FAMPANANTENANA POAKATY TGV

1. ARINOFY ( 17/02/2009 07:54)
Betsaka loatra ry reto ny lainga nataon'io Andry tgv io teo @ 13 mai.Raisiko ohatra vitsivitsy:
1) handeha hitety faritany aho tompokolahy sy tompokovavy manomboka rahampitso.De aiza zao zay faritra voatety teo?Sa Ambatobe sy 13 mai no atao oe faritany?
2)ho avy Rossy tompokolahy sy tompokovavy @ sabotsy.Aiza zao zay Rossy tonga eo nefa ny vadin'i Rossy aza tonga.Sa Sareraka no sosie n'i Rossy?
3)mahita menaka 10.000fmg aho tompokolahy sy tompokovavy.Zao anefa de lasa 12.500fmg lay menaka.Sa tva lay 2500fmg?
4)hametraka sefom-pokotany isika rampitso tompokolahy sy tompokovavy.Ny sefom-pokotany taloha ihany zao no mbola ao @ biraony.Sa sefom-pokotanin'ireo mpanao loterie eo @ 13 mai no napetraka.
5)ho tonga eto @ 13 mai reo mpitandro filaminana miaraka amintsika @ sabotsy tompokolahy sy tompokovavy.Aiza zao zay mpitandro filaminana tonga teo?olona efa misotro ronono ireo jeneraly miaraka aminy.Ny mpitandro filaminana am-perin'asa de ireny tonga tany iavoloha omaly nihaona t@ filoham-pirenena ireny.
6)hametraka ny piraiministra eny a/rohitra isika zao de zao tompokolahy sy tompokovavy.Hay olona narisika ho vonoina no nalefa teny.
7)mikisaha ianareo ry garde du corps fa za tsy matahotra ny ho faty.Iray minitra fotsiny anefa iny geste iny fa zao de misitrika tahakan'ny voalavo any an-davaka isaky ny mikabary.
8)ho tonga eto @ 13 mai @ sabotsy reo olona avy any andafy miaraka amintsika tompokolahy sy tompokovavy.Toa ireny olona manala azy mpankeo ireny foana no tonga teo.Lay mpanao B.D lasa ministra iny kay lay olona avy any andafy sy ilay raika lahy ekipan'i Pierrot Rajaonarivelo iny.
9)hametraka minisitra isika @ latsinainy tompoklahy sy tompokovavy (marihina fa efa latsinainy roa izay).Hay ministera tsy mbola nametrahany ministra akory no nandehanany fa ireto vahoaka de tsy mba nahatakatra izany akory fa de manara-drenirano fotsiny.
Betsaka ry reto raha tanisaina ny lainga ataon'io rangahy io eo @ 13 mai.Aiza ka na ny mpanaraka azy aza omaly de nivadika taminy.Ny strategie hampandriana adrisa vahoaka no nodinihan'izy ireo omaly fa tsy strategie hakana ministera izay tsy ho azo izany.
Ny hafatro farany ry reto de "mifohaza ry 13 mai",mandehana mitady asa fa efa betsaka zay fotoana very teo @ io arabe io izay.



novalian'i curieux ny 17/02/2009 15:45
2. xxx ( 17/02/2009 07:59)
asa inona indray izao no ho lazainy androany?
3. xxx ( 17/02/2009 08:44)
Tena marina mihitsy izany kozin toi zany! :lol: sady izy mahita handrangitana ny olona foana an! rah zah izy manangana saina fotsy aloha, sao izy indray no handefasana delegasionina any florida, etas unis, seychelles
4. xxx ( 17/02/2009 08:51)
Aleo horaisina eo ! ta hanao aminy eo koh
5. kabota ( 17/02/2009 08:52)
Samy tsy mahavita azy na ra 8 na i tgv
- famonoana olona anie ny andra8 e!
-fangalarana satria 1200milliard de francs nandritry ny 3 taona
Aiza ny BIANCO
AIZA NY IGE
AIZA NY CDE CONTROLE FINANCIER
mPIRAY TSIKOMBAKOMBA
Miala ra 8
Tsy zakanao io ry Joelina
Miangavy ny Ray amandreny Lahiririko jean, Marson Evariste, Maitre jacques Sylla , Rajemison handravona io
maika an
6. xxx ( 17/02/2009 10:25)
VAVAK PREZIDA

"Marina daholo zany ramalagasy !... tsy mendrika hitsimpona izay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao...nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy!!!"

"Izaho no lalana sy la farine ary menaka,tsy mahazo mikaly raha tsy amin'ny alalako irery ihany" (Marka 7,77)

"Tiava ny namanao ary gadrao zay manenjika anao" (1Tim 7,77)

"araraoty ny andro azo hanangonam-bola fa miharatsy zao fiainanaizao" (2Tim 1,77)

Ahoana no tsy hinoanao fa mivavaka aho ? misaotra an'Andriamanitra mandrakariva aho fa nomeny vahoaka bado sy dondrona ary koa fiangonana mora vidy izay maharo ahy mihoatra noho ny foloalindahy sy ny miaramilako.

Ny miaramila miaro ahy raha misy mitady hitifitra na
hamono ahy,ny fiangonana kosa mampianatra ny olona tsy hamono ahy fa hivavaka hoahy sy hankatoa ny fahefako lehibe.

Ho ahy irery ihany anie ny voninahitra sy ny fanjakana
ary fiadanana hoan'ny olona ankasitrahako!

de nandray ny dibera tiko izy de hoy izy:hano, ity ny dibera vitan'ny omby vavy be ronono nafarana avy any afrika atsimo zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy raha mahavidy ianareo,,de toy izany koa ny ronono:raiso, ka sotroy, ity ny màna milk,zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy refa lasa adala any @hopitaly ianareo ......

Raha misy olona roa na telo mivory tsy amin'ny anarako dia sambory izy!

---------***************---------------------
"Ny fanananao dia vokatry ny vintana fotsiny ihany, fa tsy nohon'ny fahaizanao akory"
7. tsinjo ( 17/02/2009 15:19)
ny faha 10 adinon'i ARINOFY :-D :-D le oe itety faritany , tamizay mantsy nisy mitsy oe ho avy any aminareo za ry diego eeee :-D :-D
8. curieux ( 17/02/2009 15:45)
kabota:

Samy tsy mahavita azy na ra 8 na i tgv
- famonoana olona anie ny andra8 e!

Le olona no adala raha mbola nandeha tamin'ireny zone rouge reny e!
kabota:

-fangalarana satria 1200milliard de francs nandritry ny 3 taona

Zany ve tsy kabary tetsy amin'ny 13 Mai , mba aiza aza ny porofon'izany sa tsy misy???
kabota:

Miangavy ny Ray amandreny Lahiririko jean, Marson Evariste, Maitre jacques Sylla , Rajemison handravona io
maika an

To voa miha pire izany solution atolotrao izany !! '
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.7609