Politika
xxx
(
16/02/2009 20:52)
2002 : -ny légal ( Ra8)no nitaky ny seza ny t@ tsy ara-dalàna(Deba)
-seza iray nodongian olona 2
2009:-ny tsy ara-dalàna(TGV) indray no mitaky izany @ légal(RA8)
-seza ...
tohiny
novalian'i Andribe ny 16/02/2009 22:06
andrywui
(
16/02/2009 18:37)
Tsy milamia anzany huissier zany tsony rapitso fa tonga de ny atiny no rasainay eo !!! hitondra barre à mine ,barre à pince , lapique , fotsiny ny TGV rapitso de vita de kabary OOOOO!!!!!!...
tohiny
novalian'i rataxx ny 17/02/2009 06:57
Noue
(
16/02/2009 18:07)
dia tsy maintsy oatrizao foana kosa ve no ataon'ireo mpiaraka @ TGVendrana klet'ieeee ! ny hanimba, handromba, hamaky trano, sns eee ??? tssss !!! [b]ZAO VE NO ATAO OE DEMOCRATIE TGV ???[/b]
http:/...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:53
lagoon
(
16/02/2009 18:04)
Hiangaviana mba hamoaka mosoara ny sasany e!!!
http://www.youtube.com/watch?v=KY8WXKWkf08
http://www.dailymotion.com/htantely/video/14089616...
tohiny
novalian'i gasyjean ny 17/02/2009 13:51
andrywui
(
16/02/2009 16:49)
Aza mbola taitaitra aloh ka oe :maninnn no niverina eeeéé!! matahotra eééé !! zany ny aina eéé!! oié oié oié !! mila maharitra tsara fa ala vao ho vakiana ane izy ity sady Analamaozatra ...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:53
xxx
(
16/02/2009 16:21)
mitady hussier maika be ry tgv soa mba misy volontier pour dem1 fa tena very fanahy lery hangalana ny ministera fa midy ho ny trano...
tohiny
novalian'i kabota ny 17/02/2009 08:58
tovolahy007
(
16/02/2009 15:41)
Miomana elahy ry Andry fa ho ataon'ny DEBA MAMAY. Elahy toa tsy hamono baolina nefa novidiana lafo, izao ny tompon'ny club tezitra. I DEBA efa te hiverina mafy, elahy nefany to sady tsy ihira no tsy h...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/02/2009 20:00
bazylou
(
16/02/2009 15:25)
aleo hanaovan'ny jeune azy rehefa tsy hisy apoaka ny antitra lany daty e
...
tohiny
novalian'i bazylou ny 20/02/2009 16:06
Picsou
(
16/02/2009 14:25)
Tsy aleo ve Zafy no atao eo fa lery mora miala rehefa misy grevy? sady lery mpiasa be voton'anatra. Mora miala rehefa tsy milay. :-D :lol: ...
tohiny
novalian'i molota ny 16/02/2009 18:42
xxx
(
16/02/2009 13:40)
Ny mpanao pôlitika moa tsy laitra tenenina intsony na ny ara-dalàna na ny mpitady fahefana ankeriny.
Afa-nenina na ny ray amandreny ampanahy ,antokon olona na manao na tsy manao politika , na ire...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:36
boulki
(
16/02/2009 13:14)
Hitako tany ho any indray dia zaraiko ka izay liana dia: http://www.topmada.com/2009/02/15/emission-debat-africain-sur-rfi-dimanche-15-fevrier/...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 16/02/2009 15:51
Noue
(
16/02/2009 12:59)
[b]3000 partisans d’Andry Rajoelina à Antananarivo : ça passe ou ça casse…[/b]
[b]3000 personnes environ se sont rassemblés aujourd’hui sur la place du 13 Mai pour soutenir la prise de po...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:58
Fanhaiky
(
16/02/2009 12:14)
Za aloha sady ts momba an'ny atsy no tsy an'ny eroa eh
fa ny mahagaga ahy de oe mba lasa aiza i Gal Dolin, hatramin'ny Sabotsy 07 Febroary 2009 zay nitarika ho eny Ambotsirohitra izy no hita sy heno...
tohiny
novalian'i Andribe ny 16/02/2009 21:54
tsinjo
(
16/02/2009 12:14)
mahagaga fa dia ireo ministera tsy nanendrena ministra no saika halaina androany ...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 12:19
rataxx
(
16/02/2009 11:58)
Efa nambara fa ZONE ROUGE daholo ny ministere rehetra, mbola entina any foana ny vahoaka.tsy omena tsiny ny vahoaka fa voafitaka izy ireo (Tern'ny tsy fananana dia araraotina)
Ra mba misy havanareo r...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:58
lemenakely
(
16/02/2009 11:14)
Ny milàza azy ho ara-dalàna tsy mahafehy ny tsy ara-dalàna!
Ny tsy ara-dalàna manao toton'omby bory
Ny vahoaka lasa fitaovana
Etsy andaniny ny crise mondiale efa mamely
Ny olona noana sy ...
tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 17/02/2009 11:26
Noue
(
16/02/2009 11:07)
[b]13H45 : Andry Rajoelina s'en remet a Dieu " "Ankinina @Andriamanitra ny dihantsika" [/b]
dia ahoana io eee ??? dia avy eo hanao ny hadalany indray io tgvendrana io dia Andriamanitra no omena tsi...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:52
bozyboleta
(
16/02/2009 10:49)
amin'izao ora izao rehefa avy norangitina mikasika ny zone rouge sns...
Dia asaina manao hiram-pivavahana ary ny "mpiandry" koa no asaina mialoha lalana satria ady amin'ny devoly hono no efa natao ha...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:51
tsinjo
(
16/02/2009 10:36)
hahahahha , varavarakelin'olona misokatra avy ka mampiropaka azy kle , de forcena fotsiny le oul anakatona le izy tssssss
:-D :-D ...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:54
BOYSGOSS
(
16/02/2009 10:31)
1-Miha mihena ny mpanaradia
2-Miha tsy tazana firy intsony ireo akamany (dollin,rolland, pierre houlder,...sns)
3-Mihalany ny vola hanakaramaina jiolahim-boto ampiorohoro olona
4-Tsy mandaitra ints...
tohiny
novalian'i Fahazavana ny 16/02/2009 13:55
