Ary nankaiza le Andry TGV sy le Ravalomarc omaly reny ee !!
1. andrywui
(
21/02/2009 13:38)
Toa nandalo fotsiny oa de lasa izy roalahy omaly ireny e !! iAndry TGV sy RAVALOmarc no anarany teto omaly !! nandalo teo amin'ny adiny iray teo ry zareo de lasa !! sa tena mety tena izy ve ireny ee!! nisy moa de sahy nilaza oe za le Ralalomarc nefa aza za mba zendana be ko oe sao de tena prezida marina iny de nody nanaja be aho !! iMirana koa nanao tompoko,tompoko be tamin Andry TGV sady nangovitra be !!
novalian'i rangorivao69 ny 22/02/2009 11:12
2. xxx
(
21/02/2009 13:42)
andrywui:
Toa nandalo fotsiny oa de lasa izy roalahy omaly ireny e !! iAndry TGV sy RAVALOmarc no anarany teto omaly !! nandalo teo amin'ny adiny iray teo ry zareo de lasa !! sa tena mety tena izy ve ireny ee!! nisy moa de sahy nilaza oe za le Ralalomarc nefa aza za mba zendana be ko oe sao de tena prezida marina iny de nody nanaja be aho !! iMirana koa nanao tompoko,tompoko be tamin Andry TGV sady nangovitra be !!
Ka hita be anie faianao sy ipimaso no nandefa ireny sary tao ireny randrywui รด ah ah ah ah ah
=)) =)) =)) manao jono botry an !! aoka fotsiny ho a !!
3. andrywui
(
21/02/2009 13:46)
xxx za aza ane oa mba zendana e! tsy hitanao ve fa mitondra ny anarako foana ane oa za omaly e! andrywui iny ihany tsy niova mihitsy iny na teo aza le ravalomarc ko na de za aza ve no favori de ahavita anzany amin'ny fotoana iray !! sady mety hisangojy be eo ny resaka !! tsy mety oa ra atao oe za zany fa mety tena izy iny omaly iny fa lasa ry zalahy!!!
5. andrywui
(
21/02/2009 13:51)
de ahoana letsy ry tsinjo no hampety anzany fa elah ve aona a !jereonlah fa fotoana iray ohatra oe amin 17h42 aho manoratra de aminio 17h42 io koa ravalomarc manoratra de hety ve izany ? tsy za oa zany ! na de atao oe favori be tena milay aza aho tsy ahavita anzany ! kozy e !!!
6. tsinjo
(
21/02/2009 14:03)
ra andrywui lesy refa tratra de mbo mibaboka aa, ao am cyber misy anlah io ane ka bedabe ordi e :-D
7. andrywui
(
21/02/2009 14:14)
desady manao tgv ah zany no manao ravalo no manao andrywui ??? tsy possible zany !! satri mm heur no nahatongavanreo tato omaly
8. xxx
(
21/02/2009 16:04)
hoy andrywui
Toa nandalo fotsiny oa de lasa izy roalahy omaly ireny e !! iAndry TGV sy RAVALOmarc no anarany teto omaly !! nandalo teo amin'ny adiny iray teo ry zareo de lasa !! sa tena mety tena izy ve ireny ee!! nisy moa de sahy nilaza oe za le Ralalomarc nefa aza za mba zendana be ko oe sao de tena prezida marina iny de nody nanaja be aho !! iMirana koa nanao tompoko,tompoko be tamin Andry TGV sady nangovitra be !!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

9. ifiona
(
21/02/2009 19:47)
mety tsy izy iny lehireto fa olon-kafa a!
fa mety tonga dia efa voadakan'i hery ireny fa tsy azo atao. :roll:

10. rangorivao69
(
22/02/2009 11:12)
raouioui>REFA TSY KIL LEITY DE MBA SAHY MANATRIKA FA TSY MANAO PS RERY AO ,ADLA ELAH VAO MIJANONA TY FA MBOLA HO AIZA E ;-)