Democratie TGV

1. Noue ( 17/02/2009 11:53)
izao zany no atao oe democratie TGV


*alaina aloha ny mpiandry atao sorona , religieux

*potehina tantetara Antananarivo

*mandromba, mandoro, mamaky sns

*atao sorona ny vondron'olona ireny niseho teny @ zone rouge ireny


mahonena ny mijery ireto réligieux mpiandry !

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img12.imageshack.us/img12/8563/mpiandrymc6.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img12/mpiandrymc6.jpg/1/][IMG]http://img12.imageshack.us/img12/mpiandrymc6.jpg/1/w448.png[/IMG][/URL]

avieo alefa ny olona hanimba
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img12.imageshack.us/img12/4753/13maimatinsk0.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img12/13maimatinsk0.jpg/1/][IMG]http://img12.imageshack.us/img12/13maimatinsk0.jpg/1/w480.png[/IMG][/URL]

dia izao nihafarany !!! faly ery zao ry zareo mahita zao bordel rehetra zao !! pfff
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img6.imageshack.us/img6/55/analakelydebordementsbkdz2.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img6/analakelydebordementsbkdz2.jpg/1/][IMG]http://img6.imageshack.us/img6/analakelydebordementsbkdz2.jpg/1/w510.png[/IMG][/URL]




novalian'i Noue ny 17/02/2009 13:57
2. peta83 ( 17/02/2009 12:00)
Nenah alo tsy tiko mitsy le fiangonana miditra @resaka politika e!asan'Atra hafa , ny politika hafa .Tokony hoe mitrotro amim-bavaka fotsiny de vita fa tsy manao an'zao!
3. rataxx ( 17/02/2009 12:03)
MERCI TAMIN'ILAY SARY E
MBOLA ANDEFASO HAFA HIERITRERETAN'NY OLONA REHETRA RAHA MBA EFA MIKOMBONA NY LOHA MALEMINY
4. Noue ( 17/02/2009 12:03)
mahonena oa eee ! je vois mal oe ny soeur religieuse mety ataon'ny olona sorona tahakizao eee !!!
5. xxx ( 17/02/2009 12:12)
TSY MBA SARY VIDEO AKORY NY AN'INOUE NO MBA ALEFA ETO FA DE IO SARY TSY MITENY IO FOANA !! EFA LEO MIHITSY NY OLONA AMINIO SARY VOTANY KELY TSY MAPTE HIJERY IO !!!(iza ary za o?)
6. zama91 ( 17/02/2009 12:27)
tsy sahy mivoaka intsony andry wuiwuiw ,io xxx fomba fanoratr'nedala io
7. Mimhie ( 17/02/2009 12:32)
efa resy izy ny dikan'io e! :lol: :lol: :lol: midika saina fotsy io, any moa Andry @ le oui oui oui ô?
8. andrywui ( 17/02/2009 12:33)
iNoue no anotaniko fa tsy izama fa aza be mokony eo !! an'i zama anga io sary io ???? ie tena iAndrywui mihitsy ty kah !!
9. zama91 ( 17/02/2009 12:49)
na dia tsy misoratra kosa ny psudo an le dia fantatra be ny fomba fanoratra :P
10. mololo ( 17/02/2009 13:44)
Tsy miditra politika ny Mpiandry fa mirotsaka eny an-tanim-boaloboka izy hiasa.
11. Noue ( 17/02/2009 13:57)
ka maninona no manaiky atao sorona eeee ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0867