tateraka ny zanak'atidoany ,ouz lé masnah tafondro . :idea:
11. Andribe
(
24/02/2009 12:22)
MISY TARA TGV NDRAY IO ZANY TSY MAHARAKA KÖZY SAO DE MBA NOHE KOSA NO NANOSIKA AZY DE TARAIKY IZY :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. rangorivao69
(
24/02/2009 13:47)
rangorivao96=andrywi=andryw=pengiun=ralalaina
nataoko faisona tato io fa mbola midelira :-D :-D :-D
nataoko faisona tato io fa mbola midelira :-D :-D :-D
13. TEGEVE
(
24/02/2009 13:50)
tompon'andraikitra ato @ tgv ny tenako efa tgvoaroka io andrywi io fa tsy nahavita recrutment (l) (l)
14. xxx
(
24/02/2009 14:04)
Ie marina zany sefo fa efa noroahatsik tato io andrywi fosika io fa mangalaps fotsiny nefa tsy misy asa vita akory!! fa mba ahoana ny anay rasefo fa zahay efa nahazo TIM bobaka be a! efa misy 10zao ao nataonay ambongadiny be ao !! raiso miaraka rasefo fa ataoko mora ane !! de mb asio avansy kely e
