Tratra androany 7 febroary ny laingan'i TV VIVA

21. Andribe ( 11/02/2009 18:52)
asio lainga masina ndray eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
22. Papoose ( 11/02/2009 19:00)
zao mihitsy no ahitana an'izy mitsamy hoe businessmen fa miaina @ resaka COMPETITION fotsiny dia ny firenena no lasibatra.......mampalahelooouuuu
23. xxx ( 11/02/2009 19:29)
andrywui:

ary hianao !! anehetsiny ahoan?? 5chiffres no teo fa anetsinyzany 6chiffres 40.000pers no teo efatra alina !!! sa tsy mahay teny gasy ??? tadidio fa ny presse eranzaottlo izao de milaza daholo fa mpamono olona Ravalo sy ny Tim !! sa ve tsy mahay noho ianao ndray izao ttlo izao ?? ary ra ireny olona teo ire'ny de 4% ireny fa ataovy ny kaontinao !!! fa 5.000.000 ny mponina eto iarivo !! ny TGV no nahazo 1.000.000pers teo analakely !! fa inona ze reny !!!!



impossible nisy 1miilion zany teo @ 13 Mai!! aza de doma be eo!! de iza no milaza fa 5millions d'habitant ao tana?
ianao kosa angamba dia efa mifoka maina an!!
tsy olana ianao raha maka tgv fa aza dia mamorona loatra fa tsy olona kentrina daholo no eto @ serasera
24. xxx ( 11/02/2009 20:00)
andrywui:

ary hianao !! anehetsiny ahoan?? 5chiffres no teo fa anetsinyzany 6chiffres 40.000pers no teo efatra alina !!! sa tsy mahay teny gasy ??? tadidio fa ny presse eranzaottlo izao de milaza daholo fa mpamono olona Ravalo sy ny Tim !! sa ve tsy mahay noho ianao ndray izao ttlo izao ?? ary ra ireny olona teo ire'ny de 4% ireny fa ataovy ny kaontinao !!! fa 5.000.000 ny mponina eto iarivo !! ny TGV no nahazo 1.000.000pers teo analakely !! fa inona ze reny !!!!

enjana be le fikajian'i lery azy izany hoe misy 5millions d'habitans ao tana ville,normal ialahy raha miteniteny foana,ndana aloha miverina mianatra

25. fijo ( 11/02/2009 20:55)
ary namana an,aza ny ambo miafina any no aseho,fa izay tena izy jerena.efa mibaribary fa tsy ankafizin'ny vahoak ailay hetsika,fa manimba zavatra,de mba mihaiky.
tsy lavorary i ravalo,tsy lavin amihintsy izany,fa raha i andry mbola loza impoloheny noho io,rah aizao sahady dia efa ireny no ataony.ka hirato ny maso.
26. xxx ( 11/02/2009 21:05)
jamba mahiratra ireo!! izaho dia anisany nanaraka an'i tgv satria hitako tsy rariny ny fanakatonana ny viva nefa izao miembotra ny tenako fa tsy miady ilay fika fakana fitondrana!!tsisy ray volana akory dia efa ra mandrika sy trano may bedebe no nisy!! taiza no mbola nisy an'izany hatramizay nitoloman'ny gasy?
tena oe train à grande vitesse marina!!
27. fijo ( 11/02/2009 21:52)
za koa tamin'ny voalohany dia nomba an'nyTGV,fa tsapako,fa misy tetiky ny olona hafa ao ambadika ao,de aleoko miala
28. xxx ( 11/02/2009 22:21)
izay koa anisany niemborako!
29. ifiona ( 11/02/2009 22:23)
andrywui:

ny anarana sy ny tarehy zao mety ho tsara fa ny hevitra vomanga be tsary misy ilana azy fa katsaka be !! tokony ovaina oe Reninilita no anaranao fa tsara loatra le ryhanna



:-D :-D :-D :-D
30. xxx ( 12/02/2009 00:31)
Oay lel'ena!
31. MANAKASINA ( 12/02/2009 05:02)
oay lel'fito
32. tsinjo ( 12/02/2009 06:04)
aiza zay ze lena eo e
33. fanou14 ( 12/02/2009 08:30)
ra tena misaina ny ra8 nareo dia fametra pialana no ataony satria izany no atao hoe medrika ho zanak'Atra fa tsy miatsara velatsiha , mody manao lalana sy zavatra kely eo , ny lalana anie efa ao anatin'i programme fanjakana e, dia ho an'ireo mandray vola t@ tim omaly , mba fantatrareo moa fa ny volanareo ( volan'ny madinika) ihany no averiny aminareo ataony mandoha hetra sy zao rehetra zao nareo ( ntsika plus tot)ireny io vola io , dia inona no mampisekoseko anareo @ reny olona tsy sitraky ny fony ireny , ary mba avereno @ tompony deaholo @ zay ny carte indentité fa sao dia lazaina fa mpandromba eo ndray reny tsy ampy fivelomana ireny , aiza ho aiza lay hoe ra misy olona 200 dia hiala aho ; mba mangataka ireo aianmajero manana iny bande iny dia alefa ho reny isan'andro , za tsy pour Andry fa efa be loatra ny zavatra nalain'i ra 8 tsy efa ampy ve zay e, efa fantatra fa zay tonga eo @ fitondrana eo dia mihinanana kely daholo fa ny azy efa trop loatra, sady efa zavatra nalehany ve ireny dia mbola sahiny ihany ny mamono ny gasy mitovy aminy , ianareo milaza fa adalan'ireo zay nandeha teny ambotsirohota , na dia izany aza, mba olona milaza fa mivavaka ihany dia ireny ve no atao , tena aleo tonga dia hitan'i olona hoe ity tsy mpivavaka aho toa zay manao ireny , olona tia an'Atra izany en tant que humain n'inona2 mety hadisosan tsy tokony tonga dia mitifitra variraraka oh reny ,tsy mendrika ny ho zanak'Atra ireny ary na hoviana na hoviana ho tsaraina
samia misaina ary aoka izay ny adi politika fa tsy mampandroso firenena , koa anareo por andry na pro ra 8 , ianareo no miady eo fa ry zareo any ambony any milamina
34. xxx ( 12/02/2009 08:53)
ao fa efa mandé zao ny "OUI VAZAH, ENY TOMPOKO"
aza matahotra tsony sika menakavy, fa hivaha ny olana é. njôôôô, injisy mantsy. naninn ré ny FFKM teo aloha tsy nekena, fa refa zao tonga ny VAZAH, d nekena é? nekena, satria tsy maintsy hanaiky azy é!!!

TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MITSY SIKA MALAGASY

zany tsy angano, tsy arira, fa efa niainana, iainana, ary hiainana mandrakizay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0531