Avibe ny orana fa tsisy miala ny Mpanohana and-Ra8
1. penguin
(
11/02/2009 09:54)
Mbola mahita fa tsy miteniteny izay tandrify ny vavany i penguin. Na avibe aza ny orana dia miseho ny mpomba and-Ra8 ary tsisy miala ka samy mampiady ny maro an'isa izany hatreto aloha.
novalian'i xxx ny 11/02/2009 13:00
2. AnA
(
11/02/2009 09:56)
12:30 - Grosse affluence à Mahamasina, tribunes et gradins remplis. Beaucoup de monde continue à se diriger vers Anosy.
3. andrywui
(
11/02/2009 09:57)
Ny Mpamosavy anga matahotra orana na hatsiaka(miboridana) na hafanana rehefa entin'ny odiny ry babakoto a!
4. andrywui
(
11/02/2009 10:01)
Manaova calcul ry vendrana fa tsy zay Mahamasina kely io no innn! ny valin'ny eleksio maire no pourcentage mazava 85% TGV !! tadidio fa ny olona 5%eto Tananarivo ane ry dondrona ka 50.000 e !! io izy ao Mahamasina io !!
5. penguin
(
11/02/2009 10:07)
Efa lasa adala ity fa resaka maro an'isa vé sa resaka inona no lazain'ity andrywuiwui ty? Iza no lehibe Ambohijatovo sa Mahamasina ry dontokely a? Ary resaka eto Antananarivo Renivohitra no atao sa efa Madagasikara. Ny an'elah rehefa tsy tafavoaka dia ny fampiadiana olona sy ny fandrobana no heverina hampanana haingana. Samy tsarain'ny karatra leity f'aza mora lasa adala a.
6. andrywui
(
11/02/2009 10:10)
henoy aho aloha fa aza misendaotra aminio calcul io enao e!!!
+ 1.000.000 de pers ny an'i TGV teo Analakely
82.000 no mahafeno hipoka an'i Mahamasina
ny isan'ny olona eto Antananarivo izao dia 5.000.000
firy pourcent zany ireo voamboatavo kely ireo !! fa aza tonga de faly oa fa le 5 na le 10% kely tam eleksio maire ireo eo Mahamasina ireo !! hi !hi !hi !

7. penguin
(
11/02/2009 10:15)
Ahoana indray izany ry andrywuiwui LOLOVOKATRA a ? Efa kobo ny fikan'elah fa MPANDROBA. Noho izany miala ny olona satria hazo boboka avy any amin'ny sesi-tany any Frantsa. Tena sahirana ary mitady hifaharana ny olona saingy NIVANDRAVANDRA FA AVY AMIN'NY SESITANY NY TGVoa.
8. BOYSGOSS
(
11/02/2009 10:23)
andrywui:
Manaova calcul ry vendrana fa tsy zay Mahamasina kely io no innn! ny valin'ny eleksio maire no pourcentage mazava 85% TGV !! tadidio fa ny olona 5%eto Tananarivo ane ry dondrona ka 50.000 e !! io izy ao Mahamasina io !!
D ahoana zay mianakavy zao nifidy azy talou saingy zao tsy azy tsony fa toa manamaimbo sy mandefa olona manao sorona @-bibin'izy sy radidy mba ampandeha ny fanonganapanjakana izay nitsefotra fa tsy nahomy. Avereno anie ny election communale eto tana de ompaio zah raha mahita 5% io.
NUL NE PEUT RESISTER LA FORCE DE PEUPLE UNIE. IO LE DEMOS RY NANDRA A
RA8 IHANY NY ADY EO. IO RAVALO A, MIVIDIANA AIR FORCE ONE 5 HAFA DIA AMPIASAINAO ARY HIOVAHIOVANAO ISAKY NY MITSIDIKA FARITANY.
:-D :-D :-D :-D :-P
9. andrywui
(
11/02/2009 10:24)
mitagataga be amze olona 5% i Penguin !! hi! hi! hi! 82.000 pers ve ???
10. rahiratra
(
11/02/2009 10:28)
Mbola mijojo ny orana fa tsisy miala tokoa ireto mpanohana ny ara-dàlana. Manonofy marina ity andrywui ity.
11. andrywui
(
11/02/2009 10:34)
manofy ve aho raha mahita fa 5% fotsiny ireo olona ireo e!! ze tena marina resahina ry babakoto a!!
12. nyavo2000
(
11/02/2009 10:40)
Ny mbola tsy eny aza tsy hitan'là
Hafa ange leitsy ny hoe Rafalimanana contre TGV sy hoe R8, ny fifidianana maire teo tsy rototra ny olona, f'izao ireo mpifidy an-dR8 tonga saina dia makahala korontana, na ireo TGV taloha aza miova hevitra daholo ny 50% satria diso lalana fa nanaraka ny mpanao barofo.
Ny tena voam-boatavo dia ilay 10.000 max eny @ 13 mai isaky ny sabotsy ary 3.000 isan'andro.....ny mpanohana an'i Andry no tsy afaka mitombo intsony.

13. peta83
(
11/02/2009 10:48)
Tokony tapaka ko ny courant d am zay tsy mande ny ordinateur, d avy eo i andrwi sy pingouin manao ftona d samy mampiseho ny erintadriny avy ! sa aona?
14. xxx
(
11/02/2009 11:14)
kalme bainn isany àà!! ny ankamaroan'reo, d vahoka nentina avy aty ivelan'i tanà avokoa.
antsirabe, gratuit ny mazda androany maraina. manontania
arivonimamo torak'zany koa.
antsirabe, gratuit ny mazda androany maraina. manontania
arivonimamo torak'zany koa.
15. penguin
(
11/02/2009 11:57)
Samy manao izany ary nideraina mihintsy teny amin'ny 13 Mai ny hoe ireto avary ary ireto avatsy koa inona no ahagaga. Mihiratra ity ny andro ary vao maika maka toerana tsara ny mpomba an-dRa8. Marary saina le nilaza hizaha ny vary sy tsiparifary na jinjao daholo koa ireo olona mahafeno mahamasina ireo. Hehehehe
16. mion
(
11/02/2009 12:21)
da efa nanontany tokôtry aho fa nisy tokoa ny nanao special avy any tsididy, arivonimamo saingy nandoa frais mihoata noho ny fandoha isan'nadro
17. a256011
(
11/02/2009 12:23)
Vahoaka daholo na avy aiza na avy aiza ka. Ohatra ny zava-mitranga eny @ 13 mai, misy avy any @ faritany(Manamporofo izany ny sasany t@ ireo maty). Ka izany no maha-sarotra ny mi-évaluer hoe ny an\'iza no tena betsaka, raha tsy fifidianana. Fa ny olana de ity: isaky ny firy volana ary isika de hanao fifidianana mba ahafantarana fa ny mpanohana an\'iza no maro, ny mpitondra sa ny mpanohitra? Sao dia tokony hatsaraina ary ny technologie eto @ntsika de afaka mifidy isaky ny 3 volana ohatra ny any Souisse isika. Ahoana anefa ny ahatongavana @ zany? Ny antsika eto aza potehina ny zava-bita ()... Ahoana marina moa ny DEMOKRASIA e? Izay manana olana de manongana sa ahoana? Iza anefa ny olona (Firenena) milaza fa tsy manana olàna? Etats-Unis ve? La Frantsa ve?
Ny 4mi sahirana @ sakafo ho haniny...
Ny manana Radio sahirana @ vidin\'ny pile ka mihena ny sakafony...
Ny manana Télé sy Frigo sahirana @ vidin\'ny Jiro ka mihena ny sakafony...
Ny manana fiara sahirana @ vidiny carburant de mihena ny sakafony...
Ny mpanao politika sahirana @ seza de mihena ny sakafony ...
De hikomy foana ve isika izany fa tsy mba hisasatr mihitsy??? Raha tsy hoe angaha mahita mpitondra mahay magie nareo? Mahita ve nareo?
Momba ny DISO t@ nahafatesana olona koa:
Nahoana no tsy misy manameloka ny t@ 10 août ny mpanohitra(TGV), ary milaza fa ny t@ 07/02/09 tena famonoana feno habibiana???
Na ny Professeur Zafy Albert izay nampanantena t@ izany fotoana izany fa hanenjika ny nampitifitra t@ zany fotoana aza tsy nahavita n\'inn ??? Sa ve rariny ny an-dRatsiraka t@ zany? (nefa samy nahafaty ihany, ary samy tsy nitam-piadiana na t@ zany ny olona, na t@ ty.)
Sa izany marina no atao hoe RIRININ-DASA tsy tsaroana...
Sao dia samy manana ny MARINA ary zareo fa isika no TSY MAHALALA @ zay de azo atao sorona foana...

18. xxx
(
11/02/2009 13:00)
a256011 ekena tompoko marina tsisy azo tovonana!ny azoko ambara dia ny hoe zah aloa leo korontana e! raha samy ahantra ihany aleo mba milami-tsaina