ha ha ha kobo kosa le fosika ANDRYWU e! ny ray ANDRYWUI

1. andrywui ( 23/02/2009 14:57)
aiza letsy ty tsy ampy volana ty a! ny iray ANDRYWUI de ny anlah ve ANDRYWU de hitovy letsy fa tonga de kobo elah !! ary miomana ko fa ataon vrai penguin mahamay elah avy eo
2. andrywui ( 23/02/2009 15:06)
Mbola tsy teraka ary mbola tsy eto ny olona ahavita anohitra an'i Andrywui zany ry zandry isany a !! raha ny pirina kely sy ny voamboatavo eto de betsaka mikiakiaka eto ,fa izay trondro be kosa ahatohitra bulldozer de mbola ho lavitry ny afo ny kitay,, sady mbola alavitra eto Ankaratra !!!
3. xxx ( 23/02/2009 15:09)
tena marary saina lety mila heverana
4. andrywui ( 23/02/2009 15:13)
fa i toi mipika ve ? aza manatona bulldozer ka hamoaka ps mitsy alou fa petsa eo e! aleo miafina otranio ihany ! na de ataon'ny olona oe sarimbavy aza elah
5. andrywu ( 23/02/2009 15:20)
:-D :-D :-D
6. tafondro ( 23/02/2009 15:20)
andrywui:

fa i toi mipika ve ? aza manatona bulldozer ka hamoaka ps mitsy alou fa petsa eo e! aleo miafina otranio ihany ! na de ataon'ny olona oe sarimbavy aza elah

Manin rah tsy tonga dé ato oe andrypiwpiwui !he he he !

:-@
7. Mirananirina ( 23/02/2009 15:21)
za andrywi fopla
8. andrywu ( 23/02/2009 15:24)
marina izany eh,ny anay tgv ihany sa ahoana pengiun
9. andrywui ( 23/02/2009 15:30)
Ary le Rangorivao69 iny daholo ity manao fosika ato ty satria arahako tsara fa rehefa elaela tsy hita le ngama de mivoaka le Penguin sandoka sy le andrywu sandoka !! aiza ary zao nedala zao ???? tsy hita !! nefa be vavaxbe teto iny ra vao teo
10. xxx ( 23/02/2009 15:34)
mangina ela ra ouioui ,ela ihany fa mody fanina eh,gisa alahy homaketra ela ka ela mangalatra indray no avo vava ialahy ihany io :evil: :evil: :evil:
11. xxx ( 23/02/2009 15:35)
:D
Fika mbola tsy hitako indray iny , dia efa mihomana ry .... fa hanokatra ps vaovao mitovy amin'ny anao koa aho. Sans rancune eeeeee!!! :wink:
12. rangorivao69 ( 23/02/2009 15:37)
raouioui>MIHINANIN'PWIPWI TENA ALOU TENA RALINA FA MIANDRIA ANELAH NY ZOULOU :-D :-D :-D
13. andrywu ( 23/02/2009 15:38)
izaho ihany no andrywui sy pengiun ary izaho ihany koa no kidoro :roll: :roll: ho porofoiko tsy ho ela izany
14. andrywui ( 23/02/2009 15:38)
hitanareo fa tsy hita elabe Rangorivao ?? misavoritaka mamadibadika ao iny zay !! nihinan'ny fatiny zay mpangalatra ps ka !
15. rangorivao69 ( 23/02/2009 16:22)
raouioui> ATREHO LEITY NY NATAO FA HO AIZA EO TENA E
:-D :-D :-D
ELAH NO MAMORONA DINAKA FENO HONOHONO DE ZAO PS SANDOKA TGVENDRANA E :-D :-D :-D
16. Mirananirina ( 23/02/2009 16:42)
Noho ity politika ty ihany dia mifanaratsy ato isika a
17. xxx ( 23/02/2009 16:43)
efa kobo ela ry wiwi a ! fa nga tsy tadidinay ela manokatra hevitra de tsisy mamaly , de avy eo nedala manao xxx, maka kil refa tsisy manampy ry kidoro efa may ralalaina nanjavona ary sao de ela rery ary ireo ol bedabe reo an ? fikana tgv mantsy mora kobo ihany , de zao ndray hoe bildozera hono izy nefa tanky kely efa antitra be no nentin'ny rasily defa nitsoaka hadino hatramin'ny kidoro nzndriana :°)
18. Optik ( 23/02/2009 17:28)
aiza i kidoro ra-andrywui ah,
ary ahonan elah tô tena hitambaran'ny kill. Sa fôpla lôtra.
Efa tonga ny andro faran'lah sy TGV!!! Mampamangy !!

Sosotra b daôly ny fan'club n'lah eo @ 13 MEy zao fa maty maty fôna hono ny havany!!!!

-ministera 4 e, ministera 10 e, 16 e,
Zao eeeeee

Foza orana elah !

19. tafondro ( 23/02/2009 17:54)
Mirananirina:

Noho ity politika ty ihany dia mifanaratsy ato isika a

Tsy maitsy tenenna ny marna reefa tokony kôzina ry kalakel hein ! ny adversa adversa fôna !

:twisted: :twisted:
20. andrywui ( 23/02/2009 18:42)
ANDRYWUI DE LEHILAHY TSY MIKOSO MASO MENA FA MIJORO AMIN HEVINY AMIN FAHAMARINANA DE NY FAHAZAHOANY TGV NY LAKA ! HO ELA VELONA ANIE NY TGV !! NY MPANABOTRY VAHOAKA DE TSY MAINTSY HADABOKA NAHO HERITAONAAZA HO ETO FOANA ISIKA !! MIARA -MILALAO ETO DE ZAY RAY VIZANA ALOHA !! FA AZA MITENY RATSY FOTSINY REFA TSY MAHATANTY FA MIVOAHA FOTSINT DE AZA MIVERIMBERINA ETO TSONY ZAY NO IFANARAHANA !! FA I ANDRYWUI DE HITSANGANA SY HANNATSANGANA NY MARINA SY NY RARINY ETO AMIN FIRENENA !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0592