LASA AIZA MARINA REO DELEGATION
1. ARINOFY
(
17/02/2009 12:43)
Mijery sobika.com za zao de niteny ny tao oe lasa any @ toby Ratsimandrava ny delegation ny tgv 14H45.Ny topmada anefa milaza fa t@ 15H10 de nanao ultimatium ny emmonat rizareo 30mn.Koa mba omeo vaovao re zahay.
novalian'i molota ny 17/02/2009 18:17
2. xxx
(
17/02/2009 12:54)
mody nakeny toby Ratsimandrava dia avy eo mody,efa hita fa tsy misy hirikalaozany manao vangambon eo @ tanana mandany fotoana fotsiny
4. andrywui
(
17/02/2009 16:02)
rehefa tsy maharaka vaovao tsony arinofy de mahinana alou lojy mena !!!
mbola ho ela ny andro vao tsy hisy intsony Noue fa milamina alou ah !!! tsy mora ny manajedaka an'i saddam hussein ka mila strategie tsara ny amelezana azy !!! fa ny farany vita ihany io !!! aza maika oa !! fa eto atsika mahita izy

6. andrywui
(
17/02/2009 17:21)
tsy naharaka resaka kou le mpandray tsy raisina ty ravalo no = saddam ry donto a!! araho tsara le kozy fa mverakabe
7. molota
(
17/02/2009 18:17)
ELA no tena VENDRANA ry Andrywui Radomelina TGV= saddam mpamono olona. tsy MANKAIZA INTSONY. :-D :-D :twisted: