Politika
karavasy
(
16/02/2009 10:07)
Nasehonay teny Mahamasina ho ren'ny mana-tsofina rehetra ary ho hitan'ny mana-maso rhtr fa mbola mankato ny Fitondrana ankehitriny ny maro an'isa. Koa tsy mila TGV ny Malagasy liam-pandrosoana. Harova...
tohiny
novalian'i penguin ny 17/02/2009 06:40
penguin
(
16/02/2009 09:55)
Tena misokatra ny maso ary mahita fa mitetika ny ho lasa amin'ny revin-gadra ny TGVendrana. Tsy hanampy azy ny vahoaka fa hano aloha ny saosiny rehefa mitpitapy ry boay kely é. Izaho no MIBAIKO hoe d...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:55
essera
(
16/02/2009 09:45)
Dia mbola tsy mino ihany ve ianareo hoe efa tena TROP TENA TROP ange no ataon'i RAVALOMANANA E.
Dia mba mety ve ny mbola hisosoanao hiditra vice-président FJKM ihany fa dia maninona no tianao hid...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:57
xxx
(
16/02/2009 09:41)
TGV Oïe Oïe OIE !!!!
IL FAUT SOUFFRIR POUR DEVENIR CELEBRE ET RICHE KAMARADY KA TSY IZANY VA ?
MARINA ANY ZANY !!!!
KA TSY ZANY VA ????
MARINA ANY ZANY !!!!...
tohiny
novalian'i tsinjo ny 16/02/2009 10:45
penguin
(
16/02/2009 09:35)
TGV ary haingana dia haingana na tsisy làlana andehanany aza eto Madagasikara fa maika hirosoroso amin'ny mokondohabe. Ka ahoana hanorana sa hanavandra sa hikotroka sa hitondra zaza tsy ampy taona in...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:56
Andribe
(
16/02/2009 09:23)
Raha ny fahitako azy dia lasa kamo ary tena kamo tokoa ny malagasy satria tsy mety misy hiasa intsony fa ilaozana migrevy atsy sy aroa. Tokony ilay miaramila NANOME BAIKO hitifitra tetsy ambotsirohitr...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 11:05
ralalaina
(
16/02/2009 08:37)
Nahavita be teto @ firenena hono RA8 ireto avy izany
- Nanangadra ny olona tsy mitovy firehana aminy
- Mpanao didi jadona
- Nangalatra vola mpanjakana
- Nalainy daholo ny tsena rehetra eto m/c...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 11:10
Andribe
(
16/02/2009 07:58)
Efa manomboka mihena toy ny fen antitra ny mpanaraka an i andry tgv. Mety hisy petition ho an i andry hoe averina ho maire izy na atao premier ministre ahoana ny hevitrin ny mpisera i andriwi aloha ef...
tohiny
novalian'i belaza ny 16/02/2009 14:12
bozyboleta
(
16/02/2009 07:30)
Raha vao misy hevitra tian’ireo mpikambana ao aminy voizina dia mahavidy pejy 1 manontolo, na 2 mihitsy aza amin’ny gazety mpiseho isanandro ny SEFAFI na SEhatra FAnaraha-maso ny FIainam-bahoaka. ...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/02/2009 08:42
tarzand
(
16/02/2009 06:29)
Tsara ny fiatombohan'ny tolona nataony teo kianja Ambohijatovo; maro ireo olona natsiaro fanangejana nanaraka azy; saingy nivoana tanteraka ilay fangatahana taty aoriana. Amiko tsy tokony nieritreritr...
tohiny
novalian'i Andribe ny 16/02/2009 09:15
xxx
(
16/02/2009 06:27)
Mbo mahaga ihany ity crizy eto @ tanana ity fa toa tsy sahy manambotra an'i Andry i ra8 hatramin'izao na dia hita aza fa efa mihotra ny fefy ny raharaha. Misy zavatra tsy mazava ao ambadik'izao fihets...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 11:09
soanja
(
16/02/2009 03:25)
Ombay fanadinoana kely anie ny olana mitranga ara-politika ao Madagasikara sao izay no mba hanampy antsika tsiraidray handinika ny ho avy haharitra sy hanan-danja. Aleo ny tantara sy ny zava-misy no h...
tohiny
novalian'i Belami ny 16/02/2009 09:54
zandikely
(
16/02/2009 02:17)
hOY NY GAZETIKO:
Saika raikitra ny rombo tao anatin’ny fifampihantsian’ny mpomba ny roa tonta avy nanao hetsika. Soa ihany fa tonga ny mpitandro ny filaminana nanelanelana sy nanapitaka.
Nanom...
tohiny
novalian'i ngoiha ny 16/02/2009 09:49
miarina
(
15/02/2009 22:19)
Mbola tsy nivoaka ve le anarana fijaonana bus "Sambory TGV"...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/02/2009 08:24
gabidemony
(
15/02/2009 20:44)
Efa fantatsika izao ny mombamomban'i Ra8 sy Andry mikasika an'i MADAGASIKARA ,ary samy manana ny lohany izy roalahy,misy ny mety ary
misy ny tsy mazava.
Milomano ao anatin'ny olana isika izao ka at...
tohiny
novalian'i Andribe ny 15/02/2009 22:57
xxx
(
15/02/2009 19:42)
mahagaga fa rehefa andavan'andro eto foana lery manomboka ny 7h a 19h dia avy eo manjavona,ny week end moa dia tsy hita mihitsy ny anao lahy.Soa kosa ary voakarama lery ,e :-* ...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/02/2009 12:53
Noue
(
15/02/2009 19:03)
[b]“Scission et essoufflement guettent le camp TGV !”[/b]
http://www.topmada.com/2009/02/15/a-vous-la-parole-scission-et-essoufflement-guettent-le-camp-tgv/...
tohiny
novalian'i Noue ny 16/02/2009 10:34
xxx
(
15/02/2009 19:02)
hoy ratsivalalaka oe tsy mety ny nametrahan'ny filoha an'i pds hanoloana ny ben'ny tanana satria ny ben'ny tanana dia lany t@ fifidianana malalaka t@ lanjan'isa 64% !!
dia ahoana izany i andry mitad...
tohiny
novalian'i molota ny 16/02/2009 07:33
xxx
(
15/02/2009 18:57)
mitohy izany ny tolona hoy ry tgv dia ahoana indray ny manaraka ,ny grevy general ny ville morte ny fakana minisitera...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/02/2009 23:42
NyMisaina
(
15/02/2009 15:55)
Arahabaina ny Malagasy Hendry!
Fizarana sy famborahan-kevitra maro dia no niseho te @ ireo Malagasy nanotrina ny fihaonana tao Paris omaly samedi 14 février. Nandray fitenenana sy nijoro vavolomb...
tohiny
novalian'i zandikely ny 15/02/2009 16:14
