TIFITRA gentil SY TIFITRA MECHANT

1. rabingogilabanga ( 11/02/2009 15:37)


10 AOÜT 1991: tifitra nataon'I RATSIRAKA.

07/ FEVRIER 2009: Tifitra RAVALOMANANA

Vahoaka mitovy no notifirina;
basy sy bala mitovy no nitifirana;
aina maro, sy mitovitovy ny isan'ny maty;

Ny TIM dia tsy LOGIQUE @ raisonnement-ny;

NY TIFITRA AREMA HONO mechant
fa ny tifitra TIM kosa gentil

Amiko izay logique, dia samy mechant daholo ireo.

sa izay le hoe: ny adalan'ny tena tafian-damba , fa ny an'olona ihomehezana.

Tadidio fa misy koa le fahendrena hoe:

Tsy amboako, tsy amboan'olona fa rehefa vandana dia kary
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:32
2. xxx ( 11/02/2009 15:45)
Ny an'ny Ravalo zany famonoan'olona amin'ny fomba Masina (minoa bala fotsiny ihany ....) fa vonoiko tifiriko kely amin'ny Minoa fotsiny ihany amity kalack ty hianareo ééé !!! fa alatsak'i Marika rà kely fotsiny isikéééé !!!
3. ravol ( 11/02/2009 16:13)
EFA ELA VALO KELY GADRA LAVA NO NITIFITRA NY MALAGASY ARY TENA GENTIL NO NAMELEZANY AZY, FA NAREO NO TSY TONGA SAINA RAHA TSY 21 TAONA ATY AORIANA, ZAO HENJEHAN'NY INTERPOLE @ ASA RATSY, TOHANO TSARA RY TIM FA HO HANOTANIAN'NY TARANAKAREO IANAREO AO AORIANA KELY AO, FA DIA TSY MANDINIKA VE FA DIA MIFIDIFIDY FOANA NAREO E!
4. salopard ( 11/02/2009 16:23)
RAVALO: TIFITRA JOE DALTON (fohy )

RATSIRAKA : tifitra JESSE JAMES (DEBA)


TGV : LUCKY LUKE (beau, jeune, rôle)

tsy ampy dôzy aloha
fa sao misy any ry Noue a!



5. ni81 ( 11/02/2009 16:53)
RAVALO: TIFITRA JOE DALTON (fohy )

RATSIRAKA : tifitra JESSE JAMES (DEBA)


TGV : LUCKY LUKE (beau, jeune, rôle)

tsy ampy dôzy aloha
fa sao misy any ry Noue a!
:lol:
6. Ryhana ( 11/02/2009 17:21)
- Ny fitarihana olona halatsaka aina, tsy izany ny demokrasia fa hafetsen'ny mpanao politika tsy matahotody izany ary efa nilaozan'ny toetrandro.
- Tokony ho menatra ny mpanao politika mitarika olona ho vonoina. Indrindra moa fa nandositra ry zalahy fa tsy sahy nitarika fa ny olona fotsiny no namporisihiny.

Efa film mahazatra io raha eto Madagasikara.

7. andrywui ( 11/02/2009 17:26)
ryhana == hevitsahona beurkkkk !! be fotsiny fa tsisy ventiny !! ny anarana tsara fa ny hevitra votany kely otrn'ny an'i Noue ihany
8. naughtyboy ( 11/02/2009 18:33)
ekena 100% ,na ny filma niseho marina sy ny resaka eto aza tsy mazava aminy
IREO NITIFITRA fa tsy resaka nitarika sy demokrasia,tsy ampy fatra ozy haofotsy nefa be WAWAWA =)) =)) :-$
9. Andribe ( 11/02/2009 18:56)
tokony ny bandy rehetra no nalefa tany de notifirina daholo de sipa sisa tafajanona de manao duel i ra8 sy boaikely de miaraka gly de avy amizay za mandroaka ny sipa rehetra miaraka @ vadin i andry =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. xxx ( 12/02/2009 00:32)
Oay lel'ena!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.0271