Politika

xxx ( 12/02/2009 01:48)
Aza tohina loatra an! Tsy sanatria manimbazimba na mihomehy ny voa. (Miara-miondrika) Fa mba te-hampihomehy kely fotsiny eh! Mba misento sy miarina kely! Nanontaniana hono ilay rangahy iray ... tohiny
rastafarai ( 12/02/2009 00:37)
Ao @ ambasadin'ny Frantsa hono i TGV no matory hatramin'iny 26 janvier iny! :evil: ... tohiny
novalian'i pimaso ny 12/02/2009 17:31
Andribe ( 11/02/2009 23:37)
Ho avy eto madagasikara hono i deba ary vonona higadra satria hitolona an i andry tgv izy rehefa tafiditra eny koa lery fa lanin i andry tgv nividianana platine de dj ny fananany :roll: :roll: ... tohiny
NyMisaina ( 11/02/2009 23:13)
2000 hommes izahay, mandeha par groupe de 10, na 15 na 20. Mamaky izahay ,mamotika hatramin’ny farany, mandroba ny foule avy eo. Izay milaza fa tsy TGV dia daroanay, eny Ampefiloha no tena tobinay.... tohiny
novalian'i NyMisaina ny 12/02/2009 22:07
lemenakely ( 11/02/2009 22:51)
Koa raha izany ihany atsangano ny gouvernement de transition eto @ serasera ... Iza no président Iza no PM Ministra...sns!... tohiny
fijo ( 11/02/2009 21:55)
mahagaga ahy,fa isaky ny misy zavatra ao madagasikara ao,dia mandainga foan aity radio ity. raha nitranga iny zavatra tamin'ny 07 febroary iny,dia nihaino RFI foa aho,ary dia nilaza ny tao,fa farafah... tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2009 20:41
rabingogilabanga ( 11/02/2009 21:38)
se retirer no lazaiko fa tsy voatery hoe hi-demissionner; satria antony telo no mahatonga ahy hilaza izany: [i][u][b]1)100 morts t@ 26/ 01/09, 100 morts t@ 07/02/09, ao koa ny maratra mitondra t... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 12/02/2009 07:06
xxx ( 11/02/2009 20:57)
tgv
Ty Gasy Vendrana omeo zay mahita... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:20
zama91 ( 11/02/2009 20:19)
efa 5.000contre 40.000 oulona ve dia mbola tsy hilavo lefona ihany,fa hiandry firy sy firy e.menatra aho rah mbola nilaza ny hanohy ny tolona ihany nefa ny likn efa tsy any intsony.... tohiny
lagoon ( 11/02/2009 19:41)
http://www.youtube.com/watch?v=ZTcm8spNoEU&feature=related Ka ahoana e?Sa lazaina fa montage indray ity vidéo ity??... tohiny
novalian'i tarzand ny 12/02/2009 09:28
salopard ( 11/02/2009 19:38)
Izaho no ravalo Mi-noue fotsiny ihany. Tsy tonga teny mahamasina aho, satria ... tsy manomana ny fandosirako akory. mi-noue fotsiny ihany Mandoa haba tsara ny societe-ko , Minoue fotsiny ihany.... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 12/02/2009 06:57
xxx ( 11/02/2009 19:16)
tapaka oa ny tsinaiko nahita any monja roindefo lay manontany hoe :ahoana ho alitsika ve ambohitsorohitra koa raha tsy kilalao izy ty ka atao zany en plus heveriny fa biraon-drainy dada monja jaona an... tohiny
novalian'i tsinjo ny 12/02/2009 05:52
patrick2002 ( 11/02/2009 18:52)
Tsy naharitra ny tenanay fa dia nitady valiny t@ fanontaniana ,fa iza no mbola manohana an'i ra-8 ? Dia niantso tel mihintsy . Dia valiny dia hoe ireo olona miasa any @ projet maro isan-karazany vats... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 04:48
xxx ( 11/02/2009 18:50)
Tsy nisy izay tsy nahita ilay rangahy nanao complet gris niaraka t@ jeneraly DOLLIN iny angamba na ny teny AMBOTSIROHITRA na par télé na par internet koa aza Izy no nanome TOP ireo olona tety al... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 12:16
andrywui ( 11/02/2009 17:50)
na hanao moyen rehetra eo aza de tsy maintsy hirodana ihany ny fitondrana nasiana rà mandriaka toy izao ary tsy hamelan'ny vahoaka hanohy ny asany intsonyizy satria ny vahoaka no Andriamanjaka , ... tohiny
novalian'i andrywui ny 12/02/2009 09:27
Optik ( 11/02/2009 17:50)
Fisaorana bedebe no atolotro ny garde présidentielle fa raha tsy ry zareo tsy ho fongotra sy ho lany tamingana ny mpangaro-paosy sy mpamaky trano eto @ ty tany sy fanjakana ty! Miarahaba sy mitsap... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:30
Ryhana ( 11/02/2009 17:11)
- Ny olona vao miditra an'i Mahamasina tamin'ny 9 maraina no nalefany teo amin'ny vaovao tamin'ny 19h 30 mba ilazana fa vitsy hono ny olona ( Tsy sahiny nolazaina ny hoe nisy olona anhestiny teo (je... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 08:53
rabingogilabanga ( 11/02/2009 15:37)
[b]10 AOÜT 1991:[/b] [u]tifitra nataon'I RATSIRAKA[/u]. [b]07/ FEVRIER 2009:[/b] [u]Tifitra RAVALOMANANA[/u] Vahoaka mitovy no notifirina; basy sy bala mitovy no nitifirana; aina maro... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:32
andrywui ( 11/02/2009 13:45)
zany no tena oe vorondolo matahotra andro fa tena natahorany hatramin'ireo Tim mpanohana azy zany !! tsy nipoitra Ravalo fa nikamofla be tany atranony tany !! tsy natokisany hatramin'ny Tim marina ha... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 16:17
Noue ( 11/02/2009 13:41)
[b]*Andry TGV appelle à une journée ville morte mercredi: “demain, personne ne sortira de chez soi. Les travailleurs n’iront pas travailler et les élèves n’iront pas à l’école”[/b]... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1446