MANOMBOKA MIFOTRA AMIN'NY TGV NY VAHOAKANY
1. nyavo2000
(
17/02/2009 11:05)
Hita sy tsapa ankehitriny fa romotra sy tsy manaiky ny taktikan'ny TGV intsony ny vahoaka nentiny. Romotra sy tsy voafehy intsony satria saika mifanohitra ny kabary atao sy ny valiteny omen'ny vahoaka ho setrin'izany eny @ 13 mai. Raha hoe solotena no maka ministera dia tsia no valin'izany...
Ny tena mahatsikaiky dia ny praiministra sy ry sareraka efa saika matin'ny hatezeram-bahoaka, saika niongana ilay fiara, ...mbola ho aiza rehefa hoe hiongana eny @ seza an'arabe koa anefa ...mbola vao fanombohana izany fa de ho hitantsika rehetra hoe hanao ahoana rehefa ireo vahoakany ireo ihany no hihaza an'i Andry any an-tranony ......
De ho betsaka ny filma piraty momba an-dry zalahy à izay, mety hivoaka série amin'ny VIVA sy ny TVM angamba ilay hoe " L'histoire du PRESDIDENT DE LA RUE PUBLIQUE"
:-D :-D :°)

novalian'i tsiafoi1 ny 18/02/2009 09:58
2. xxx
(
17/02/2009 11:06)
"Marina daholo zany ramalagasy !... tsy mendrika hitsimpona izay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao...nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy!!!"
"Izaho no lalana sy la farine ary menaka,tsy mahazo mikaly raha tsy amin'ny alalako irery ihany" (Marka 7,77)
"Tiava ny namanao ary gadrao zay manenjika anao" (1Tim 7,77)
"araraoty ny andro azo hanangonam-bola fa miharatsy zao fiainanaizao" (2Tim 1,77)
Ahoana no tsy hinoanao fa mivavaka aho ? misaotra an'Andriamanitra mandrakariva aho fa nomeny vahoaka bado sy dondrona ary koa fiangonana mora vidy izay maharo ahy mihoatra noho ny foloalindahy sy ny miaramilako.
Ny miaramila miaro ahy raha misy mitady hitifitra na
hamono ahy,ny fiangonana kosa mampianatra ny olona tsy hamono ahy fa hivavaka hoahy sy hankatoa ny fahefako lehibe.
Ho ahy irery ihany anie ny voninahitra sy ny fanjakana
ary fiadanana hoan'ny olona ankasitrahako!
de nandray ny dibera tiko izy de hoy izy:hano, ity ny dibera vitan'ny omby vavy be ronono nafarana avy any afrika atsimo zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy raha mahavidy ianareo,,de toy izany koa ny ronono:raiso, ka sotroy, ity ny màna milk,zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy refa lasa adala any @hopitaly ianareo ......
Raha misy olona roa na telo mivory tsy amin'ny anarako dia sambory izy!
---------***************---------------------
"Ny fanananao dia vokatry ny vintana fotsiny ihany, fa tsy nohon'ny fahaizanao akory"

3. nyavo2000
(
17/02/2009 11:10)
Efa msg efa hita elabe ity ataonao frwd ity, tsy mahataitra ny KIL satria tsipaky ny efa miala aina....
enao io mihintsy no mety hitorabato ilay PRESIDENT DE LA RUE PUBLIQUE rehefa tsy tanteraka ny revin-gadra.
4. xxx
(
17/02/2009 11:14)
entina ho aiza ireto vahoaka ireto e,makany petit vitesy dia isotry ampefiloha,lasa manao vangambo eran'ny tanana fotsiny fantatra f'efa feno miaramila ny ministera,tsy misy fika intsony :-D :-D :-D :-D mitady mpanasara koo
7. Simpona
(
17/02/2009 11:52)
entina ho aiza ireto vahoaka ireto e,makany petit vitesy dia isotry ampefiloha,lasa manao vangambo eran'ny tanana fotsiny fantatra f'efa feno miaramila ny ministera,tsy misy fika intsony mitady mpanasara koo
handraoka kil eny am petite vitesse sy ambodin'isotry manodidina iny. Mandrasa kely fa ho renao eo ihany ny vokana avy eo ...
8. rataxx
(
17/02/2009 11:56)
I SARERAKA anie efa zatra manao resevera taxi be ; analakely ; petit vitesse, ambalavao isotry, anosy no farany o, de tsy maintsy mijanona ry zareo fa tonga @ terminus e.
Nefa, raha misy manome karama hafa ambonimbony eo i sareraka de manao spécial de ivadihany eo i Andry TGV. =))
EFA FANAONY IO

9. mololo
(
17/02/2009 12:55)
Raha tena matoky i Ra8 d tsy tokony hamory vahoaka teny Mahamasina satria tetaka.Ary RAD tsy mahay mihaina fa mifaninana @ zanany.Raisina woe adala i TGV d mifaninana @ adala zany iRa8 noho izany izy izany no tena adala .Ary raha tena au pouvoir izy maninona ra samborina i TGV sy ny tariny d milamina ny tanana ary raha tsy hisambotra azy izy d tokony omeny azy ny fitondrana ra tena tia tanindrazana izy.Ary manonona koa no soloina fona ny lehibean'ny tafika satria tsy manaiky ny baikony d matahotra izy.
10. ARINOFY
(
17/02/2009 13:07)
efa azon'ny tgv efa ela ny fiarovam-pirenena ry mololo raha tsy nanaraka ny baikon'ny filoha Ravalomanana ny tafika a.Nahoana no hatr@ zao no tsy mahita irika foana ny tgv @ fametrahana ny ministra.Nahoana no tsy eny ampahibe no alaina voalohany raha marina izany oe tsy manaraka baiko izany ny lehiben'ny tafika?Nahoana ny emmonat de efa afaka manao barrage azy ireo?
11. madamakely
(
17/02/2009 13:20)
nyavo2000:
Hita sy tsapa ankehitriny fa romotra sy tsy manaiky ny taktikan'ny TGV intsony ny vahoaka nentiny. Romotra sy tsy voafehy intsony satria saika mifanohitra ny kabary atao sy ny valiteny omen'ny vahoaka ho setrin'izany eny @ 13 mai. Raha hoe solotena no maka ministera dia tsia no valin'izany...
Ny tena mahatsikaiky dia ny praiministra sy ry sareraka efa saika matin'ny hatezeram-bahoaka, saika niongana ilay fiara, ...mbola ho aiza rehefa hoe hiongana eny @ seza an'arabe koa anefa ...mbola vao fanombohana izany fa de ho hitantsika rehetra hoe hanao ahoana rehefa ireo vahoakany ireo ihany no hihaza an'i Andry any an-tranony ......
De ho betsaka ny filma piraty momba an-dry zalahy à izay, mety hivoaka série amin'ny VIVA sy ny TVM angamba ilay hoe " L'histoire du PRESDIDENT DE LA RUE PUBLIQUE"
:-D :-D :°)
f'angaha moa de mitovy toetra aminareo daholo ty olona rehetra ity e?
12. mololo
(
17/02/2009 13:37)
Raha tena maha baiko ny tafika tanteraka i Ra8 dia maninona ary tsy mbola voasambotra fona ireo mpitarika ny tolona hatramin'izao.
14. tsiafoi1
(
18/02/2009 09:58)
Raha tena maha baiko ny tafika tanteraka i Ra8 dia maninona ary tsy mbola voasambotra fona ireo mpitarika ny tolona hatramin'izao.
Ny olona rehetra de manana droit de meeting rehefa misy zavatra tsy ekeny. Afaka miteny zay tiany tenenina eny an-dalam-be ihany koa ny olona rehetra.... Fa raha toa kosa miafara @'ny violation de territoire (Zones rouges) izany, toy ny nataon'i Jeneraly Fidy hoe (Niditra an-keriny tao @'ny Radiom-pirenena ; Toy ny nitranga teny Ambohintsorohitra), de izay vao mivoaka ny didy fisamborana (arrestation).
Ny mpitarika ny TGV (Andry Rajoelina) aloa hatreto de tsy mbola nanao violation de territoire mihitsy, fa ny vahoaka foana no narisiny nanantanteraka izany.... Tany @'ny haino aman-jeriny privé izy no niteny fa tsy niditra tany @'ny haino aman-jerim-panjakana.... Noho izany tsy mbola azo tanterahina aminy ny arrestation avy hatrany.... Misy làlana ny fampisamborana fa tsy ataotao foana.....Izay indrindra no antony nitenenan'i Filoha Ra8 hoe : "Hanokatra enquête manokana hanao fanadihadina momba iny tranga teny Ambohitsorohitra iny izy". Midika izany fa aorian'ny enquête vao hivoaka ny mandat d'arrêt ho an'ny lohandohan'ny mpisorona.
Mipetraka ny fanontaniana we fa nankaiza ny Jeneraly Dollin sy ny tariny. De tonga de mazava ny resaka fa efa nisitrika izy satria efa mazava ny azy ny mandat d'arrêt satria hita mivantana t@'ny haino aman-jery rehetra ny fitarihan'ny olona mivantana teny Ambohitsorohitra.