Tratra androany 7 febroary ny laingan'i TV VIVA
1. Ryhana
(
11/02/2009 17:11)
- Ny olona vao miditra an'i Mahamasina tamin'ny 9 maraina no nalefany teo amin'ny vaovao tamin'ny 19h 30 mba ilazana fa vitsy hono ny olona ( Tsy sahiny nolazaina ny hoe nisy olona anhestiny teo (jereo TVM)
- Raha izaho ireo mpanao vaovao dia miala fa tsy hanaiky hampanaovina lainga isan'andro izao.
- Tena tsy mahatanty demokrasia ry TGV fa resaka fotsiny ny hoe demokrasia, porofon'izany ny nandorany ny fananan'ny Filoha Ravalomanana sy ny tranon'i Moxe RAMANDIMBILAHATRA izay tsy mitovy hevitra taminy.
- Ny olona maty tamin'ny 7 fevrier foana no ataony resaka nefa efa film fantatry ny malagasy io hatramin'ny ela fa atao sorona ny olona mba azahoana seza.
- Ny fitarihana olona halatsaka aina, tsy izany ny demokrasia fa hafetsen'ny mpanao politika tsy matahotody izany ary efa nilaozan'ny toetrandro.
Hay ny VIVA no tena milaza vaovao tsy marina.

novalian'i xxx ny 12/02/2009 08:53
2. andrywui
(
11/02/2009 17:16)
ary hianao !! anehetsiny ahoan?? 5chiffres no teo fa anetsinyzany 6chiffres 40.000pers no teo efatra alina !!! sa tsy mahay teny gasy ??? tadidio fa ny presse eranzaottlo izao de milaza daholo fa mpamono olona Ravalo sy ny Tim !! sa ve tsy mahay noho ianao ndray izao ttlo izao ?? ary ra ireny olona teo ire'ny de 4% ireny fa ataovy ny kaontinao !!! fa 5.000.000 ny mponina eto iarivo !! ny TGV no nahazo 1.000.000pers teo analakely !! fa inona ze reny !!!!
3. xxx
(
11/02/2009 17:18)
Ryhana:
- Ny olona vao miditra an'i Mahamasina tamin'ny 9 maraina no nalefany teo amin'ny vaovao tamin'ny 19h 30 mba ilazana fa vitsy hono ny olona ( Tsy sahiny nolazaina ny hoe nisy olona anhestiny teo (jereo TVM)
- Raha izaho ireo mpanao vaovao dia miala fa tsy hanaiky hampanaovina lainga isan'andro izao.
- Tena tsy mahatanty demokrasia ry TGV fa resaka fotsiny ny hoe demokrasia, porofon'izany ny nandorany ny fananan'ny Filoha Ravalomanana sy ny tranon'i Moxe RAMANDIMBILAHATRA izay tsy mitovy hevitra taminy.
- Ny olona maty tamin'ny 7 fevrier foana no ataony resaka nefa efa film fantatry ny malagasy io hatramin'ny ela fa atao sorona ny olona mba azahoana seza.
- Ny fitarihana olona halatsaka aina, tsy izany ny demokrasia fa hafetsen'ny mpanao politika tsy matahotody izany ary efa nilaozan'ny toetrandro.
Hay ny VIVA no tena milaza vaovao tsy marina.
Samy mpandainga daholo izay haino aman-jery nisy sy misy eto e! ary trop loatra ny fanomezana 19,5/20
Dia izay no maha tonga ilay ras le boln ny olona
4. andrywui
(
11/02/2009 17:20)
ny anarana sy ny tarehy zao mety ho tsara fa ny hevitra vomanga be tsary misy ilana azy fa katsaka be !! tokony ovaina oe Reninilita no anaranao fa tsara loatra le ryhanna
5. Noue
(
11/02/2009 17:23)
11:00 - Rolly Mercia du quotidien La Vérité aurait déclaré sur la radio Viva que les artistes qui se produiront à Mahamasina pour la contre manifestation pacifique, pourraient avoir des répercussions sur leur carrière professionnelle. L’animatrice de Viva aurait aussitôt donné une liste de noms d’artistes censés se produire à Mahamasina.
http://www.topmada.com/
tena tssssssss :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:

6. andrywui
(
11/02/2009 17:24)
io ndray le sary votany kely tsy miteny an'i NOUE ary mba alefany eo foana nefa sary kely mapme be
8. Oay
(
11/02/2009 17:40)
Ryhana:
- - Ny fitarihana olona halatsaka aina, tsy izany ny demokrasia fa hafetsen'ny mpanao politika tsy matahotody izany ary efa nilaozan'ny toetrandro.
Hay ny VIVA no tena milaza vaovao tsy marina.
Ryhana a ary ny vaovao azo farany anie d we toa no-massacrer ndry Chris Brown enao an, zay le hitako tao @ page d'accueil n'i yahoo hay moa zany ianao ka nanao reportage teny Imahamasina. D rovina zany fa mba tehahalala ny tenanay manao hoe rapitso ve ny mpankafy mba afaka mahita anao eo ambony sehatra, d hofeno hatreny Anosy rangahy io rapitso io, ary rapitso ny filou tonga d handray fanapahankevitra hoe ovaina ny code éléctoral d tonga d atao ny fifidianana satria manaraka anazy ny vahoaka.Lasa zao fa aleo hitombaka ny aourta sy ny vola d mandeha io é!
9. yvonKEL
(
11/02/2009 17:42)
io ndray ra andrywui sy le resaka miverimberina sa tsy misy resaka ho lazaina afatsy io de rampitso de miverina mparivan'ny andro.
tena ita oe mpanao tsianjery maimbo any am-pianarana

12. Noue
(
11/02/2009 18:03)
xxx:fa inona no nataony eee ??? nanome baiko ve izy oe ndana dory daholo ny fananan'olona , ndana mandromba ? ndana dikao ny zone rouge eee ??
tsy mety kosa ny nataon-dra8 e
13. Oay
(
11/02/2009 18:08)
andrywui:
io ary oa fa nivadika nisy tandrony ndray le oay
ary izay vao tena hitako fa hay ela no mpandragitra ny mpiaraka @ TGV ato kle ary elah kay ilay mody mandeha eny @ 13 mai fa mpamono afo klé.Tsy hitako izay azo atao an'ialhy ry zandry kely fa tandremo fa hotratrandry zalahy ialahy d hodorandry zalahy miaraka @ aourt an! gaigy be io double jeux io ry zandry a, ny ahy lesy d ataovy tonga tsara any @ Marc fa za tsy miaraka @ ngahy Andry Rajoelina fa za koa miandry ny hianjeran'i Marc a! satria ny tody tsy misy fa ny atao no miverina a!
14. xxx
(
11/02/2009 18:09)
an an an, izy tsy nanome seza an'i anona sy i anona, aiza moa izahay no tsy hanohitra fa mihinandrery izy
15. Noue
(
11/02/2009 18:12)
xxx:dia lasa mandromba, mamaky, mandoro ve eee ???
an an an, izy tsy nanome seza an'i anona sy i anona, aiza moa izahay no tsy hanohitra fa mihinandrery izy
16. news2dago
(
11/02/2009 18:13)
andrywui:
ary hianao !! anehetsiny ahoan?? 5chiffres no teo fa anetsinyzany 6chiffres 40.000pers no teo efatra alina !!! sa tsy mahay teny gasy ??? tadidio fa ny presse eranzaottlo izao de milaza daholo fa mpamono olona Ravalo sy ny Tim !! sa ve tsy mahay noho ianao ndray izao ttlo izao ?? ary ra ireny olona teo ire'ny de 4% ireny fa ataovy ny kaontinao !!! fa 5.000.000 ny mponina eto iarivo !! ny TGV no nahazo 1.000.000pers teo analakely !! fa inona ze reny !!!!
Iza no miteny @nao oe 5.000.000 ny olona eto Iarivo? mandana mianatra manisa aloha dieny zao fa makamo be le mamaky ny hevitra arosonao?
18. Andribe
(
11/02/2009 18:22)
avy mba mitabgorona mijery ahy eee za koa anie efa hilatsaka ho filoha eee miaraka @ i Essy Amara anie aho zao ee :^) :^) :^) :^)
20. patrick2002
(
11/02/2009 18:46)
ka olona karamaina ve tsy ho feno eh! tsy izao mihany ve ny t@ Rafalimanana Hery sy Andry TGV ngh tsy feno i Mahamasina t@ aradoboka.