LETTRE OUVERTE AU PRESIDENT RAVALOMANANA

1. rabingogilabanga ( 11/02/2009 21:38)
se retirer no lazaiko fa tsy voatery hoe hi-demissionner; satria antony telo no mahatonga ahy hilaza izany:


1)100 morts t@ 26/ 01/09, 100 morts t@ 07/02/09, ao koa ny maratra mitondra takaitra,

ET ON VA CONTUNUER COMME AVANT, comme si de rien n'etait?

mivaky roa izao ny gasy, RIEN NE SERA PLUS COMME AVANT , dia ahoana no hampandrosoana An'i MADAGASIKARA @ izany mivaky roa izany.
de hiaina ny match MAHAMASINA VS ANALAKELY , foana izany isika mandavataona?


2)LASA LAVITRA ITY RAHARAHA ITY satria ,

na ny resaka fivavahana indray koa aza no voatohitohina, FFKM hoy ny sasny, FJKM hoy ny aroa, etc...
NY TSY MPINO TOHINA

3) Mety manankorontana i DOLIIN sy ANDRY (raisonnement par l'absurde, methodologie mathematique),

efa nadefasan-dravalo mandat d'arrêt ireo olona ireo, nefa mbola miriaria erak'Antananarivo.Dia hanankorontana indray rahampitso, rahafak'ampitso( raha toa ka marina fa izy ireo no tompon'andraikitra ) .

KA REHEFA TSY MAHASAMBOTRA AZY IREO I RAVALO, DIA IZA ARY NO HISAMBOTRA AZY, NY VAZAHA, ny SINOA, NY CIA, ny FBI, NY MOSSAD? ny SCOTLAND YARD?

ka hoy aho aminao tompoko, na manana ny marina aza ianao dia tsotra ny ahy, retirez vous monsieur le president (tsy ho i Andry no hatao eo , hasiana personne neutre eo) , car :

MIEUX VAUT L'INJUSTICE QUE LE DESORDRE (Johann Wolfgang Von GOETHE°




novalian'i tsiafoi1 ny 12/02/2009 07:06
2. ifiona ( 11/02/2009 21:55)
ilay blem anie dia tsitako zay mety hahasolo azy eo e, asiana personne neutre hoy enao, ka eo koa anefa tsy azo asiana an'i n'importe qui fa mba olona fantatra fa mahavita zavatra ihany, indrindra hoe hiakitra crise économique ndray zao Madagascar aorian'izao rehetra izao.
3. fijo ( 11/02/2009 21:58)
i roland ratsiraka ve???aoka wa
4. xxx ( 11/02/2009 22:12)
marina zany tsy zao olona rehetra t handrombaka seza sy tsy manana traikefa zao d ho apetraka eo! io ange d probleme no tadiavina é! raha tena nisaina ny TGV d nanomana olona hofidina @ fifidianana zay ho filoha ka natao antoko politika ny TGV,misy hiteny indray zao hoe tsy hangala-bato ve ny mpitondra @ zay! zany rehetra zany no tokony ho dinihina sy karakaraina dieny zao fa tsy hanakorontana sy haka an-keriny fotsiny!
Tokony atao ao anatiny lalam-panorenana malagasy hoe mandat iray ihany no mitondra ny mpitondra d tsy afaka milatsaka ho fidina tsony izy! 5 taona, zay tsy vitanao eo d tohizany zay lany eo indray! tsy handrinao ny 5 taona d aza manao politika tsony!!!
5. xxx ( 11/02/2009 22:16)
olona manatsaina sy manana "culture" enao ry bingo kanefa kosa gaga ihany aho oe aiza no porofo fa ny 200 ny maty t@ 26/01 sy 07/02?
lettre ouverte anao toy feno lainga ka tonga de ataovy lettre fermé fa manely tsaho
6. xxx ( 11/02/2009 22:35)
Ny fanjakana mihitsy no adala,sambory tgv na amboary dia vita,efa hita hoe mandika lalana dia mbola avela eo ihany .anga mbola tsy hoenonanreo ny tenin'i Portosy hoe misy lalana ny tany
7. Andribe ( 11/02/2009 22:59)
rabingogilabanga:

se retirer no lazaiko fa tsy voatery hoe hi-demissionner; satria antony telo no mahatonga ahy hilaza izany:


1)100 morts t@ 26/ 01/09, 100 morts t@ 07/02/09, ao koa ny maratra mitondra takaitra,

ET ON VA CONTUNUER COMME AVANT, comme si de rien n'etait?

mivaky roa izao ny gasy, RIEN NE SERA PLUS COMME AVANT , dia ahoana no hampandrosoana An'i MADAGASIKARA @ izany mivaky roa izany.
de hiaina ny match MAHAMASINA VS ANALAKELY , foana izany isika mandavataona?


2)LASA LAVITRA ITY RAHARAHA ITY satria ,

na ny resaka fivavahana indray koa aza no voatohitohina, FFKM hoy ny sasny, FJKM hoy ny aroa, etc...
NY TSY MPINO TOHINA

3) Mety manankorontana i DOLIIN sy ANDRY (raisonnement par l'absurde, methodologie mathematique),

efa nadefasan-dravalo mandat d'arrêt ireo olona ireo, nefa mbola miriaria erak'Antananarivo.Dia hanankorontana indray rahampitso, rahafak'ampitso( raha toa ka marina fa izy ireo no tompon'andraikitra ) .

KA REHEFA TSY MAHASAMBOTRA AZY IREO I RAVALO, DIA IZA ARY NO HISAMBOTRA AZY, NY VAZAHA, ny SINOA, NY CIA, ny FBI, NY MOSSAD? ny SCOTLAND YARD?

ka hoy aho aminao tompoko, na manana ny marina aza ianao dia tsotra ny ahy, retirez vous monsieur le president (tsy ho i Andry no hatao eo , hasiana personne neutre eo) , car :

MIEUX VAUT L'INJUSTICE QUE LE DESORDRE (Johann Wolfgang Von GOETHE°





alefaso any @ lery le taratasy satsy misy vola hividianana taimbora
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. salopard ( 11/02/2009 23:15)
alefaso any @ lery le taratasy satsy misy vola hividianana taimbora


Zone rouge ny any razoky a! na ny taratasy aza tsy tonga fa tonga dia papier hygienique, mba maha-rouge le divoun'i lery
marina ny an'i rabingo!
na ny taratasy aza tonga dia fusil à lunette infrarouge no mitsena azy , dia tsy tafa.

resaka rouge rouge io.

fa sao misy rouge aloha ny any @ toi ftena tsy ampy dôzy aho e!
sniff
tchouff
9. Andribe ( 11/02/2009 23:20)
Misy peau rouge manambady homme vert mihinana orange anaty tgv rahamila toi aloha sady bar 13 be mitriny no mi ANDRY an i toi :-D :-D :-D :-D
10. xxx ( 11/02/2009 23:36)
rabingogilabanga:

se retirer no lazaiko fa tsy voatery hoe hi-demissionner; satria antony telo no mahatonga ahy hilaza izany:


1)100 morts t@ 26/ 01/09, 100 morts t@ 07/02/09, ao koa ny maratra mitondra takaitra,

ET ON VA CONTUNUER COMME AVANT, comme si de rien n'etait?

mivaky roa izao ny gasy, RIEN NE SERA PLUS COMME AVANT , dia ahoana no hampandrosoana An'i MADAGASIKARA @ izany mivaky roa izany.
de hiaina ny match MAHAMASINA VS ANALAKELY , foana izany isika mandavataona?


2)LASA LAVITRA ITY RAHARAHA ITY satria ,

na ny resaka fivavahana indray koa aza no voatohitohina, FFKM hoy ny sasny, FJKM hoy ny aroa, etc...
NY TSY MPINO TOHINA

3) Mety manankorontana i DOLIIN sy ANDRY (raisonnement par l'absurde, methodologie mathematique),

efa nadefasan-dravalo mandat d'arrêt ireo olona ireo, nefa mbola miriaria erak'Antananarivo.Dia hanankorontana indray rahampitso, rahafak'ampitso( raha toa ka marina fa izy ireo no tompon'andraikitra ) .

KA REHEFA TSY MAHASAMBOTRA AZY IREO I RAVALO, DIA IZA ARY NO HISAMBOTRA AZY, NY VAZAHA, ny SINOA, NY CIA, ny FBI, NY MOSSAD? ny SCOTLAND YARD?

ka hoy aho aminao tompoko, na manana ny marina aza ianao dia tsotra ny ahy, retirez vous monsieur le president (tsy ho i Andry no hatao eo , hasiana personne neutre eo) , car :

MIEUX VAUT L'INJUSTICE QUE LE DESORDRE (Johann Wolfgang Von GOETHE°





Mbola tsy tonga ny fotoana hanehoana ny herim-panjakana raha ohatra ka izay no tianao ho fantatra , mandray ny andraikiny tanteraka ny andribem-pirenena fa aza dia mora tohina ,tsy mbola baomba atomika na nucléaire akory no nipoaka ka hanelingelenanao ny mpitondra .Ampahatsiahivina tsara fa raha izay zavatra simba rehetra izay dia afaka 2 volana dia ho tafarina , tsy misy tonika ,ary mahaiza mandinika ny tena fizotry ny firenena @ ankapobeny .Adina daholo no mbola miseho hatramin'izao fa ny tena goavana dia atsy ho atsy .Mahereza.


8) 8)
11. tsiafoi1 ( 12/02/2009 07:06)
Vao nijery ireo TELO TOKO, TANDROKA ARON'NY VOZONA ny tena de tsapa sy azo antoka, fa tsy ho ela de ho tratra ny FILAMINAM-PIRENENA. INDRINDRA INDRINDRA fa ombain'ny TANA-MAHERIN'ANDRIAMANITRA.


MADAGASIKARA HILAMINA TOKOA!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7154