IZAHO PENGUIN DE MANAO FANAMBARANA LEHIBE ETO FA TGV AHO !

1. xxx ( 21/02/2009 14:19)
Izaho penguin ry zalahy de manao fanambarana lehibe ampahibemaso eto fa manomboka andoany ahozany defa tsy ao am TIM tsony fa efa TGV aho zany ka ra misy te hanaradia ahy de ekeko ny fidirany !! misaotra anareo ato am forum !! PENGUIN
novalian'i xxx ny 23/02/2009 10:05
2. ifiona ( 21/02/2009 14:40)
aoka zay letsy ra andrywui fa kobo be a bisous foana na zany aza e :-*
3. xxx ( 21/02/2009 15:19)
Gisa nivadika gana 'ty ry zareo an ,ooaay ô tsy mahalala menatra . :p :p :p :p :p
4. andrywui ( 21/02/2009 15:58)
Ifiona a ! tena tsy ane oa no manoratra anio e !! fa maninnnary ra anotaniana rahery atsy ambadika atsy de ho hita eo ra za no manoratra an'io !! f'anga ra za no hiantefany de za zay no manao an'io !!! za no mano ravalomarc eeééé!! za no manao andry tgv !!! za ko manao penguin eeé"éééé!
5. andrywui ( 21/02/2009 17:09)
ra mbola mis mteny ah anzany de tsy hoato tsony ah !!
6. ifiona ( 21/02/2009 19:43)
andrywui o! tena lasa tokoa ve enao! eo ary mody atao hoe tsy enao io e!


eo dia manararaotra ery hoe tsy eo i penguin an!
7. andrywui ( 21/02/2009 22:51)
Fa hono tokoa hoa e! lasa nakaia tokoa ary leiny e! ny atahorako de sao de nijerijery ny ministera azon'ny TGV tao le Penguin iny de voatifitra ny alin'iny tany Anosy tany ! de tsary hita fatiny !! kay !aza misy any zany fa de mampalaelo ny fiafaran'ileiny ! maty tanora ! mety nijerijery teny Anosy teny andro alina teny tko ane leiny e!! iny ko moa manao somary bebe loha tsy azo tenenina zay !! de nipoitra tampoka le polisy hamerina le ministera de mety taraiky tao izy tsy tafa monjy aina fa neverinle polisy fa TGV ho vonoina kou !! angah azo havotana tsony ! fa ny olona hovangiana ho azy ato aza zao tsy misy ! VELOMA LETSY PENGUIN A!! lalana tsy maintsy hombana io fa tombondalana ny anlah !! fa ny nahagaga de vao nanapakevitra nivadika TGV izy de daitra !!
8. xxx ( 21/02/2009 23:58)
ale ofaty any n akamanao f Tim iringirn in pengoin ini e ale ko ts mpoi2tr et any fa band ts mlay ini pengoin ini e
9. diana ( 22/02/2009 00:23)
Tairo revution kely aloha e!

Madagascar a besoin d’une vraie révolution qui part maintenant du terrain, des besoins. Le pays dispose d’une classe d’intelligentsia. A part gueuler, je me demande, ces gens là travaillent pour quoi ? Est-ce que les intellectuels malgaches ont-ils travaillé pour autres choses à part leurs satisfactions personnelles et leurs besoins, c'est-à-dire leur fierté nationale ? Je pense que non, leur monde est restreint et ne dépasse pas la famille, les cercles d’amis et la profession.
Et donc la résolution doit se baser par un besoin d'assouvissement, de réalisation pour le pays quelque son domaine mais ce dont a besoin c'est une action individuelle menant à une synergie d'ensemble. Pour l'instant, ce besoin est inoui et même s'il y a ce n'est pas encore éminent.
Il faut juste qu'il soit orchestré par une structure bien établie et composée de ressources humaines connaissant théoriquement et pratiquement le terrain, les textes et les pratiques coutumières. Sûrement le parfait n’existe pas mais qu’on essaie de mettre en place une structure bien organisée.
10. xxx ( 22/02/2009 00:46)
xxx:

Izaho penguin ry zalahy de manao fanambarana lehibe ampahibemaso eto fa manomboka andoany ahozany defa tsy ao am TIM tsony fa efa TGV aho zany ka ra misy te hanaradia ahy de ekeko ny fidirany !! misaotra anareo ato am forum !! PENGUIN


Un tout terrain quoi , tu seras en iran la prochaine fois de gré ou de force.
11. xxx ( 22/02/2009 08:25)
MBOLA MAMERINA ITY ANTSO FAMPANDRENESANA ITY IHANY AHO HO ANAREO


--Fa Izaho penguin ry zalahy de manao fanambarana lehibe ampahibemaso eto fa manomboka androany aho zany defa tsy ao am TIM tsony fa efa niova ho TGV aho zany , ka ra misy te hanaradia ahy de ekeko ny fidirany !! misaotra anareo ato am forum !! PENGUIN
12. xxx ( 22/02/2009 14:29)
de tonga soa any an-tanin'ny jamba zany e.
13. xxx ( 23/02/2009 10:05)
Iza no jamba ? iPenguin nivadika palitao ve ? sa i Andrywui nandrebireby azy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1812