Politika
miarina
(
12/02/2009 12:29)
15H00 : Alain Joyandet, ministre de la coopération française a rencontré Marc Ravalomanana hier et déclaré "« Notre message est clair : l’ordre constitutionnel et le refus de violences, et aus...
tohiny
novalian'i yuka ny 13/02/2009 07:41
lemats
(
12/02/2009 12:10)
Amin'nny fo tsy miangatra no hametrako io loha-havitra io @ maha gasy ahy koa.
Moa ve mba mitovy fisinana @ko ianareo ?Raha @ko aloha toa tsy mety ireny hetsika natao tao mahamasina ireny fa toa lasa...
tohiny
novalian'i Andribe ny 12/02/2009 23:13
penguin
(
12/02/2009 11:43)
Dia miandry ny asa ataon'ireo Ministra efa ho 8 ary izahay ééé. Dia arabaina Ny Hasina fa raharambahiny maninona tsara izy teo oooo ? Mampiomehy fa iarahana mahita eo ary ééé....
tohiny
novalian'i penguin ny 13/02/2009 07:15
xxx
(
12/02/2009 11:07)
dorana ny rnm,magro tsy tafa,asiana ra mandriaka tsy taitra ny olona,atao ville morte toa mianatra sy miasa ihany ny mpiasa,apetraka ny minisitra toa tsy mety mihitsy.Izao ny tim nanao ny demostration...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 14:31
madamakely
(
12/02/2009 10:57)
Hono oa ry NyAvo2000, ry Tsiafoy1, Noue, VONGAN-TSIRA angaha ny havantsika [b]boziboleta[/b] ka [u]levon'ny orana[/u] teny Mahamasina omaly fa toa tsy hita eto amin'ny serasera intsony? Mafy tokoa al...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 13/02/2009 09:20
penguin
(
12/02/2009 10:13)
Ny fantatro aloha dia tsy nitovy tamin'ny fiainana faha Ratsiraka mihintsy ny zava-miseho hatramin'ny naha Filoha an-dRavalomanana. Tamin'ny andron-dradidy dia izay manana havana CSR na tarabaomaraina...
tohiny
novalian'i penguin ny 13/02/2009 07:20
nyavo2000
(
12/02/2009 10:05)
hay ve ka OLONA INTERDIT DE CHEQUIER ity MONJA ROINDEFO ITY e!ZANy HOE OLONA NANAO CHEQUE "sans provision"= MPISOLOKY VOLAN'OLONA NO DIKAN'IZANY ?
ZANY VE NO MIDOKA-TENA HO PM ? mampalahelo
RA...
tohiny
novalian'i sehenou ny 13/02/2009 06:32
diloo
(
12/02/2009 10:04)
Bjr djiaby,
Jereo @'ny faran'ny forum politika:Pierrot,TDM.
Misy message non négligeable ao par Olga RAMIA... mi-informer ny stratégie mampiseo ny zava-mitranga nanomboka t@'ny 27-02-09.
Mbola mi...
tohiny
pimaso
(
12/02/2009 10:02)
any nareo mianakavy mamorona fitondrana mahaleo tena fa tsy mendrika ny tananarivo sy Madagasikara iray tsy mivaky
dia mifanela any
okay...
tohiny
novalian'i pimaso ny 12/02/2009 14:49
salopard
(
12/02/2009 09:42)
-ZONE ROUGE samy nanana fa ny toerany no tsy mitovy
-VOLA samy manana fa ny isany no tsy mitovy
-NOTIFIRINA sy NOVONOINA samy nahavita fa ny isany sy ny mpanantanterka no tsy nitovy :-ny ahy C...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 13/02/2009 04:05
pimaso
(
12/02/2009 09:35)
Ela ny ela ka afaka naneho hevitra tena demokratika ny tena vahoaka marina
aoka izay ny lainga beanao ra tgv fa efa miharihary toy ny vay ankandrina a!
tohizo fa efa akaiky kely tsiafahy
ajanony ko...
tohiny
novalian'i pimaso ny 12/02/2009 14:55
tsinjo
(
12/02/2009 08:53)
hiihihi :-D :-D :-D :-D ANDRYWUI aaaaaaaaaaaaaaa...
tohiny
novalian'i pimaso ny 12/02/2009 16:35
cooper
(
12/02/2009 08:18)
Betsaka no lazaina fa tsy hita popoka teny ambohitsorohitra ny asabotsy, betsaka koa no lazaina fa namoy ny ainy na dia tsy mbola tafiditra tao anaty zone rouge aza. Firy metatra miala avy eo @ palais...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 10/03/2009 23:33
penguin
(
12/02/2009 07:42)
Ka ho vonoina sy ho robaina ve ireto mpiasa mitady ny hanina ho haniny ary satria mbola mamelatra ny varotrany ny eo @'ny tsenan'i Mahamasina ? Ny mpianatra mianatra izay nandalovako fa tsy haiko ny t...
tohiny
novalian'i Oay ny 12/02/2009 13:57
ravatorano
(
12/02/2009 07:10)
[b]Dialogue et négociation. Le dialogue a commencé. Mais, ce n’est qu’un début. La mission de médiation pilotée par Ban Ki Moon porte déjà ses fruits.[/b]
Ivohasina Razafimahefa et Monja...
tohiny
novalian'i tsinjo ny 12/02/2009 09:56
Fanhaiky
(
12/02/2009 06:33)
:-D efa samy tsy hisy fiafarany ihany ity krizy ara-poitika misy eto amin'ity Nosintsika ity dia aleo angamba mankahery tena amin'ny fihomehezana sisa no azo atao.
ka rehefa dinihina dia toa samy m...
tohiny
novalian'i LL52 ny 13/02/2009 07:49
penguin
(
12/02/2009 05:51)
Avadika hevitra mivilana ny tsy nahateo Mahamasina ny Filoha ara-dàlana. Ny zavatra hita amin'ny fampahalalam-baovao rehetra nefa dia hita mandray karazan'olona ary tsy mitsahatra miasa ny Filoha. Ny...
tohiny
novalian'i sehenou ny 12/02/2009 20:54
zoulou
(
12/02/2009 05:47)
dia mapime ny mijery ny ankabeazan'ny olona teny mahamasina ohatry ny omby mijery florà fotsiny, ny sasany izany moa dia nita-takolaka fotsiny, ireny izany le nomena vola e dia niakatra taty Tanà. ...
tohiny
novalian'i falyfenosoa ny 12/02/2009 11:58
xxx
(
12/02/2009 05:15)
Natao ihany ny tsy hiresaka politika fa tsy maintsy lazaina ny zava-misy.
NIkabary teny Mahamasina i Ambroise ravonison (Logt62 cité Ambohipo) ary nilaza fa manohana an'i Ravalomanana, mba teneno ih...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 11:47
MANAKASINA
(
12/02/2009 04:31)
aiza rossy, sa tsy ilaina tsony, sa efa vita ny ilaina azy satria efa betsaka ny olona tonga eny@ 13mey, afaro ihany lery sao vitsy ttampoka indray ny olona tonga eny e!...
tohiny
novalian'i madamakely ny 12/02/2009 08:25
