betsaka zay fotoana very teo @ 13 mai zay
1. ARINOFY
(
21/02/2009 14:53)
nareo mpankeo @ 13 mai io ve rizareo tsy efa tonga saina ihany @ lainga foronin'io mpitarika anareo io?Omaly indray izy zao de efa nahafantatra fa handeha hiaona @ filoha Ravalomanana nefa mbola nampiesoniny enareo oe mitondrà sakafo fa misy toerana ho alehantsika.Voan'ny ody ve nareo no tsy mbola mihiratra foana e?Isan'andro izy de mahita ho tenenina foana.Efa impiry zay izy no nilaza oe hitarika ny tolona nefa mba efa nandeha ve izy raha vao miala eo @ 13 mai?Enareo foana no danihan'ny tanin'andro eo @ 13 mai eo.Ho avy Rossy,hitety faritra aho,tsy maintsy ho azon-tsika ny ministera,hisy miaramila hiaraka amintsika(hay reserviste sy retraité no mba akamany),hisy olona avy any andafy hiaraka amintsika,hisy vady miaramila hitarika lalàna....Mankaleo na ny maheno ny redirediny eo @ 13 mai eo aza.Mitadiava asa @ zay ry reto fa efa ampy zay 1 volana nolaniana teo izay.
novalian'i xxx ny 22/02/2009 01:03
2. lemenakely
(
21/02/2009 15:02)
ARINOFY:

Izaho dia sahy milàza ainao fa zarandry zareo aza misy io 13 mai io , efa misy karazan olona efa tsy misy atao fa dia mihainohaino , jereo raha misy zavatra kely fotsiny eo ANALAKELY na mpitory teny , na ilay mpanao sabàka iny ,na accident na automobile dia misy olona eo mandany andro eo.
Ary nisy namana teto niteny hoe raha asaina mamboly hazo izy ireny na asaina miasa tany sy mamboly ary karamaina dia aleony mijanona!
3. ARINOFY
(
21/02/2009 15:07)
sady miandry korontana fotsiny ny ankamaroan'ireny de hamaky magasin indray.Itanao fa efa feno ireny mpanao loterie ireny eo.Tena tolona tsy mihaja kosa ity indray mitoraka ity ka.Mahamenatra raha misy mahafantatra oe mankeo @ 13 mai.Za alo sure fa ambony ny pourcentage ny chomeur @ ireo olona mpakeo @ 13 mai eo.Noheveriny mantsy fa ny fitolomana eo no ahitana asa.Ny iafarany dia ny mpitolona no hifampitolona eo.Sitrany ahay mba mahazo kil raha toa ka tsy mahazo asa :-D :-D :-D :-D
4. ralalaina
(
21/02/2009 15:07)
diso be ianao ry ARINOFY fa izay indray dia tsy maintsy mitolona eo @ 13 may mandram-piala andra8 na dia mingaina 40 degre aza ny masoandro ,na rovitra pataloha aza na ho tifirina aza,tsy misy miala zany raha tsy tratra ny tanjona dia ny fanalana ny didy jadona sy ny halatra eto madagasikara
5. klitika
(
21/02/2009 15:09)
Za vao saika hitany hoe:
Tsy ny fotoana no very fa ianao no tsy manank'atao, ny fotoana iny mandeha tsy miato, raha tsy hoe mosesy angah ka hoe andeha ajanoko aloha ny ora

6. xxx
(
21/02/2009 18:51)
ralalaina:
diso be ianao ry ARINOFY fa izay indray dia tsy maintsy mitolona eo @ 13 may mandram-piala andra8 na dia mingaina 40 degre aza ny masoandro ,na rovitra pataloha aza na ho tifirina aza,tsy misy miala zany raha tsy tratra ny tanjona dia ny fanalana ny didy jadona sy ny halatra eto madagasikara
marina izany ralalaina rehefa lasa president i tgv dia omen'i tgv asa ialay isany chomeur long duré eo @ 13mai ireo,dia tadidiny tsara ialaisany ireo avy eo.
:-D :-D :-D :-D
7. gran
(
21/02/2009 19:22)
Mba mety anahoana re raha afindra lavidavitra, ohatra oe any Mahitsy any, na any ambohimanga any io 13 meuuuuh io e? mbola ho avy any ve ralalaina sy ny tariny? na tgv aza ngamba mety ho kamo ho any isanandro, ngamba hoy tgv oe "leeeeetyeeee, tolona ve no alehakoany,tsssssssss' :lol: :lol: :lol: :lol:
8. ifiona
(
21/02/2009 19:42)
ralalaina:
diso be ianao ry ARINOFY fa izay indray dia tsy maintsy mitolona eo @ 13 may mandram-piala andra8 na dia mingaina 40 degre aza ny masoandro ,na rovitra pataloha aza na ho tifirina aza,tsy misy miala zany raha tsy tratra ny tanjona dia ny fanalana ny didy jadona sy ny halatra eto madagasikara
nandresy ve ny tolona? ny mpitarika anareo aza efa nanaiky ny tsy hampamory anareo eny intsony. Sa ve hivadika @ teniny indray izy? (toy ny mahazatra)
ho antitra eo anie nareo raha hiandry ny tolona handresy e
9. xxx
(
22/02/2009 01:03)
On a rien a faire des politocards ,on veut nos intérêts coûte que coûte .Gare à ceux qui ne savent pas ou verser les garantis convenus.