Politika

bozyboleta ( 11/02/2009 06:49)
Efa nanokatra lohahevitra toa ity aho talohaloha tany fa averiko indray satria dia miha-miseho hatrany ny endrik'ireo mpampihorohoro eto amin'ny tanàna. Isan'izany i rolly mercia izay mpanao gazety ... tohiny
novalian'i Oay ny 12/02/2009 08:11
Fanhaiky ( 11/02/2009 06:45)
Efa tsy hijanona amin'ny tsy filaminana intsony ity tanintsika ity raha izao no mitohy, toa lasa fampiderana hery samihafa fotsiny sisa. Ka sao dia miteraka olana hafa indray tsy aleo ve Ravalo hajano... tohiny
penguin ( 11/02/2009 05:50)
Nanomboka t@'ny fangatahana ary fananganana kianjan'ny FAHAFAHANA moa ny tolona hanjerana ny Mpitondra ankehitriny eo @'ny 13 Mai. Tena nanamaro isa mba niheno ny revin'i SARERAKA teny ny tena omaly. ... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:52
Kapistra ( 11/02/2009 05:17)
Diso hatramin'ny voa-1 (26 févrie09) ilay lazaina hoe tolona. Noho izany dia diso daholo ny aty aoriana rehetra. [b]Mandrakizay,mandrakizay,mandrakizay[/b] ,ny ol manampahendrena sy ny ol misaina r... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:51
diana ( 11/02/2009 03:58)
« Comment ça se fait que Ra8 se permet encore de se procurer d’un avion présidentiel ? Alors que le peuple meurt de fin ? », C’est ainsi un jeune, encore dans la fougue, réagit quand on parle... tohiny
novalian'i xxx ny 11/02/2009 04:11
patrick2002 ( 11/02/2009 02:45)
T@ 2004 dia nisy fianakaviana mipetraka tany Antsirabe 2 ,nahazo taratasy tany @ service domanial fa halainy fanjakana ny tany eo @ 2 ha eo ho eo araky ny article sy lalana mifehy ny fananan-tany ,ary... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:14
BeraMuc ( 10/02/2009 21:58)
!!! Il faut lire et diffuser ce message partout…s’il peut encore être entendu !!! Vous êtes malagasy, vous vivez à Madagascar ou en Europe, vous avez la chance de faire partie de la minori... tohiny
novalian'i xxx ny 11/02/2009 09:17
namanabe ( 10/02/2009 21:19)
eh oui ! Izao foana no atao , miembotra lava , :?: didijadona , rotaka ,vakitrano ,akitifitra "bande sy role e ? iza indray izao no role amin'ity ? Règlement de compte tsy misy fifarany !!!!!!!... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:49
xxx ( 10/02/2009 21:17)
Raha ny fijeriko sy analyse tsotsotra dia mety aharitra ity crise eto @ tanana ity, ny antony dia tsotra : izy mirahalahy dia tsy hay ampihavanana intsony(discussion et dialogue impossible) , i Tgv vo... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:48
xxx ( 10/02/2009 20:33)
« Comment ça se fait que Ra8 se permet encore de se procurer d’un avion présidentiel ? Alors que le peuple meurt de fin ? », C’est ainsi un jeune, encore dans la fougue, réagit quand on parle... tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 20:45
mosabe ( 10/02/2009 20:12)
Signez vite svp, il faut qu'on arrive à rassembler plusieurs signatures Nous, Malgaches et amis signataires du monde entier souhaitant le rétablissement du calme dans notre pays [solidarite-... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:48
heidi ( 10/02/2009 20:03)
LE NOUVEL AVION PRESIDENTIEL Le nouvel avion du Président vient d'arriver et était reçu en grande pompe avec les Présidents de nos Institutions. La population se demande pourquoi une telle urg... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:13
ravakamalala ( 10/02/2009 18:32)
manokafa indray lohahevitra vaovao hoe mpamono olona, devoly demonia, nandatsa-drà, mpamono olona, soa ny serasera fa mbola demokrasia e! ... tohiny
novalian'i andrywui ny 11/02/2009 09:20
andrywui ( 10/02/2009 17:44)
E fa hita eranizao ttlo izao fa mpamono olona mihitsy Ravalo ka ry vendrana isany ato mbola mitady hirika hialana ihany oe zao e zao e!! tena efa nampianarina tsy hitsotra ny marina mihitsy ve ??? efa... tohiny
molota ( 10/02/2009 17:09)
hatramin'izao tsy hita ihany hoe ahoana na ahoana, asa na firy indray no Malagasy hatao sorona @ny manaraka! mbola ho avy @nao ny tsy mety ry TGVendrana, mba ajanony io V V ataonareo io ry mpanaraka f... tohiny
novalian'i mihevitra ny 27/09/2010 15:30
ravakamalala ( 10/02/2009 16:59)
Andry Rajoelina a été victime d’une attaque des mercenaires sur la route digue dans la nuit du dimanche 9 février dernier selon les révélations qu’il a faites sur la Place 13 mai. Son cortèg... tohiny
novalian'i Oay ny 11/02/2009 06:58
rabingogilabanga ( 10/02/2009 16:45)
Fa aiza ny fahendrena malagasy tompoko? Na marina ny an'ny TIM , na diso ny an'ny TGV; [u][b] DIA MBOLA TSY NALEVINA AKORY VE NY RAZANAN'IREO MANA-MANJO? MBOLA TSY MAINA NY RANOMASON'IZY IRE... tohiny
novalian'i molota ny 12/02/2009 11:21
andrywui ( 10/02/2009 16:12)
Na hanao moyen rehetra hijanonana eo aza i Ravalo de tsy misy hevitra intsony satria tsy misy Malagasy hanaiky rà latsaka ka mbola ho Ray amandreny zany !! Ray amandreny tsy mananatra fa mitifitra ... tohiny
Samoana ( 10/02/2009 14:49)
Mino marimarina aho fa raha olo-kendry toy ireny no omena fahatokisana hitantana vonjimaika ny raharaham-pirenena dia hiverina hifanaja isika malagasy. Mila "Reny" mahay sy misaina kanefa tsy be gidr... tohiny
novalian'i volatsara ny 11/02/2009 06:55
klitika ( 10/02/2009 14:08)
Maro ny olona maty noho ity hetsika ity. Saingy ireo maty noho ny haitrano, dia nodiana tsy tenenina, fa ny sary tety an-tsisiny no mba nilaza azy. Tsy nisy mpitomany tsy nisy hoe filaharana hanome vo... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.4746