Ouverture des enquêtes en vue des Procès à l'encontre de TGV
1. NyMisaina
(
18/02/2009 17:19)
Début d'ouverture des Enquêtes, en vue des procès à l'encontre de Andry Rajoelina et toute son équipe:
Misokatra ny fanangonana ireo porofo mipetraka rehetra.
Hanampy izay rehetra efa eo am-pelatànan'ny Institutions sy ny Manam-pahefana ny fandefasana sy fizarana ireto:
Vavolombelona niaina sy nahita: fijoroana voaporofo.
Sary sy films: vidéos.
Tantitra voaporofo.
Pièces à convictions.
Archives médiatiques.
Bandes audio et audiovisuelles.
Pétitions.
Toerana hitanterana:
Fitsaràna Avo eny Anosy. Eo an-teorana ny Cabinet Spécial miandraikitra ny fandraisana ireo.

novalian'i a256011 ny 19/02/2009 07:31
2. xxx
(
18/02/2009 18:02)
ny mandresy hatrany no manana ny rariny,raha i tgv no mandresy dia mazava ho azy fa ra8 no diso nanomeha orde nitifitra si non c'est l'inverse
3. fijo
(
18/02/2009 20:00)
izay mihintsy,izay eo ihany no mitsara,amiko tsy tokony asian aresabe iny.satria diso i andry fa manana ny rariny,ari marina ravalo saingy nanao ny tsy rariny.(eo imason'ny vahoaka )
4. andrywui
(
18/02/2009 20:18)
Izay zao elah ry fijo mba tena akamakama kely manomboka milay ny kozinlah fa tsy fantatra fotsiny elah oe vary sa tsiparifary otrndry Noue ,ngohia ,rangorivao ,Penguin molota sns.....
5. rangorivao69
(
18/02/2009 21:58)
raouioui> TE HANAO RECRUTMENT VE FA TSY ISA RY TGVENDRANA,EFA MANDROVITSIHY SISA ,TSY MI-PASSE ZANY LEITY NY HERIMBOTAY AH :twisted: :twisted: :twisted: HIVETR ELAH ALEFA ARY ATAOVY MITOMBINA FA TSY GATOBARAMINA,LASANTSY RESAKA TONTAKELY :evil: :evil: :evil:
6. andrywui
(
18/02/2009 22:20)
ssshhh !! moramora elah fa manaitra zaza matory ry Rangory a! ndeha mivoaka any antokotany any rehefa hitabataba !!!
7. rangorivao69
(
18/02/2009 22:49)
rouioui> AO ALOHA ELAH ASINA SUPPOKO DE MATORY TSARA :twisted: :twisted: :twisted:
8. a256011
(
19/02/2009 07:31)
F'izao hoa ry zareo ito misy angano mitovitovy amin'izao tranga izao.
Niresaka ireto olona roalahy.
A : Tena tsy rariny mihitsy rangaha ny nataond-Rabe a! Tena mpamosavy.
B : F'ahoana kosa moa. Iza amin-dRangahy no tena Mpams. Ny tompon'ny Poizina, sa ny nanome poizina?
A : Iza indray fa tsy ilay tompon'ny Mpoizina?
B : Ka ilay Poizina anie tsy nataony hamonoana olona fa voalavo e! (Biby mpandrava).
A : Ka ilay tompon'ny poizina foana no mpams e!
B : Ilay nanome ranga no mpams satria efa fantany fa hoe mahafaty io nefa mbola narosony ny olona ihany...
Dia anjaranareo ny mampifandray io angano io @ zao zava-misy izao...